future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!

41. ikalakintina ( 01/04/2006 21:03)
za reto anao vavolombelona a!
42. fiaritiana ( 01/04/2006 22:06)
:-D:-D:-D:-D:-D
43. Veloo ( 02/04/2006 01:34)
44. Veloo ( 02/04/2006 01:36)
:-w:-w:-w misy faly ndray ato fa niverina ny taloha ela beuuuu:-D:-D:-D:-D
45. dadabe ( 02/04/2006 01:58)
:-D:-D:-D

araka ny fangatahan'ny maro dia ampiana ny liste

1-patrick2002-ikalakintina
2-lapino -fiaritiana (aza saropiaro i pissoa a)
....

de..de.....:-@

sonwin ::°)atomoboka ve izy ity papa a?
46. pissoa ( 02/04/2006 03:11)
Herimiafina:

Raha ny fahitako azy tokony omena autorisation koa ry zareo mba afaka manambady izay tiany ankoatr'ahy o? Mety izany sa tsy mety ry pissoa?
Akoholahim-bohitra ihany leitsy no misy fa toa tsy misy akohovavim-bohitra izany an :roll::roll:
47. pissoa ( 02/04/2006 03:13)
bedada:

2-lapino -fiaritiana (aza saropiaro i pissoa a)
:-w:-w pas touche kely azafady :evil::roll:=))=))=))
48. Veloo ( 02/04/2006 03:35)
pissoa zay mihitsy retsy a :-D^^:-D:-D
49. patrick2002 ( 02/04/2006 03:57)
voninahitra ho ahy Mr et Mme le cardinal no mangataka ny hamoramponao mba ho fenoina telo ny ahy ,@ izay dia mba telo ho an'i iray :(:(:(
50. Veloo ( 02/04/2006 04:01)
:(:(:(:(
51. pissoa ( 02/04/2006 04:18)
patrick =))=)) mitady ho coq-mbohitra koa an :°)

Veloo :-D:-D:-D
52. sonwin ( 02/04/2006 04:41)
dadabe> atombohy amin'izay fa manjary lasa lava loatra ny lisitra ka tsy araka intsony. Ireo manana akama virtoaly maro ireo asaivo misafidy fa iray ihany no azo atao vady virtoaly araka ny lalana virtoaly eto amin'ny ntontolo virtoaly misy antsika. Ny ambiny asaivo ataon-dry zalahy any amin'ny sisiny tsy atao fanta-bahoaka :°), ataovy soa leiroa a!Dia iny raiso ny fahefana feno amin'ny fanamasinana :D
53. pissoa ( 02/04/2006 04:43)
Ary ??? - Fiffi ry reto an :roll::roll::-D:-D:-D
54. sonwin ( 02/04/2006 04:54)
i....anona e:°), aleo fa ho avy eto ihany ny azy :°)
55. pissoa ( 02/04/2006 05:03)

dadabe> atombohy amin'izay fa manjary lasa lava loatra ny lisitra ka tsy araka intsony. Ireo manana akama virtoaly maro ireo asaivo misafidy fa iray ihany no azo atao vady virtoaly araka ny lalana virtoaly eto amin'ny ntontolo virtoaly misy antsika. Ny ambiny asaivo ataon-dry zalahy any amin'ny sisiny tsy atao fanta-bahoaka , ataovy soa leiroa a!Dia iny raiso ny fahefana feno amin'ny fanamasinana
Manohintohina ny tombontsoako izany papa an :roll::roll::-D:-D:-D
56. fasaly ( 02/04/2006 06:45)
:°):°):°):°):-w
57. dadabe ( 02/04/2006 11:16)
ity aza ny lisitra farany a

1-mifenty-pissoa
2-herimiafina-fiaritiana
3-zklbfkfk-Fiffi
4-watafon-veloo
5-lapino-ikalakintina
6-patrick2002-mamzelkely
7-zefalahy-arimalala
8-sonwin-cutie
9-dadabe-fasaly
10-ragadona-kala

marihana etoana fa rehefa tsy misy chiffre tahaka ny hoe sonwinthe 2nd na dadabe VII dia afaka manambady ny papa sy ny kardinaly "droit canon" version -8 io

io ny koupla ka dia atomboka ny fanamasinana
58. lapino ( 02/04/2006 11:28)
Kay lety e! hifanambady ny papa sy ny kardinaly :-w:-w :-D:-D
Fa ahoana kosa ragadona sy kala no tsy omena pole position e? :wink:
59. dadabe ( 02/04/2006 11:32)
ka io anie liste fotsiny fa tsy hoe par prioritaire e

kiii tsy hoe papa sy kardinaly no mifanambady fa i papa sy kardinaly mahazo manmbady :°):°)
60. fasaly ( 02/04/2006 11:49)
:Pkay hanao mariazy am bedada ve zà zany?????:P(l)de hifindra any chine zany zà zao de lasa tin-tan....:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3399