Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
dadabe ( 01/04/2006 13:19)
future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!
ANDROANY 1ER AVRIL (POISSON D'AVRIL) dia araka izany ry havana amantsakaiza mpisera eto @ pilaneta sera dia amin'alahelo lehibe no hanambaranay goaika antitra@ity raharaha ity fa dia maro ny sipa ... suite
répondu par dadabe le 27/04/2006 13:56
booboo ( 01/04/2006 10:37)
fahandro akoho ( tohiny )
Tsy hitako intsony ilay fahandro akoho natombok'i Bichette angamba izy izay dia tohizako eto.:°) Risotto au poulet et aux dattes ( olona 4 ) -Nofon'akoho voatetika madinika ( zay hitanao fa ho ... suite
répondu par Falzar le 13/04/2006 12:17
nyeja ( 01/04/2006 10:00)
Fandikana Tononkalo Ny Eja fiteny frantsay
Miarahaba antsika rehetra Ny tenako dia mitady poety malagasy mahafehy sy manana talenta amin'ny fanoratana teny malagasy sy frantsay handika ireo tononkalo ao amin'ny boky "ilay fitia" ho amin'ny... suite
répondu par fiaritiana le 04/04/2006 09:50
Fiffi ( 01/04/2006 08:36)
Mitovy fa tsy sahala
Sadasada manan-tsoratra ny fifandraisana amin’ny any ivelany, raha amin’izao fotoana izao. Manana masoivoho isuka, any rehetra any, saingy ny ankabeazan’izy ireo, raha ny marina dia ny 99%, ang... suite
répondu par fijo le 05/04/2006 19:00
Fiffi ( 01/04/2006 08:12)
Ankizivavy kely naolana sady notapahin-doha
Bongatsara Faty tsy misy loha ary niboridana, izay no hitan'ny fokonolona tao anaty kirihitra tamin'iny faritr'Anjomakely iny, ny alakamisy teo. Ankizivavy kely manodidina ny fito taona eo izy io, ra... suite
répondu par prime le 02/06/2006 11:34
Fiffi ( 01/04/2006 05:50)
Fitandremana @ gripa aviaire
Tsy poisson d'avril akory ity fa tena marina an! Nahazo taratasy avy @ prefecture daholo ny olona rehetra hoe izay miompy akoho na vorona sns.... dia hatramin'ny faran'ny volana Mai dia tsy maintsy h... suite
répondu par Fiffi le 07/05/2006 19:19
Vaika ( 31/03/2006 22:22)
Pb de son !
Mba mila fanampiana ry zareo a ! Lasa mikasaosaoka be sady lasa ambany be ny son amin'ny pc-ko. Ohatran'ireny radio tsy mahazo fa tsy misy antenne ireny. Ny volume anefa ok (auto-diagnostique). Iz... suite
répondu par cutie le 05/04/2006 12:50
hery ( 31/03/2006 22:06)
Tantara tadiom-pitiavana
Fantatro fa na mody tsy miteny aza ny sasany :-) dia mamaky mangina an'ilay tantara Tadiom-pitiavana ny ankamaroany. Efa zakan'ny sain'ny gasy ve ny tantara toa ireny? Marina fa mitranga eo amin'ny f... suite
répondu par Topher le 18/06/2017 10:21
Fiffi ( 31/03/2006 17:40)
Fa misy inona ?
[size=7]M[/size][size=8]a[/size][size=9]n[/size][size=10]o[/size][size=11]m[/size][size=12]b[/size][size=13]o[/size][size=14]k[/size][size=15]a[/size][size=16] [/size][size=17]a[/size][size=18]n[/size... suite
répondu par Fiffi le 04/04/2006 09:57
dadabe ( 31/03/2006 14:54)
arabaina manokana i veloo
Statistika Isan'ny dinika : 76 Dinika ankapobeny : 36 Dinika manokana : 40 Hafatra rehetra : 48811 Lohahevitra : 1384 Valiny : 47427 Mpanoratra rehetra: 1137 Nanoratra be indrindra: [u][b]Ve... suite
répondu par dadabe le 29/04/2006 14:47
lemenakely ( 31/03/2006 14:35)
toko 3 namamasaka ny nahandro !
Nampahantraina, Ampahantraina ary Hampahantraina ny malagasy izay no zava-misy ! http://www.lexpress.fr/info/monde:dossier/madagascar/dossier.asp MARINA ARY TSY MISY HO KIANINA IO ARTICLE IO... suite
répondu par Fiffi le 03/04/2006 06:58
4mimananelatra ( 31/03/2006 13:59)
mbà raiso ny andraikitra re ry fivondronana o!
Angamba raha tsy ny gazety toy itony mihintsy no milaza fa tsy mandray andraikitra ny fivondronana izay baikoin'ny filoha Ravalomanana vao mino ianareo rehetra ,mampalahelo ny zava-misy eto aminay fa ... suite
répondu par cutie le 11/04/2006 17:58
Mifenty ( 31/03/2006 12:55)
Dadabe sy pissoa sy ny tantarany
Tena ndraindray tsy azo tsony le resaka fa aoka azava tsara kle Misy oe i dadabe sy mpisoa fotsiny no manoratra ndraindray de misy kou oe i mpisoa mi surveiller an'i dadabe de misy kou oe... suite
répondu par dadabe le 14/04/2006 11:20
ff ( 31/03/2006 12:52)
Mangataka tononkira
'Zao rey olona e! Mba mangataka tononkira iray izay aho. Tsy fantatro ny lohateniny, fa ny tarika Jeneraly angamba no mihira azy raha tsy diso aho. Hira duo fanao am lanonana ara-panambadiana izy io m... suite
répondu par gesster le 14/05/2025 09:29
sakaizakely ( 31/03/2006 12:45)
effet de serre
Miha-mafana ny tany, ary fotoana vitsy sisa dia hiempo tanteraka ny glaces any @ pôles nord 1° hisotrondra ny niveau-n'ny rano, ho betsaka ny toerana ho difotra tanteraka => fifindramonina (exode... suite
répondu par ratahx le 17/05/2006 11:21
xxx ( 31/03/2006 11:04)
01 avril 2006
satri mo zany za ts ho eo am 01 avril 2006 de tiko tataraina eto le blagy mazto aza mamaky ...[u]jereo eto[/u]... suite
répondu par pissoa le 08/04/2006 13:40
xxx ( 31/03/2006 10:41)
IREO MPIANDRY !!!
Maha lasa saina ahy ry zareo miala tsiny aloha raha misy tafitohina fa zavatra hitako izy ity teto @ tanàna .Nisy olona voan'ny épilepsie na andro be dia sendra hitan'ilay mpiandry dia niantso ny na... suite
répondu par prime le 26/05/2006 12:28
xxx ( 31/03/2006 10:31)
AHOANA IHANY NY FANANTENANA MOMBA NY HO AVINTSIKA E!
Marina fa tsy mety ny mitaraina lava fa tena tsy mbola hita taratra mihintsy aloha pour le moment ny atao hoe FANDROSOANA raha ny eto MADAGASIKARA no resahina e -ny sandam-bola mihen-danja toy ny ... suite
répondu par vahatra22 le 08/05/2006 14:15
rasah ( 31/03/2006 09:53)
mora mivadi-dela ny mpitondra
toy hoatrin'ny manao mpitari-bato mivilam-bava ny mpitondra eto gasikara eto. vao iray taona mantsy izay no nitenenan'ny filoha fa tsy misy hidirany izay tantara momba ny 29 martsa, gaga anefa aho t@ ... suite
répondu par xxx le 17/04/2006 22:54
rasah ( 31/03/2006 09:43)
mitady antivirus
mba mitady antivirus aho, sao dia afaka manoro site ahafahana mi-telecharger gratuit ianareo misaotra... suite
répondu par Fiffi le 02/04/2006 13:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.974