future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!

141. kala ( 07/04/2006 07:55)
mifenty > zà tsy manana biz fa mbola handeha hividy zà io =))=))=))=))

tena hanao fanambarana ofisialy zà io fa tsy hanambady ndray kà! :wink: aleo lay invitéefotsiny ê! mba mitehaka de mi-dance tsy misy atahorana=))=))=))=))

sasa > merciiiiiiii @ le toro-hevitra

dadabe > ianao zany sady mpanamasina no mbola hitsara ny fisaraham-panambadiana koa :roll::roll: nan!nan!nan!
142. mamzelkely ( 07/04/2006 08:41)
kala de ataonjy aiza zany reo saika vadinjy reo :roll::-D:-D
143. dadabe ( 07/04/2006 10:16)
asa retsy:°)
144. ari.malala ( 07/04/2006 11:11)
atao any am-paosy aky a:^):/
145. mamzelkely ( 07/04/2006 11:27)
omby ve any :roll::-D
146. kala ( 07/04/2006 11:35)
ataoko lavanty akia:oops::oops::oops:

sady betsaka mpijery te-hanana eo de mora lany ka:wink:

ari > na de paosy hoatrany an'ny kangoroa aza ve de 8)8)8)8)
147. dadabe ( 07/04/2006 14:43)
:roll::roll::roll::roll:
148. Herimiafina ( 07/04/2006 15:09)
Tairo le mariazy fa noana zah klé.
Mila mpahandro kaly sy mpandrehitra afo ary mpanasa lamba rapida! lol hehehehe=))=))
149. dadabe ( 07/04/2006 15:23)
150. Herimiafina ( 07/04/2006 15:56)
Tairo leisy dadabe an! omeo vady iray eo farafaharatsiny klé, hehehehe=))=))
151. kala ( 07/04/2006 18:56)
sady enao efa ao anatin'ny ataoko lavanty ry HM raha tsy mandeha manao mariazy haingana eo an!:wink:
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))

tsy point s ny tsy ankihetsika eto ê!:-$
152. Mifenty ( 07/04/2006 19:56)
153. diamondra27 ( 07/04/2006 20:00)
dia faly miarahaba anareo rehetra ny tenako, ka maroa fara sy dimby:wink:

misy surprise izy izany an!:-w:-w
154. sasa ( 08/04/2006 04:38)
hi hihihih soa ihany za fa tsy ao anaty lisitra :-D:-D:-D:-D:-D
155. Mifenty ( 08/04/2006 08:07)
156. diamondra27 ( 08/04/2006 08:21)
raikitra ihany ve aloha le pissoa sy mifenty sa pissoa sy lapino e!
157. diamondra27 ( 08/04/2006 08:24)
ity mba misy fanontaniana kely: raha misy cousin sy cousine koa te hifanambady de mety ve?

HM sy le cousine ohatra
de le sakakely iray izay
de vaika sy le cousine
158. diamondra27 ( 08/04/2006 08:29)
bubbly sy coral
fiffi sy wata
159. diamondra27 ( 08/04/2006 08:32)
ny tokony natao de tokony nanaovana arbre généalogique ka atomboka @

dadabe sy bebe(=ps bebe)
fasaly sy ralay
lemenakely sy :-w:-w trou de mémoire
160. diamondra27 ( 08/04/2006 09:21)
fasaly sy lemenakely
kala sy mifenty
corallie sy vaika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094