Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
lanto
(
30/03/2006 10:32)
mpihira xxx ao am RVG
Misy hira maromaro misy titre fa tsy misy mpihira ao am RVG.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=xxx
Raha sendra misy hainao dia mba lazao eto ange hanitsiana azy e! Misaotra mi...
suite
répondu par Fiffi le 31/03/2006 11:41
xxx
(
30/03/2006 09:09)
MISY RESAKA TSY LOJIKA AO MADA AO E !!!!
Rehefa tena nandinika lalina aho dia misy toetra tena tsy mety ataon'ny malagasy matoa ny mpitondra manararaotra lava izao ....ny mpitondra natao hanompo ny vahoaka fa tsy ny vahoaka no manompo ny mpi...
suite
répondu par fijo le 05/04/2006 19:11
Fiffi
(
30/03/2006 09:03)
Katolika alohan’i Papa !
Mila tsy ho zakan’ireto mpanao hatsikana malaza ny fanomezan-tsiny nataon’ny tompon’andraikitra ao amin’ny fahitalavitra mpandefa ny sangan’asany isan-kariva, mikasika indrindra ny nalefanâ€...
suite
répondu par marozevo le 10/05/2006 19:26
jentilisa
(
30/03/2006 06:41)
usjf: handeha sa higafy?
re ankehitriny fa tsy handeha hanatrika ny lalao famerenana izay tokony hatao any Beira ny usjf. Voalaza fa tsy voangoana ny vola tokony holaniana amin'izany. Efa nisy nanome ny tapakila ho amin'izany...
suite
répondu par RADOUXE le 24/04/2006 11:01
xxx
(
29/03/2006 21:21)
Gasy any andafy ???
Misy madama efa zokinjokiny izay nitantara zavatra tamiko fa tena tsy mampino ahy. Nisy olona 2 niantso azy @ telefaonina hono, tsy mitonona anarana an ! fa mitatitra fotsiny hoe ny vinantonao vavy ma...
suite
répondu par Fiffi le 02/04/2006 05:08
fijo
(
29/03/2006 20:28)
mpanohitra,tombontsoam pirenena sa ady seza?
napetrako io fanontaniana io tahorian'ny lahatsoratra angazety nataon'ny AREMA omaly.
nilaza mantsy ny AREMA,fa tsy ilaina ny tetezamita,ary tsy ilaina koa ny fanovana io lalam pifidianana io.
rah...
suite
répondu par fijo le 07/04/2006 18:27
rasera
(
29/03/2006 19:57)
padesm sns..
Aoka tsy ho saribakolin'ny frantsay intsony no hiakatra eo fa mba olona vonona hifanandrina aminy ara politika. mampanahy ahy anefa ny mahita ireo mpanao politika toa mila mandalo maka tso drano @ re...
suite
répondu par fijo le 05/04/2006 19:16
xxx
(
29/03/2006 14:41)
hatraiza ny tena fitiavana
Mba ampio aho ry reto!
misy lhl miaraka amiko, nifampiteraka 1 izahay (3 tona),tena tia sy manaja io olona io aho ka fantany izany ka nohararaotiny, izy aloha tsy mbola tratrako nampirafy, fa isaky ...
suite
répondu par Fiffi le 01/04/2006 09:42
TYNOS
(
29/03/2006 07:46)
LUCK DUBE
Ahoana marina 'reto iny resaka LUCK DUBE teto @tanà na iny an!hoe ho tonga hono nefa htr@zao;zahay mpankafy manokana zao efa nitsangam-bola nefa inona ny teo;nefa anie ny mpnao gazety na am-bava na an...
suite
répondu par xxx le 11/04/2006 11:54
jentilisa
(
29/03/2006 07:18)
29 mars 1947
Andro manokana eo amin'ny firenena malagasy sy izay rehetra milaza azy ho tia tanindrazana ity andro ity. Tokony tsy hisy hanadino ny zava-nitranga tamin'izany fotoana izany isika rehetra indrindra fa...
suite
répondu par fijo le 05/04/2006 19:21
fijo
(
29/03/2006 03:25)
tana in love 2006
dia vita tamin'ny asabotsy teo ny dingana taty marseille.
raha ny fampisehoana aloha,dia tsara noho ny tamin'ny herintaona.satria tamin'ny herintaona dia nisakanana ny dingana faharoa,fa tamin'ity di...
suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 18:11
dadabe
(
29/03/2006 02:41)
vaovao tselatra
samia ary isika milaza vaovao tselatra e:D, natao hampitsiky (fa tsy hampimemeh ny namana)
1- feno 5 taona ny orinasa mpanamboatra fanafody fandiovankoditra izay karakarain'ireo olona voan'ny [b]la...
suite
répondu par sasa le 11/04/2006 03:32
zandikely
(
28/03/2006 23:15)
MADAGASCAR ANATIN'IREO FIRENENA 17 HALEFAHINA TROSA
Enga anie ka tsy hisy hieboebo eo indray ny mpanao Politika fa olona tsy mahavita trosa izany tokony ho menatra.
WASHINGTON (AFP) - La Banque mondiale a approuvé mardi l'annulation de la dette de...
suite
répondu par Fiffi le 01/04/2006 15:00
fytiana
(
28/03/2006 21:24)
Samoëla
Manasa antsika rehetra izay mankafy ny mozikan'ity ranamana ity mba ho avy hanotrona eny @ Espace Jeanni Soavinimerina ny 02/06 ho avy zao @ 9 ora alina ka Samoëla no manomboka azy dia avy eo misy or...
suite
répondu par zandrikely le 09/04/2006 08:52
Ragadona
(
28/03/2006 19:54)
Aiza ao Belgique ary i kala fa toa "mahafinaritra ahy izy" ?
Angamba manao fikarohana momba ny fiaraha monina belge i kala ......
suite
répondu par bebe le 19/05/2006 05:40
ainaheri
(
28/03/2006 16:19)
Western Union
Sao d mba mahita fomba fandefasana vola ankotran'io
fa diso mangalatra lotra!! Saotra...
suite
répondu par Fiffi le 02/04/2006 04:50
Herimiafina
(
28/03/2006 15:21)
Atao mazava tsara ny teny!
"Mahafinaritra ahy ianao" tsy voatery midika foana hoe "Tiako ianao" ary ny "Tiako ianao" tsy voatery hidika foana hoe "te-hiaraka aminao aho".
Ka inona ary no tian hambara amin'ilay hoe "fitoriana...
suite
répondu par Fiffi le 08/04/2006 07:27
kala
(
28/03/2006 15:15)
te-ho dracula angaha enao?(tsisy bedy eo an!)
Maty zany i dracula de lasa niakatra tany an-danitra fa hotsaraina. :evil:
- Ianao aloha ry dracula dia tsy azoko ampidirina ao @'ny paradisa mitsy ê! Enao be fahotana , sady misotro ny ran'olona. O...
suite
répondu par sasa le 06/04/2006 05:39
kala
(
28/03/2006 14:23)
belge marary maso
Belge iray tonga tao amin'ny dokotera - nitaraina mafy.
- tena marary ange zà radoko ê! ny masoko ankavia no tena voa
- fa ahoana no nahatonga an'izany?
- de tsy haiko mihitsy fa t@ maraina zà e...
suite
répondu par kala le 04/04/2006 06:50
kala
(
28/03/2006 13:05)
raikitra ndray ity
(Tadiavo dieny zao aloha i HM hanao tsikera:twisted:)
Fiaramanidina iray izay tratran'ny fisafotofoton'ny rivotra be teny an'habakabaka teny.
nisy oram-be nivatravatra, avandra, rivo-mahery sy ny ...
suite
répondu par totofy le 04/04/2006 16:38
