raikitra ndray ity

21. mamzelkely ( 28/03/2006 14:50)
iza klou le vady malalanao zany ee :roll::-D:-D
22. Herimiafina ( 28/03/2006 14:52)
Jereo daholo izay size misy sarindevoly de amin,ireny izy, hehehehehe=))=))
23. kala ( 28/03/2006 14:58)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii:wink:
aiza kosa ê! tratran'ny tsy ankihetsika teo malaky mitsoaka ary ambadika ary :-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 28/03/2006 15:00)
kala: (l):*:*(l)
25. xxx ( 28/03/2006 15:16)
tratra amin'izao fa mahamay an 8)8)
26. pissoa ( 28/03/2006 15:24)
kala :-D:-D:-D:-D:-D (le hatsikana)
27. Veloo ( 28/03/2006 16:13)
:roll::roll::roll:
28. pissoa ( 28/03/2006 17:51)
Inn ry veloo?
29. watafon ( 28/03/2006 18:43)
naona veloo ! taiza fôna njy?
30. Veloo ( 28/03/2006 18:56)
wata njy no tsy ita knou :-D
ahona wata taiza fona njy?
pissoa a an3 ilay resak'i xxx io aky a:-*
31. pissoa ( 29/03/2006 04:55)
naona i wata sy Veloo! Taiza foana lisany :°)
32. Fiffi ( 29/03/2006 06:01)
pissoa: nandeha nanjono ry zareo :-D:-D:-D:-D
33. Angie ( 29/03/2006 07:23)
sady any @ watafon be tsonjo e :D
34. pissoa ( 29/03/2006 11:49)
:-D:-D:-D:-D
35. kala ( 29/03/2006 12:09)
:) de :-D:-D:-D:-D de 8)8) foana
36. kiali ( 29/03/2006 14:49)
pasohy aloh le akanjo ry zareo an!
37. sonwin ( 29/03/2006 17:19)
in zany ny tena kozy eto e
38. sasa ( 30/03/2006 04:54)
ary tena tena ny sipa indray ato no manao tsy ankihetsika klé:-D:-D:-D:-D
39. mamzelkely ( 30/03/2006 05:47)
ngah ts efa niova ny rasa ry sasa loza mitry eee:-D:-D
40. ari.malala ( 30/03/2006 05:51)
:-D:-D:-D:-Dts zany fa nifindra any @ kala ny virus ny tsy ankihetsik'i dadabe ka:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6867