future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!
63. patrick2002
(
02/04/2006 13:17)
pissoa:
patrick =))=)) mitady ho coq-mbohitra koa an :°)
Veloo :-D:-D:-D
non leitsy ah tsy izany fa mba te hamonjy vehivavy mananotena leitsy ah! @ izay dia ho mora ho ahy ny ahazo ny fanjakan'ny lalitra fa tsy lanitra :-D:-D:-D
64. lapino
(
02/04/2006 13:26)
pissoa:
bedada::-w:-w pas touche kely azafady :evil::roll:=))=))=))
2-lapino -fiaritiana (aza saropiaro i pissoa a)
Ao re fa meko an-dry ihany 'nge fiaritiana, indramiko hatao mariazy fotsiny e! :wink:=))=))
67. fasaly
(
02/04/2006 14:35)
veloo: kou zay no voasoratra anaty ny lisitra vaovao hatramzao kou:°) hatao mariazy am bedada(l):P:-Dde bye dooly nareo fa ny anay tena ho fety beuh ary tsy hiverina ato am serasera trony avy eo sao lan'olona eo njay izy:roll::roll::roll:zà amin'io efa any tin-tan8)
68. lapino
(
02/04/2006 14:55)
kely sisa dia raikitra koa ny kombaka fasaly vs veloo ato kle!! Ny loka zany dia voyage pour 2 personnes mankany tin-tan :-D:-D
dadabe < tena aleo kloo maka pilasy fa tena misy tournoi mihitsy izy zany kle! :-D:-D:-D
Sady zay maka an'ze mandresy, de maka an'ze resy koa :-D:-D:-D
dadabe < tena aleo kloo maka pilasy fa tena misy tournoi mihitsy izy zany kle! :-D:-D:-D
Sady zay maka an'ze mandresy, de maka an'ze resy koa :-D:-D:-D
69. fanilo
(
02/04/2006 15:48)
lapino: fa maninona no hikombaka zay sy veloo:?::°)
zavatsa tsisy hifandraizany mahintsy fa i veloo hoe an'i watafom (dokotera n'ny serasera) kou:°):°):°)
fa mailo ihany njy veloo am fizahàna hataon'i wata fa njainjay manko rehefa manao depistazy zay de.....ho voasitona any nedala:wink::-D

70. fasaly
(
02/04/2006 15:50)
:roll::roll::roll:kiiiiii! tsy voava njay veuh nama ny ps-ko:^):^):^) zà ihany io nampiasa i fanilo io fa ranjandry io an:-D:-D:-D
71. lapino
(
02/04/2006 16:07)
fasaly, ka nisy faha-20 tam'lisitra koa teo ko! :wink::wink:
Fa ahoana aloo io zandrin'i fasaly io e? fanilo no anarany teo moa? :wink::wink:
Fa ahoana aloo io zandrin'i fasaly io e? fanilo no anarany teo moa? :wink::wink:
74. fasaly
(
02/04/2006 16:15)
:x fanilo mbola mitranga ihany:-D:-D ataon'i oul mariazy eo kounkou fa atovy:°):°):°) mifitsaka tsara de hendrytsara aza mianatra an'i zoky fasaly fa izy efa hi ti-tan zao:P:-D
lapino: lisitra folo reo hitako ambony reo ka!
iza lay lisitra faha 20 kay:?::roll:
bitsiho amiko hoe fa tena tsy harako mahintsy:wink::°):^)
lapino: lisitra folo reo hitako ambony reo ka!
iza lay lisitra faha 20 kay:?::roll:
bitsiho amiko hoe fa tena tsy harako mahintsy:wink::°):^)
75. lapino
(
02/04/2006 16:19)
fasaly, http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m442e7defd4bfe#m442e852bc9ed6
fanilo, inn programan-dry rariva?! aza mikôzikôzy amin'i fasaly an! :-$:-$
fanilo, inn programan-dry rariva?! aza mikôzikôzy amin'i fasaly an! :-$:-$
76. fanilo
(
02/04/2006 16:23)
lapino: afaka mifampitafa eto tsika rahariva fa i fasaly hatory aloha anio alina:-$:-$:-$
77. fasaly
(
02/04/2006 16:28)
kayyyyyy! tena misaotra an'i toi lapino fa tena jamba kou zà try nahita an'io raha izany:cry::cry:
tena bo parleur zany i bedada raha izany:evil:
hay misy an'i veloo kou:evil: tsisy mariazy eo zany:^) mila fanazavàna avy am pissoa kely kalou fa izy no nampiditra io lisitra tsy mazava io:?::?::idea::snif::snif::snif:very aho fanantenaiko marina...

78. Herimiafina
(
02/04/2006 17:34)
Zah hoa tsy hanambady raha tsy feno 12 ny ho vadiko klé, hehehehehe=))=))
79. Veloo
(
02/04/2006 20:25)
fasaly, fanilo a mazoto retsy a...:-*:-D:-D:-D:-D tsisy olana mihtsy zany bon debarras hihihi
80. dadabe
(
03/04/2006 01:54)
non non non non non fasaly isika mitsam ihany hoaa:-*(l)
lapino > iza sy iza le hikombaka le ?
lapino > iza sy iza le hikombaka le ?