aoana kosa ity kle zao v d mbo milay

1. ravatorano ( 27/03/2006 06:33)
Trafic d'armes : Un général impliqué ?

Les quotidiens nationaux n’ont cessé de rapporter que les malfrats de tout acabit ont toujours utilisé des armes de guerre.

Et l’on n’a jamais cessé d’interpeller les responsables étatiques pour débusquer l’identité des personnes qui fournissent ces armes. Malheureusement, seuls de rares menus fretins ont été poussés devant les projecteurs de l’actualité comme être les fournisseurs de ces armes.
Cette fois-ci, un document sulfureux, monté par des officiers supérieurs, circule actuellement sous le manteau. Un dossier qui révèle le nom d’un général de l’Armée qui, récemment mis en retraite, s’adonna à cette « activité » illégale notamment dans la région du Melaky. Là où il a écoulé auprès des « dahalo », par le biais de certains officiers subalternes, des fusils de chasse qui, achetés à près de 3,5 millions fmg dans la capitale, ont été vendus là-bas à deux fois leur prix. Une activité juteuse
Rolly M.
27-03-2006
la gazette de la grande île
novalian'i fijo ny 06/04/2006 03:45
2. Fiffi ( 27/03/2006 07:13)
ka ny olana dia misy ny olona manantena fa rehefa ambony ry zareo dia afaka manao izay tiany hataony ary miheritreritra angamba hoe ho madiodio ka tsy ho voakasika , soahiany fa ny marina an'ny marina hiany!
3. xxx ( 27/03/2006 08:24)
tsara tapahana ny lohany é, tokony tsy hisy impunité ny amin' izany (mba mitovy hevitra amiko angamba iazno ry fiffi an !) hoy tsy lazaina ^:^
4. Fiffi ( 27/03/2006 10:38)
hoy tsy lazaina ?:wink: eny eh! mitovy hevitra aminao akoa aloha zah eh!
5. mandrindra ( 27/03/2006 13:48)
ie tena tsy milay raha izao no zavamisy.
fa toa mbola dosie any ambany latabatra ilay izy no mihodina raha ny fahazahoako azy, dia vao maika koa tsy milay. raha tena marina dia tokony atao famotorana sy tsaraina haingana.
izao lahatsoratra angazety izao dia honohono, maninona raha nasiana anarana, fa izay jeneraly misotro ronono rehetra izao dia ho tondrona molotra daholo.
6. Fiffi ( 27/03/2006 14:43)
fa nahoana kosa no honohono ? gravy be anie raha toa ka mamoaka an'izao ny gazety nefa zavatra tsy marina na mitombona eh! fa matoa izy sahy namoaka an'izao dia mino aho fa ao raha...
7. xxx ( 27/03/2006 15:24)
Tena marina mintsy izany teninao izany ry fiffi: tsy avelao ve aloha izy hisaina hoe izaho izany mba hahatsiaro-tena aloha izany ve no tokony atao nefa manamboninahitra ihany ??? rehefa niaro ny tanindrazana izany dia mivarotra indray avy eo ???? hoy tsy lazaina
8. Fiffi ( 27/03/2006 21:11)
asa re mba inona no zavatra kendren'io olona io eh ?
9. mandrindra ( 29/03/2006 11:43)
raha siora fa manana ny marina dia avoahy ny anarany fa izao manjary manao tombatombana daholo ny olona hoe mety ho jeneraly katsaka na i ravoanjobory. dia raha tsy misy zakory ilay resaka dia ny rasil rehetra no maloto.
10. Fiffi ( 29/03/2006 13:12)
dia miandry ny tohiny izany fa io ve tsy hivoaka tao nihafarany ?
11. mandrindra ( 03/04/2006 13:27)
ary raha honohono fotsiny dia ahoana ?
12. Fiffi ( 03/04/2006 19:39)
raha honohono io dia ho gravy be ny hihafarany satria manao accusation tsy mitombona .
13. fijo ( 06/04/2006 03:45)
marina ny an'i mandrindra.rehefa mahita zavatra toa izao,dia na aseho daholo ny marina ,miaraka amin'ny porofo na mangina.satria mety hiodina aminao le resaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3031