future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!
122. nolalaina
(
04/04/2006 12:11)
dadabe:
zay vao tonga i nolalaina marina nefa toi mihitsy no nendrasako eto efa ela be izay :*
humm bedada avy aty :-* ataoko :*
:-P
124. bebe
(
05/04/2006 04:42)
dadabe satria ve zaho tsy nandalo elaela tato dia tsy ao anaty lisitra:^)
125. dadabe
(
05/04/2006 07:05)
oayy le toi mhitsy no efa nofisiko hatry ny ela saingy ttoi tsy tazana de.0.:(:( fa izany hoe aleo hiova njay zany kle
avia bebe a:*:-$(l)
avia bebe a:*:-$(l)
126. Mifenty
(
05/04/2006 07:38)
nony fangatahan'ny maro dia milaza ampa be maso aho izay misolotena an'ireo mpivady virtoaly fa o alavaina ny fisoratana anarana ho an'ireo izay maniry hivady virtoaly ka
1- ekena ny fisian'ny lista aditiva virtoaly
2- ny dossier rehetra dia alefa any am kardinaly dadabe the second ary soniavin'ny papa sw the sixth via rackmounted.com
3- mandefa bizoroka virtoaly aty amiko ireo zé te ho tafiditra anatin'ny lisitra aditiva
aoka ho tsarovana fa ilay fepetra faha 3 io no tena zava-dehibe hihihihihih
aza de mifandrombaka loatra anefa na dia izany aza.
127. mamzelkely
(
05/04/2006 12:58)
nahazo bizoroka rany am mamzelkely enao ry Mifenty ny hafatra napetrany----- ataovy anaty lisitra aditiva aho de ataovy bdb ny vadiko------ raha mahay mamaly :)
mety veuu ry mifenty io :-D:-D
mety veuu ry mifenty io :-D:-D
128. dadabe
(
05/04/2006 14:00)
nahazo bizoroka tamin'i dadabe ianao ry Mifenty ny hafatra napetrany----- toi ve tsy haka vady virtoaly koa e------ raha mahay mamaly :D
io koa ny ahy a
afaka manao mariazy koa zah izany fa efa nanome bizoroka le:°)
io koa ny ahy a
afaka manao mariazy koa zah izany fa efa nanome bizoroka le:°)
129. Mifenty
(
05/04/2006 18:41)
ka le bizoroka aza le mampiakatra points atsy ambadika fa tsy soratana eto kou
inn arty le.
tapimaso virtoaly né le bizoroka resahiko eto e tssss
no izan d tsy mety fa avereno ny fangatahana
hajia efatra
valopy rombefolo tsy soratana
saram-pisoratana 50 rackmounted
pênsilihazo valo
goma rombefolo
inn arty le.
tapimaso virtoaly né le bizoroka resahiko eto e tssss
no izan d tsy mety fa avereno ny fangatahana
hajia efatra
valopy rombefolo tsy soratana
saram-pisoratana 50 rackmounted
pênsilihazo valo
goma rombefolo
130. sasa
(
06/04/2006 04:17)
Mifenty ka zay tsy manana tahiry biz'oroka tsony nefa za te-hiditra ao anaty liste additive, tsy mba azo soloina zavatra hafa ve le biz'oroka :-D:-D:-D:-D
131. mamzelkely
(
06/04/2006 07:12)
ka efa virtoaly anie io ry mifenty eeeee eo mo ee mbô ataovy anaty lisitra amizay zah ee efa complet ny ttsy ilaina ko manko reto avy:
hajia efatra
valopy rombefolo tsy soratana
saram-pisoratana 50 rackmounted
pênsilihazo valo
goma rombefolo
:-D:-D
hajia efatra
valopy rombefolo tsy soratana
saram-pisoratana 50 rackmounted
pênsilihazo valo
goma rombefolo
:-D:-D
134. kala
(
06/04/2006 13:35)
mifenty > zà tsy handefa bizoroka f'enao tsy mahay mamaly ê!
inona moa ty hajia fa toa elabe tsy nampiasa an'ireny:wink:
gôma ve ilaina refa hanao divorsa sa zà no tsy mahazo resaka :twisted:
inona moa ty hajia fa toa elabe tsy nampiasa an'ireny:wink:
gôma ve ilaina refa hanao divorsa sa zà no tsy mahazo resaka :twisted:
137. andry08
(
06/04/2006 16:55)
Izahay vemba invitée @ sakafo sa dia mangaina fotsiny ny mpijery mariazy?:?::?:
139. sasa
(
07/04/2006 05:34)
kala aleo selibaka ihany wa klé, izao sahady ve d'efa miantoka gomme hamonoana divorce klé :-D:-D:-D:-D
140. Mifenty
(
07/04/2006 06:58)
sasa efa omanina doly zany k
andry08 tonga d kaly fotsiny kou nenareo zany kle
kala meo le biz