Mofo grefy

1. onjah ( 04/04/2006 15:34)
Mofogasy ny an-tsasany ary ramanonaka ny an-tsasany.
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 04:38
2. booboo ( 04/04/2006 15:39)
3. Herimiafina ( 04/04/2006 15:58)
Tena zah tsy tia raha tsy le vao mafana fa raha vantany vao mangatsiaka dia lasa otsan'ny mihinana fasika klé!
Fa tsy misy ankafiziko otsan,ilay ramanonaka au crevette iny klé, hummm hummm :miam::miam:
4. booboo ( 04/04/2006 16:46)
indrisy fa lafo lôtra zany ho anay ! dé mifaly @ lé ramanonaka 30 na 50 ar. eeeeeee :}:}
5. Herimiafina ( 04/04/2006 16:51)
Anjay kosa ry booboo! Ka teny Sabnam aza no nisy nivarotsa an'io knou! Dimapolo ariary de mahazo knou, fa le rambona crevette ireny no totoiny de ataony anatin'ilay apate fa favy an! ahumm ahummm :-w
6. lanto ( 04/04/2006 17:17)
Rehefa tsisy mofo grefy de mofo gasy sy ramanonanaka atambatra , vita ho azy :)
7. Herimiafina ( 04/04/2006 17:23)
Tena tsy laitra izany ry lanto an1 ny iray mamy be moa ny iray masira be, le grefy anie tena ny sira no betsaka e, fa ny siramamy eo ho eo ihany mba tsy hahamonamonaina izany!
Fa ny ahy aleoko ihany le ramanonaka de asiana saosisy kely arizato an, ahumm ahumm :-w:-w
8. kiali ( 04/04/2006 17:29)
fa iza le ramanonaka eh????
9. kiali ( 04/04/2006 17:54)
vendrana koa le kiali ty an! tsisy zavatra kôpin'i lery mintsy :D:P:P
10. Herimiafina ( 04/04/2006 17:55)
=))=))=))=)) ahumm ahumm :-w:-w
11. vale ( 04/04/2006 19:43)
onjah:

Mofogasy ny an-tsasany ary ramanonaka ny an-tsasany.
:roll:tsy azoko:-w


12. Fiffi ( 05/04/2006 04:29)
taiza indray nisy an'io mofo grefy io ? zany ve ry zareo tsy mankaleholeo ny mihinana an'izany ?
kiali: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. booboo ( 05/04/2006 11:51)
zà klou tia e ! eny @ mpivarotra mofogasy eny an-tsisin-dalana reny defa misy
14. kiali ( 05/04/2006 15:40)
Fiffi:

taiza indray nisy an'io mofo grefy io ? zany ve ry zareo tsy mankaleholeo ny mihinana an'izany ?
kiali: :-D:-D:-D:-D:-D:-D


fa maninona aza zah no ataon'i fiffi fimehezana fona eh???tsy azoko mintsy
15. kinaoly ( 05/04/2006 17:18)
ôtran'ny tsiro-na rehoka :°), le mamy masira hafahafa be fa tsy mivôka sucré salé tsara, njinja refa mangatsika le mofo fa tsara foneeee :°)
16. Fiffi ( 05/04/2006 18:31)
hoy kiali:
Mpandefa : kiali [ Valio ] 04-04-2006 22:54:49
Lohateny : Re : Mofo grefy
vendrana koa le kiali ty an! tsisy zavatra kôpin'i lery mintsy
dia io no mampihomehy ahy koh! :wink:
17. onjah ( 06/04/2006 08:52)
lanto:

Rehefa tsisy mofo grefy de mofo gasy sy ramanonanaka atambatra , vita ho azy :)

Ka izay mihitsy anie no niandohan'ilay izy e.
Sa tsy tadidinareo ilay rehefa hividy mofo iny Dada dia manontany hoe : Inona ny an'ialahy, mofo gasy sa Ramanonaka ? :lol:(Izy roa mitambatra) :lol: Sady te-hihinana azy roa anefa ny vola tsy maharaka.
Dia izay no nahatonga ny mpivarotra namorona ilay mofo grefy.
18. vale ( 08/04/2006 15:06)
:-D:-D
19. mirana5 ( 09/04/2006 16:39)
20. Falzar ( 13/04/2006 12:13)
Onjah: ndry koa akia tena mampahatsiahy ny any MDG mints'ko. 'Zao 'zay lasa tena mitelin-drora eto fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2516