raikitra ndray ity

1. kala ( 28/03/2006 13:05)
(Tadiavo dieny zao aloha i HM hanao tsikera:twisted:)

Fiaramanidina iray izay tratran'ny fisafotofoton'ny rivotra be teny an'habakabaka teny.
nisy oram-be nivatravatra, avandra, rivo-mahery sy ny kotroka.

Nikiakiaka daholo ny mpandeha rehetra...satria natahotra fa hianjera zany ity voromby...

Vehivavy iray no tena nitabataba be ::x
- tsy rariny kosa izao ê! zà ndray de tsy hiandry ny fahafatesana amin'izao eto fotsiny ka!
Raha ho faty ihany zà, tiako ho heno sy tsapa farany fa tena vehivavy zà.
:o:o:o gaga ny mpandeha rehetra
- misy olona ve ato mba afaka hanome anà izany faniriako farany zany
:roll::roll::roll::roll::roll:
tamin'izay fotoana izay no nisy mpandeha lehilahy iray bôgosy sady bokona nanangana ny tanany, sady nanatona fa afaka hanome fahafahampo an-dravehivavy farany.:P
Nesoriny ny lobakany sady nampisehoany ny sandriny izay hita fa tena bokona leiry...
Nanatona moramora ilay vehivavy razoky zay tena vonona tokoa.
niandry ery ravehivavy fa ho tanteraka ny faniriany:wink:
Rehefa teo amin'ny santimetatra kely tsy hahatongavan'ilay lehilahy teo aminy de niteny leiry :
- tianao ho tsapa fa tena vehivavy enao alohan'ny hahafatesanao? :?: ity ary ny lobako pasohy tsara fa asam-behivavy zany :°)
novalian'i totofy ny 04/04/2006 16:38
2. Fiffi ( 28/03/2006 13:20)
ka inona aloha no idiran'i Herimiafina @ io ? sa izy le bandy bogosy be sandry ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
kiiiiiiii de ny hipasoka lobako fotsinyve rangaha no mba ahitana we vhv klé :-D:-D:-D:-D:-D
3. dadabe ( 28/03/2006 13:34)
:roll::roll::roll:
4. Herimiafina ( 28/03/2006 13:35)
Kala: =))=))=))=))

Tsikera: Tsy possible io satria rehefa misy cisaillement de vent ohatr'izao de instable be ny avion ary dia tsy misy mahazo mitsangana izany fa mifatotra ambony seza daholo.
Tsy mamaly intsony ny commande rehetra sy ny GPS, ary dia presque nulle ny poussée-n'ny avion ka tsy maintsy mi-imroviser ny pilote ary mandritry ny fotoana maharitra izany mandrapaha-hita ny glidescope sur NAV2 sy ny fréquence d,allignement ny piste (ILS) . lol hehehehehe=))=))=))=))
5. ari.malala ( 28/03/2006 13:41)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. kala ( 28/03/2006 13:43)
fantatro zany fa enao mihitsy no tiako hitabataba eto:twisted::twisted::twisted::twisted:

tsy ankihetsika eo koa aloha enao fa tsssss :*:*:*:*:*
7. mamzelkely ( 28/03/2006 13:53)
herimiafina =)) =)) enao kosa mandinika be lôtra eee =))
8. Herimiafina ( 28/03/2006 13:54)
Favy be, favy: :*:*:*:*(l)(l)
Tsy efa tokony ampiakarina etapy hafa amin'izay ve ry kala fa efa ela loatra le :* kah! hehehehe=))=))
9. mamzelkely ( 28/03/2006 13:58)
de etapy inn no tedavinao eto ry herimiafina tsisy sary etapy manaraka tsony ange ee:-D:-D
10. Herimiafina ( 28/03/2006 13:59)
Kay i mamzelkely klé. Dieny mbola eo aloha ianao de: (l):*:*:*:*(l) :-$ anjekaky oo:{:{
11. onjah ( 28/03/2006 14:00)
=))=))
12. kala ( 28/03/2006 14:29)
mamzel > marina mitsy ny noteneninjy ê! zao aza efa mila hanondrana daholo ny kôfa kou in ndray...:-D:-D:-D:-D:-D

HM > tsy ankihetsika ny etapy farany ê!:*
13. Fiffi ( 28/03/2006 14:29)
Anjekaky oo :{:{:{ :-D:-D:-D
14. mamzelkely ( 28/03/2006 14:32)
le herimiafina ty ra hanararaotra aa:? :-D:-D
15. Fiffi ( 28/03/2006 14:33)
:-D:-D:-D:-D:-D mila tsy araka tsony ve akia ? :-D:-D
16. mamzelkely ( 28/03/2006 14:34)
hita ky ko :-D:-D
17. Herimiafina ( 28/03/2006 14:36)
Etsy kely ary aloha njy hararaotiko vetivetika e!
Mamzel::*:* anjekaky oo :{:{
18. mamzelkely ( 28/03/2006 14:37)
ts vitanao zany ny manararaotra anah mila mot de passe =))=))=))
19. kala ( 28/03/2006 14:40)
merciiiiiiiiii zelkely an!=D=D=D=D=D

:twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil::twisted::evil::twisted: an'i HM de tandremo sao lany vetivety eo :wink:
20. Herimiafina ( 28/03/2006 14:45)
Toa miray hina hamely ahy ireto vady malalako klé. Fa misy inona ry zareo? hehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0641