fahandro akoho ( tohiny )

1. booboo ( 01/04/2006 10:37)
Tsy hitako intsony ilay fahandro akoho natombok'i Bichette angamba izy izay dia tohizako eto.:°)

Risotto au poulet et aux dattes ( olona 4 )

-Nofon'akoho voatetika madinika ( zay hitanao fa ho ampy anareo )
-Dattes 8 voatetika madinika sy tsy misy voany intsony
-Noix de cajou tokony ho eraky ny tànana.
-échalottes 2
-40 cl na bouillon de poulet
-dobera 2 sotro
-Crème fraîche 1 sotro
-Fromage râpé ( parmesan ) 100g
-Sira sy dipoavatra.

1-Endaso ho mendy tsara anaty " sauteuse " ( vilany tsotra koa mety ), dobera 1 sotro, ny échalottes efa voatetika madinika.

2- Rehefa izay, dia arotsaka ny tetik'akoho.

3-Rehefa mendy tsara ireo dia arotsaka tao ny vary sy ilay bouillon. Saromy mandra-paha masak'ilay vary.

4-Arotsaka miaraka tao aby ireo dattes sy noix de cajou sy ilay crème fraîche sy fromage râpé ary ny ambin'ilay dobera. Asiana sira sy dipoavatra.

5-Afangaroina tsara dia rehefa mitsonika tsara ilay fromage râpé dia mbola afaka parsemer-nao zay ambina fromage râpé tafajanona eo amboniny.

6-Afaka aroso @ zayyyyyyyy.

Bôna bôna.
novalian'i Falzar ny 13/04/2006 12:17
2. Fiffi ( 01/04/2006 11:12)
booboo: =D=D=D=D=D:miam::miam::miam::-*:-*:-* misaotra eh!
3. kally ( 01/04/2006 12:16)
Misaotra akia fa handrana an'ity indray fa ohatry ny ahoana ny fatran'ilay vary ry Booboo fa tsy azoko tsara hoe aiza ho aiza ilay izy no arotsaka.
4. booboo ( 01/04/2006 12:53)
Kally > ny fatran'ny vary nataoko tsato-piso zay mifanaranaraka @ volume an'ilay bouillon :/.
Dia ilay vary afangaro @ ilay tetik'akoho sy échalottes vao avy nendasina teo(tsy mampiasa vilany hafa fa ilay nanendasana akoho sy échalottes teo ihany).
5. Fiffi ( 01/04/2006 16:02)
:miam:
6. vale ( 01/04/2006 18:48)
saotra aki booboo à:-*:miam:
7. Fiffi ( 01/04/2006 19:04)
io indray vale fa tenda kanina be an! :-D:-D:-D:-*:-*
8. vale ( 01/04/2006 21:18)
Fiffi::-D:-D de avy eo mimenomenona:-D:-D:wink:
9. Fiffi ( 02/04/2006 05:54)
nga tsy loza wa eh ? :-D:-D:-D
10. vale ( 02/04/2006 11:13)
:-D:-D:°)
11. Fiffi ( 02/04/2006 15:33)
vale: fa izany aza anie lany daholo ilay akoho eh! :-D:-D:-D
12. vale ( 03/04/2006 16:24)
loza mihintsy ty kouuu:wink::wink:
13. Fiffi ( 04/04/2006 04:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. Falzar ( 13/04/2006 12:17)
Booboo: misôtra nampihetsika ny kakana-ko e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5704