01 avril 2006
1. xxx
(
31/03/2006 11:04)
satri mo zany za ts ho eo am 01 avril 2006 de tiko tataraina eto le blagy mazto aza mamaky ...jereo eto
novalian'i pissoa ny 08/04/2006 13:40
5. mazoto
(
31/03/2006 11:40)
de samy miteny koa izany rea, fa ny 1 Avril enge tsy hoe fandegaina fa, fanaovana blagye, sa ahoana ozinareo?
13. Fiffi
(
31/03/2006 14:16)
[IMG]http://gs.smiliz.free.fr/03/GS_4f63ec8d71dcec705e0204dcb4b23098.png[/IMG]
14. kala
(
31/03/2006 14:49)
le voalohany aloha de tsy misokatra fa le faharoa OK tsara:-D:-D:-D:-D
atolotra hoan'ireo mpankafy :twisted::evil:
atolotra hoan'ireo mpankafy :twisted::evil:
15. dadabe
(
31/03/2006 15:02)
fiffi >=D=D=D
i pissoa indray izao io xxx io:evil:
Jereo eto + http://serasera.org/namana/media/sary/namana/sonyah_pictures_003.jpg
i pissoa indray izao io xxx io:evil:
Jereo eto + http://serasera.org/namana/media/sary/namana/sonyah_pictures_003.jpg
16. Veloo
(
31/03/2006 15:29)
satri mo zany za ts ho eo am 01 avril 2006 de tiko tataraina eto le blagy mazto aza mamaky ...jereo eto
fa ande ho aiza kay enao e? :-w:-w:-w
17. kala
(
31/03/2006 15:41)
manja kosa le izy dadabe â!miady an-trano ndray pissoa sy dadabe à le xxx:wink::-D:-D:-D
18. pissoa
(
31/03/2006 16:05)
Wadray, bedada ity angamba tsy mahafantatra sipakely akoanatsa anah kle :evil::-D:-D:-D:-D
kala, tsy miady an-trano fa miady an-tokontany fotsiny kah :wink::-$:-D:-D:-D:-D
kala, tsy miady an-trano fa miady an-tokontany fotsiny kah :wink::-$:-D:-D:-D:-D