future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!
161. pissoa
(
08/04/2006 13:26)
diamondra27:
raikitra ihany ve aloha le pissoa sy mifenty sa pissoa sy lapino e!
Toa liana be diamondra kle :-w:-w
Nefa, anjekaky oo :{:{ bedada sy Herimiafina nefa no manasarotra ny safidiko fa tsy ireo ihany. ahummmmm, ahummmm :-w:-w
162. watafon
(
08/04/2006 13:49)
tsy arako intsony fa zao za vao tonga e! mbo resumer-o oe ry pissoa !
164. pissoa
(
08/04/2006 13:55)
Hihihi, wata vakivakio miadana eo retsy an :roll::roll:
zah kou tsy maharaka tsara fa ningitrika kely teo tsinn, hainao ihany e :wink::-*:-*
zah kou tsy maharaka tsara fa ningitrika kely teo tsinn, hainao ihany e :wink::-*:-*
165. Herimiafina
(
08/04/2006 14:59)
sady zah izao efa nahazo peratra virtoaly be dia be ho an'izay mila? hehehehehe=))=))
166. watafon
(
08/04/2006 15:09)
fa maninn bedada e?
HM: mbo omeo ray lesy za sô d mba ....:-D:-D:-D=))
HM: mbo omeo ray lesy za sô d mba ....:-D:-D:-D=))
167. dadabe
(
08/04/2006 15:11)
watafon ??fa maninona tokoa zah le ;-)
humm:-w i pissoa no mahalasa saina ahy:-w nefa koa fasaly eo:-w tena mila vaky ny lohako kle :-w
humm:-w i pissoa no mahalasa saina ahy:-w nefa koa fasaly eo:-w tena mila vaky ny lohako kle :-w
168. Herimiafina
(
08/04/2006 15:14)
Firy no ilain'i Watafon? anjaso aloha isaiko tsara sao de tsy ampy indray ny anah klé! =))
Aza mivaky loha izany leisy ry bedada fa alaivo daholo mba tsy hanenenana refa any aoriana any an!=))
Aza mivaky loha izany leisy ry bedada fa alaivo daholo mba tsy hanenenana refa any aoriana any an!=))
169. watafon
(
08/04/2006 15:16)
dadabe: aza ela fidona aza sao d hilaozan'ny omby miahaka eo an !!:{
171. diamondra27
(
08/04/2006 16:34)
:-D:-D:-D pissoa: fa rakatro iny fa analeoko njy ihany no miteny sady efa namoaka noms be de be za koa:-D,
De aza adino ny mampiseho le peratra @ namana avy tany @ HM fa efa hitako le izy, tena milay an!
De aza adino ny mampiseho le peratra @ namana avy tany @ HM fa efa hitako le izy, tena milay an!
172. fasaly
(
08/04/2006 17:33)
dadabe:
humm:-w i pissoa no mahalasa saina ahy:-w nefa koa fasaly eo:-w tena mila vaky ny lohako kle :-w
ountsssss! mila mangataka lay gaoma famonoaka divorce any amin'i sasa mahintry zà io fa be choix lotsa njy ry bedada de kivy be mahintry aho, satria fatako fa tsy ho lany anisan'ny hatao mariazy miaraka aminjy ny tenanay:cry: aiza kou! i pisssoa, nolalaina, diamondra, kala, velo :roll::roll::roll::evil: