te-ho dracula angaha enao?(tsisy bedy eo an!)

1. kala ( 28/03/2006 15:15)
Maty zany i dracula de lasa niakatra tany an-danitra fa hotsaraina. :evil:
- Ianao aloha ry dracula dia tsy azoko ampidirina ao @'ny paradisa mitsy ê! Enao be fahotana , sady misotro ny ran'olona. Omeko chance kely enao, miverena eny ambonin'ny tany de miova zvt hafa fa tsy ho dracula intsony akory
- avelao ary zà mba hiova zvt afaka misotro rà ihany ê!
- eny ary!:D
De lasa leiry niverina tety ambonin'ny tany de lasa ramanavy-dracula...
Dila ny herinandro de lasa leiry niverina tany an-danitra, fa maty ndray (voatifitry ny mpiompy iray fa tratra namono sy nisotro ny rà ny biby fiompiny).:evil:
Nitohy ny fitsarana :
- Afaka mamerina indray ianao hoe hiova inona dia averiko eny ambonin'ny tany
- aleo zà hiova zvt afaka misotro rà ihany klé!
- teneno ary fa ho tonga aminao izany
- aleo zà hiova moka-dracula ary ê!:twisted:
De nidina ndray leiry
Kay afaka fotoana fohy fotsiny leiry de maty fa voafetaky ny tanana iray izay nokekeriny.
De tsisy fika zany fa de lasa tany an-danitra ndray.
- be izay nataoko anao zay fa tena very hevitra aho ê! aleo enao alefa direkta any @ afobe ka!
- tena mifona fa aleo zà moa hiala nenina eny ambonin'ny tany farany ê!
- ka inona ndray no tianao hatao
- aleo zà mba hiova zvt iray afaka misotro rà fa efa zatra an'izany ange zà ê!
- eny ary fa enao maditra sarotra tenenina de miverena eny amobonin'ny tany fa hiova servieta fampiasan'ny vehivavy isam-bolana no mety aminao.
novalian'i sasa ny 06/04/2006 05:39
2. Herimiafina ( 28/03/2006 15:24)
anjekaky oo :{:{
Tsaraina any andanitra koa angaha ireny? hehehe=))=))
3. Fiffi ( 28/03/2006 15:38)
:roll::roll:
4. Veloo ( 28/03/2006 16:06)
anjekaky oo8O
5. Herimiafina ( 28/03/2006 18:23)
=))=))
6. pissoa ( 28/03/2006 18:27)
^^^^ Rapitso maraina ito vakiko ry kala fa zah zany te hatory kah :roll:^^^^
7. watafon ( 28/03/2006 18:35)
=))=)) hay v reny misotro rà kou e! =))=))
8. Veloo ( 28/03/2006 18:57)
^^^^ pissoa be:-D:-D
9. pissoa ( 28/03/2006 19:03)
Hihihi, efa handeha hody zah io ... fa tanjemo njy tratrako eto ndray refa tonga eto zah ra-dem an :-D:-D:-D:-D
10. dadabe ( 29/03/2006 02:49)
:o:o:o:°)rey razako ooloza inn ity ry kala:-w
11. pissoa ( 29/03/2006 04:53)
kala :-D:-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 29/03/2006 05:59)
pissoa: de efa voavaky tsara zany zao ?:-D:-D:-D:-D
13. pissoa ( 29/03/2006 11:44)
Ka raha tsy voavaky ve hi:-D:-D:-D:-D:-D ry Fiffi an :-D:-D:-D
14. kala ( 29/03/2006 11:58)
:-$ :wink: :roll: :-D =))=))
15. Fiffi ( 29/03/2006 12:51)
pissoa: :-D:-D:-D:-D:-D
16. kiali ( 29/03/2006 14:45)
beurk!ihihihi
17. sonwin ( 29/03/2006 17:14)
:^):^)fa misy nify angaha ireny servieta ireny kle :-w
18. Herimiafina ( 29/03/2006 19:06)
te-ho dracula angaha enao?(tsisy bedy eo an!)


Hanao Dracula volontera zah raha i Kala no ho victime! hehehehe=))=))
19. sasa ( 30/03/2006 04:42)
:-Dsonwin ity wa tena mahita lazaina mintsy :-D:-D:-D
Kala tena ataon'ny bandy resaka ato indray klé, jereo anie ity ataon'i HM e:-D:-D:-D
20. ari.malala ( 30/03/2006 05:21)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3197