Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
hery ( 28/03/2006 11:32)
Hiala ravalo? Tsy poisson akoriny
Efa nampoiziko ihany hoe hanao vazivazy ratsy Ravalo amin'ny poisson d'avril... kinanjo nataony talohan'ny poisson d'avril ny fanambarany :-( [img]http://static.flickr.com/54/119289848_7e6c43a87d.j... suite
répondu par Fiffi le 04/04/2006 10:00
Fiffi ( 28/03/2006 10:06)
Raha te-hividy sakafo gasy dia jereo ity!
Eto ry namana no ahazahoantsika mividy sakafo gasy , andramo anie fa tena ho hafa-po mihintsy an!:miam: http://www.croissance.com/bazarbe.html... suite
répondu par sanjila le 12/04/2006 16:01
rurik ( 28/03/2006 09:18)
lasary karôty
ahoana angaha no fanaovanareo lasary kaôty fa toa manao aho fa tsy matsiro tahaka ilay fohanina any mada ireny ilay misy laisoa kely miaraka aminy???... suite
répondu par nenipita le 03/06/2006 14:21
Fiffi ( 28/03/2006 06:24)
TANTARA SISA !
Feno 59 taona katroka rahampitso ny raharaha 29 Martsa 1947, fotoana nitondran’ny Malagasy ny mangidy nandritra ny fanjanahan-tany nataon’ny Frantsay azy. Tsy voatanisa ny isan’ny olona maty nan... suite
répondu par Fiffi le 31/03/2006 05:19
kala ( 28/03/2006 05:42)
joko - tsoriaka
Ahoana no fahitanareo ny olona lazaina fa joko -tsoriaka? Ny olona iray na lahy na vavy ka milamindamina fihetsika ve de azo lazaina fa joko tsoriaka? Mba tongava ndray hifampidinika ê! merciiii... suite
répondu par harinah le 18/05/2006 10:05
dadabe ( 28/03/2006 01:49)
sary serasera
hono hoaa mety ve raha mba sary tsy mbola niseho teto @ serasera no apetraka , fa manjary mankaleo bele sary efa hita tany aloha dia averina apetaka indray ,lasa tsy misy filinina intsony le mijery sa... suite
répondu par Veloo le 02/04/2006 03:20
ainaheri ( 27/03/2006 18:13)
Refa ambony mo ny toerany d afenina ny adalany
Lozam-pifamoivoizana nahafaty ny zanaky ny Minisitry ny Polisy Nidona tamin’ny andrin-jiro ilay fiara 4X4 mbola vaovao be. Maty vokatr’ity lozam-pifamoivoizana ity ny zanaka lahin’ny S... suite
répondu par zazakely1 le 13/06/2007 00:04
dadin ( 27/03/2006 17:50)
sary notsongaina
Somary gaga aho indray andro raha mba nitady ny mombamomba ny olona iray izay hitako teo amin'ny sary notsongaina fa efa tsy mpikambana intsony hono ilay olona. Koa nahoana ary no mbola aseho eto ny... suite
répondu par Fiffi le 03/04/2006 18:16
Herimiafina ( 27/03/2006 17:26)
Poisson d'avril, hehehehe
[u][b]Zanany:[/b][/u] -Neny an! Neny an! misy lehilahy miara-matory amin'ny mpiasa-tsika ao amin'ny hefitranony ao! [u][b]Reniny:[/b][/u] -Inona ity loza lazainao anaka, aiza izany? aiza? atoroy ah... suite
répondu par pissoa le 11/04/2006 14:29
mandalo ( 27/03/2006 16:39)
inona no antom-pisiantsika eto an-tany
raha fantantsika io dia ho mety mora ny mandrindra ny fomba fiaina eto amin'ity tany ity... suite
répondu par marozevo le 10/05/2006 19:28
xxx ( 27/03/2006 15:31)
MIARAKA VE IZY IRETO E?
MIARAKA VE IRETO ARTISTA 2 IRETO ? mba question tsotra fotsiny na curiosité e ny tena moa aty ivelany aty dia mahita azy ireto inséparables:-D:-D ... http://www.madanight.com/madagascar-photo-28970... suite
répondu par mirrinna le 06/04/2006 10:54
felampaiso ( 27/03/2006 13:15)
01 avril, fetin'ny lainga ?
Tena raran'ny Tenin'Andriamanitra ny lainga,tsy tokony ho voafandrika amin'ny fanaovana poisson d'avril ny tena kristiana ka hamoron-dainga isaky ny 01 avril hanaovana ankasomparana ny hafa, tsara rah... suite
répondu par marozevo le 10/05/2006 19:29
toubib ( 27/03/2006 13:09)
fisolokiana iraisampirenena.
Hono ho aho, mety efa voaresaky ny sasany teto ngamba izy ity, saingy mety tsy hitako.Tany amin'ny taona 1999 tany zah mba nameno ireny "green card" ireny saingy tsy nandoa ilay vola takiany klou. Ta... suite
répondu par Fiffi le 29/03/2006 11:11
ikalakintina ( 27/03/2006 12:34)
inona ary zany!
ze mahay o! raha mahatratra ahy de babeko!... suite
répondu par kala le 04/04/2006 07:06
Fiffi ( 27/03/2006 10:02)
Manja kosa rangaha eh ?
Tena manja kosa wa ny vhv gasy eh! sa ahoana hoy ianareo ? http://www.newmagazine.mg/archives/evelyne_fock.htm... suite
répondu par bellla le 21/04/2006 09:30
superthony ( 27/03/2006 07:29)
partenaire pour resto au bord de la mer
Je dispose d'un terrain environ 600 m2 au bord de la mer à Maintirano. Coin très intéressant à exploiter pour restaurant, salle de jeu, night club ou autres. Je recherche un partenaire sérieux po... suite
répondu par serge le 22/05/2006 20:44
ravatorano ( 27/03/2006 06:33)
aoana kosa ity kle zao v d mbo milay
Trafic d'armes : Un général impliqué ? Les quotidiens nationaux n’ont cessé de rapporter que les malfrats de tout acabit ont toujours utilisé des armes de guerre. Et l’on n’a j... suite
répondu par fijo le 06/04/2006 03:45
ravatorano ( 27/03/2006 06:29)
teny ampiangona no nifankahita indray i ra8 sy ny mpanohitra
[b]Ravalomanana à Farafangana : Un salut à l’opposition [/b] Marc Ravalomanana a adopté un ton nouveau à l’endroit de l’opposition. Le fait fut flagrant samedi à Farafangana, lors de ... suite
répondu par Fiffi le 27/03/2006 14:39
Fiffi ( 27/03/2006 06:16)
Ny anjara sy lahatra
Hoy ity hira ity: "izao ianao izao dia manana anjara fiadanana" ary ny fahazahoana an'io fiadanana io dia miankina @ tsika tsirairay hiany . Ary raha sanatria hoe nisy olana ohatra hoe fisaraham-panam... suite
répondu par admin le 22/07/2014 20:53
rabeflorian ( 27/03/2006 06:11)
Ny lalam-pamojena
Inona marina no tokony hatao raha te ho voavonjy ka hanana fiainana mandrakizay? Ny soratra masina dia milaza fa ny fahafatesana na fahaverezana mandrakizay no tambin'ny ota ary samy efa nanota avoko... suite
répondu par marozevo le 10/05/2006 19:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7817