future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!
102. Herimiafina
(
03/04/2006 16:46)
Aleo koa izay de tsy miafinafina tsony fa leo le makany anelakelantrano foana aho klé, hehehehe=))=))
104. Herimiafina
(
03/04/2006 16:49)
Tairo ary aloha : :*:*:*:* 30mn tsy ankiala de ..... amin'izay avy eo e! hummmm :{:{
106. Herimiafina
(
03/04/2006 17:12)
Maninona njy6 tsy ampy rivotsa angaha6 sempotra? hehehehehe=))=))
107. fiaritiana
(
03/04/2006 17:28)
pissoa:
bedada::-w:-w pas touche kely azafady :evil::roll:=))=))=))
2-lapino -fiaritiana (aza saropiaro i pissoa a)
:evil::evil::evil:zay ny an i dadabe zay!
108. fiaritiana
(
03/04/2006 17:33)
lapino:
pissoa:
bedada::-w:-w pas touche kely azafady :evil::roll:=))=))=))
2-lapino -fiaritiana (aza saropiaro i pissoa a)
Ao re fa meko an-dry ihany 'nge fiaritiana, indramiko hatao mariazy fotsiny e! :wink:=))=))
ahoana koa zany indramina atao mariazy zany?? zà koa mba te atao mariazy koa! houhouhoun!
109. totofy
(
03/04/2006 19:19)
HM kay tena "SUPERMAN" , bzzz glop dia tonga ary ....bzzz glop dia tonga ery .... bbzzzz glop dia tonga aty..mamela ny mamy an :*:*:*:*! ..mampiasa viagra sa bois bandé ngah sa.... natoraly....?????...ny ana aloha gingembre é ..!!
111. dadabe
(
04/04/2006 02:54)
kiii rey razako oo!!
sady mifanoroka ireto kilonga no mifandamoro imasombahoka
eny re maisna maria fa hatramin'i veloo aza efa mifandamoro :{:{ loza ity marina
henje tsala doly amizay a:°)(l):twisted:8):°)
sady mifanoroka ireto kilonga no mifandamoro imasombahoka
eny re maisna maria fa hatramin'i veloo aza efa mifandamoro :{:{ loza ity marina
henje tsala doly amizay a:°)(l):twisted:8):°)
112. sasa
(
04/04/2006 03:43)
=))=))=))=))=))=)) hi hihihihi hihi tena betsaka kosa izany vita mariazy miara-mizotra virtoaly izany kou,=))=))=))
dadabe aleo kosa izy hifandamoro koa tsy efa vita ve ny fanamasinana sa .....
dadabe aleo kosa izy hifandamoro koa tsy efa vita ve ny fanamasinana sa .....
113. mamzelkely
(
04/04/2006 05:47)
Veloo:
kala, mamzel ny tsara retsy manao masera otrana a:-D:-D:-D
za ngeh ky ry veloo efa masera hanamasina an reto mariazy bobaka beuu reto aza ho ataoko zao fa ts maharaka dadabe :-D:-D
114. kala
(
04/04/2006 05:56)
:(veloo > zà akia hanaraka andry hanao masera nefa ndry aza mifa:* @ HM. sady izay mbola i HM ihany
kiiiiiiii:oops::oops::oops:
HM > tena aleo amin'izao ka tsy misy mariazy tsy misy tompon-toerana ary tsy misy :*:* ka!
:roll::roll::roll::roll::roll:
kiiiiiiii:oops::oops::oops:
HM > tena aleo amin'izao ka tsy misy mariazy tsy misy tompon-toerana ary tsy misy :*:* ka!
:roll::roll::roll::roll::roll:
115. nolalaina
(
04/04/2006 06:49)
pissoa:
13 - bedada - nolalaina
8O iny ndray no tsy hitako sady tsy arako !! hihihi andé hividy akanjo mariazy virtoaly zany sô dé miboridana @ mariazy zay vô waine virtoaly eto zà kou!!hihihihi :wink:
116. dadabe
(
04/04/2006 09:16)
zay vao tonga i nolalaina marina nefa toi mihitsy no nendrasako eto efa ela be izay :*
120. pissoa
(
04/04/2006 11:38)
Inn doly reto soratra bobaka be reto kle :-w:-w
lapino, iny :evil::evil: an'lah
Herimiafina iny :evil::evil: an'lah
bedada :evil::evil: iny an'lah
lapino, iny :evil::evil: an'lah
Herimiafina iny :evil::evil: an'lah
bedada :evil::evil: iny an'lah