padesm sns..

1. rasera ( 29/03/2006 19:57)
Aoka tsy ho saribakolin'ny frantsay intsony no hiakatra eo fa mba olona vonona hifanandrina aminy ara politika. mampanahy ahy anefa ny mahita ireo mpanao politika toa mila mandalo maka tso drano @ reni malala foana vao maka fanampahan-kevitra hilatsaka. Mila mailo ny vahoaka, ary mila manazava izay mahafantatra. Vao tsy ela Ratsiraka no nitsipaka ny frantsay, nefa nony te hiverina izy dia ireo ihany no nakany fanohanana. Ny amboa no miverina @ nalohany. Mba mailo
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:16
2. fijo ( 29/03/2006 20:03)
ny politika kosa tsy vitan'ny ambom po e,fa ilaina ny mahay mijery ny tombontsonan'ny tena
3. xxx ( 29/03/2006 20:48)
Ny andRatsiraka ne politika le mody nitsipaka ny frantsay e de avy eo miverina (vazaha mody miady) efa ela io no nampiasain'ny vaza frantsay
4. Herimiafina ( 29/03/2006 20:51)
Efa lany daty izany fika izany anie e! Efa marobe ny malagasy nianatra sciences politique taty aoriana de strategie du public choice de mila fetsy izay tonga eo fa raha tsy izany de vita matavy!
Mino aho fa tsy hisy nandra mbola sahy hamerina io fika io an!
5. Herimiafina ( 29/03/2006 23:39)
Tamin'izany fotoana izany isika mianankavy na dia mbola tsy teraka aza ny tenanay dia mbola rangitra mafy tamin,ny Frantsay nanjanaka e!
De raha izaho izao no bandy favy tamin'izany dia mody nandroaka Frantsay aho dia niakatra ny popularité-ko dia lany hoa azy aho amin,ny fifidianana e! Izay ilay Public Choice Theory.
6. Fiffi ( 30/03/2006 03:47)
Ny andRatsiraka ne politika le mody nitsipaka ny frantsay e de avy eo miverina (vazaha mody miady)
ka ny azy ny fitsonjovany ny fiainany no jereny ny any aoriana , aiza izy nefa izao ?
7. Stone ( 30/03/2006 13:23)
Fanamarihana kely : Ny vahoaka teny @13mai sy ireo mpanao politika de gauche (AKFM, MFM)t@izany no nanery an-dRatsiraka handroaka ny frantsay, hiala @ zone franc sy hanao ny revolisiona sosialista ary hifanantona @URSS sy sns fa tsy sitrapony velively tsy akory.
8. Herimiafina ( 30/03/2006 20:13)
Izay mihintsy ilay izy e! Io lazain'i Stone io, mifandray amin'io Public choice theory io. Ancienne strategie politique.

Izao no ohatra tsotra indrindra: rehefa hanao propagandy ianao dia tsy ny olona efa babo aminao no resenao lahatra fa ny hahazoanao tombony dia ny any amin'ny camps adverse no omenao fahafahampo hifidy anao!
9. xxx ( 30/03/2006 20:22)
EEEEEEEEEH ka raha izany no izy tokony tsy ahazo micro tsony ry Ndfy sy ry Ndrema e ,tsy misy ilana ireny mitsy fa reny no atao hoe DINOZORO
10. fijo ( 30/03/2006 21:11)
fanarihana kely.tsy hoe hiala amin'ny zone franc no notakiana ,fa fanavaozana ny fifanarahana,fa i ratsiraka no nanodina ny resaka nony tonga taty paris ka niala tamin'ny zone franc.
fantany fa ahantra isika vao mial ao,ary izay mihintsy no tanjony,ahafahany mifehy izay tiany hitondrana azy.
11. Stone ( 30/03/2006 22:01)
Ie marina loatra io fanitsina nataonao io ry fijo!
12. fijo ( 31/03/2006 20:01)
efa nomaniny daholo ireny mba ahafahany mifehy ny vahoaka
13. Fiffi ( 02/04/2006 13:27)
sy ilay hoe tsako tsako maty zato arivo ko ve ? fa nahavita ratsy kosa aloha lery an!
14. fijo ( 05/04/2006 19:16)
fiffi ny "tsaky tsaky zato arivo"dia tamin'ny andron'i dadabe tsiranana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4153