future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!

1. dadabe ( 01/04/2006 13:19)
ANDROANY 1ER AVRIL (POISSON D'AVRIL)

dia araka izany ry havana amantsakaiza mpisera eto @ pilaneta sera dia amin'alahelo lehibe no hanambaranay goaika antitra@ity raharaha ity fa dia maro ny sipa sy bandy tafalatsaka ao anatin'io mariazy miara-mizotra virtoaly io .
ny fanamasinana dia hataon'i papa virtoaly Sonwin the 2nd, sy ny kardinaly dadabeVII, ary hotronin'ireo olomanakaja maro sivily sy miaramila eto @ pilaneta sera .Marihina manokana fa mety hisy olona 1 hanana anajra 2 , araka ny hiran'i papa raindimby (efa lasa-korazana izy )hoe "soa ny manandroa
raha sitrakao dia indreto aza ny anaran'ireo fokonolona hita sy mendrika ho amin'izany laharamboninahitra mariazy izany :(:(:(

1- mifenty-pissoa
2-ragadona-kala
3- herimiafina -kala
4-herimiafina-diams
6-lapino-pissoa
7-herimiafina -fasaly
8-herimiafina-veloo
9-patrick2002-mamzelkely
10-zefalahy-arimalala
11-kingstar77 -akamatiana
12-de....de....dee...:-@:-@

ampio hoe zah ry zalahy fa efa somary soara de tsy mahita trony ny maso a:{:@
novalian'i dadabe ny 27/04/2006 13:56
2. pissoa ( 01/04/2006 13:29)
12 - papa (fôsika) :wink: - zelkely
13 - bedada - nolalaina
14 - bedada - zokilahy =))=))
15 - bedada - solitikabe
16 - wata - Veloo
17 - (l)(l)(l) - zah :-D:-D:-D:-D
18 - xxx - xxx
19 - de ... de ... de ... :-@:-@:-@
3. cutie ( 01/04/2006 13:34)
:-D:-D de i dadabe sy veloo koa adino :-D
4. diamondra27 ( 01/04/2006 13:37)
pissoa a sy cutie a, zah hoaa efa kardinaly de tsy mety tsony :(:( (raha sipa de hoe efa menopose e :( )indrisy :(

1- adio marina i sonwin sy cutie le :°)
5. pissoa ( 01/04/2006 13:40)
Diam, njy tsy hitahita teo an :-*:-*:-*:-*
6. cutie ( 01/04/2006 13:41)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 01-04-2006 17:37:03
Lohateny : Re : future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!
pissoa a sy cutie a, zah hoaa efa kardinaly de tsy mety tsony (raha sipa de hoe efa menopose e )indrisy

1- adio marina i sonwin sy cutie le

kardinaly @ ahona koa njy ?:roll:
7. dadabe ( 01/04/2006 13:43)
cutie :-$:-$ sekire izany ry zanako

diams :-w:-w

fa izany hoe cutie sy sonwin marina klou hummm


pissoa ahoana indray io koupl vaovao io ??? wata-veloo :-D tezitsa be iny zao fa jereo tsara anie e
8. dadabe ( 01/04/2006 13:46)
ndao aza raiketina amizay le mariazy sao mihova hevitssa tampoka eo ny kilonga
9. cutie ( 01/04/2006 13:47)
dadabe sy veloo koa alou hummmmmmmmmmmmmmmmm be mitsy e :-D:-D:-D:-D
10. pissoa ( 01/04/2006 13:50)
bedada:
pissoa ahoana indray io koupl vaovao io ??? wata-veloo tezitsa be iny zao fa jereo tsara anie
Mba araho ihany noa ny vaovao tselatra eeeee :roll::roll:

cutie, okay aza e

20 - bedada - Veloo
21 - papa (fôsika) :wink: - cutie
11. dadabe ( 01/04/2006 13:51)
cutie efa hoee zah hoaa efa kardinaly :(:( jereo io lazain'i diams io :(
12. llalao ( 01/04/2006 13:58)
kardinaly(fosika)- veloo :-D:-D:-D
13. Fanja1 ( 01/04/2006 14:01)
inn re ty e?:-D:-D:-D:-D:-D
14. dadabe ( 01/04/2006 14:10)
ilalao a> efa hoe zah hoaa efa kardinaly ko toi ko:(:(:(

fanja1> ary @ pro....ko mbola asintsika fa tsy taitra toi e:wink:
15. sonwin ( 01/04/2006 14:12)
raikitra ndray zany ty kle:-D

Kardinaly dadabeVII > omena anao ny fahefana feno hanao ny fanamasinana fa hanao fitsidihana kely any amin'ny ilabolan-tany atsimo aho.Dia ataovy izay mety fa rehefa tonga aho manamafy.

Sao dia ialahy ihany lety ry bedada no diamondra27 dia adino ny nanova ilay ps kle? :°):^)
16. pissoa ( 01/04/2006 14:14)
Hihihi, miatakataka i papa fa te hohamasinina fa tsy hoe mpanamasina intsony an :-D:-D:-D

sonwin:

Sao dia ialahy ihany lety ry bedada no diamondra27 dia adino ny nanova ilay ps kle?:°):^)
Fa firy mihitsy ny ps-ny bedada izany kle

Ilalao, vao tonga anjoany d'efa mahafantatra an'i kardinaly(fosika) sy Veloo an :wink: Arahabaina e :-*
17. cutie ( 01/04/2006 14:16)
aiza kao de i diams ihany no bedada:roll:
18. sonwin ( 01/04/2006 14:19)
Tsy any izao ny resaka fa miandry ny Kardinaly hanamasina isika :D

Atomboy araka izay lohalaharana ao amin'ny lisitra e
19. pissoa ( 01/04/2006 14:20)
Aleo papa arakaraka ny laharana any am-piangonana :D
20. cutie ( 01/04/2006 14:20)
za tsy izy fa fafao ry kardinaly a:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4154