Manja kosa rangaha eh ?
1. Fiffi
(
27/03/2006 10:02)
Tena manja kosa wa ny vhv gasy eh! sa ahoana hoy ianareo ? http://www.newmagazine.mg/archives/evelyne_fock.htm
novalian'i bellla ny 21/04/2006 09:30
3. Beinjy
(
27/03/2006 10:33)
ny ahy @ izao ilay eo ampivoany manao noir et blanc io no tena tiako ilay volo mainty; fa tena milay aloha ry zareo e:tena gila mitsy ny masoko:^)8O
4. mamzelkely
(
27/03/2006 10:41)
nenah le akanjo sexy beuu no mbô tiko fa ts hanaovako mitry tsinn:-D
6. Fiffi
(
27/03/2006 10:59)
andraso aloha hanao regime beeeeeee mba ahazahoana manao ireny akanjo manja be ireny :-D:-D:-D nefa indrisy !! hay moa efa antitra be ka tsy ho afaka manao an'ireny intsony !:-D:-D:-D:-D:-D fa tsara kosa an! mbola hafa hiany wa isika vhv gasy eh ? :)
7. hajubru
(
27/03/2006 11:12)
Ka tsy enjehan'ny alika amin'ireny akanjo ireny ve ? de tsy misy afatsy ireny akanjo mampiseho vatana etsy sy eroa ireny ve ? maninona anefa raha tsy manao mihintsy e !
8. rapala
(
27/03/2006 11:38)
Tsara mihintsy ny tovovavintsika indridra lava be toy ireo:( izahay ranga fohy kely ka na manao akanjo toy ireny aza tsy miseho mihintsy.:x
aiza ra wata, inona no fanafodiny?
aiza ra wata, inona no fanafodiny?
9. fasaly
(
27/03/2006 12:11)
:rol
:roll::roll::roll: zay njay lay mimenomeno-ndava tsy mahay mankafy zavatra!!!!:°)
hita fa tsara zao de asiana indro kely foana....
inona no henjehin'i alika amzao:^):^):^):^):?::roll::evil:
hajubru:
Ka tsy enjehan'ny alika amin'ireny akanjo ireny ve ? de tsy misy afatsy ireny akanjo mampiseho vatana etsy sy eroa ireny ve ? maninona anefa raha tsy manao mihintsy e !
:roll::roll::roll: zay njay lay mimenomeno-ndava tsy mahay mankafy zavatra!!!!:°)
hita fa tsara zao de asiana indro kely foana....
inona no henjehin'i alika amzao:^):^):^):^):?::roll::evil:
10. fasaly
(
27/03/2006 12:12)
rapala:
Tsara mihintsy ny tovovavintsika indridra lava be toy ireo:( izahay ranga fohy kely ka na manao akanjo toy ireny aza tsy miseho mihintsy.:x
aiza ra wata, inona no fanafodiny?
ntsoooooo!:-* tsy ny lava ihany no tsara ka:°):°)samy manana ny hatsarany avy ny oul!!!!aza tsiriritra mba ho tsiriritina e!:°)asio talon kely fotriny de mi gangné 4 na 5 na 6 cm en plus:wink::-*
11. rapala
(
27/03/2006 12:24)
ka izao ange ry fasaly e, ilay talon a tena mampibilabila rehefa mandeha fa tsy mahitsy e:lol: :lol:
12. Fiffi
(
27/03/2006 12:42)
hoy hajubru:
Fa ny mahagaga ahy dia maninona isakin'ny mba misy zavatra tsara ataon'ny gasy dia misy manao an'izao foana ? tsy misy afatsy ny faharatsiana nefa samy gasy zao!!!:evil::evil: sa fialonana ?
Ka tsy enjehan'ny alika amin'ireny akanjo ireny ve ? de tsy misy afatsy ireny akanjo mampiseho vatana etsy sy eroa ireny ve ? maninona anefa raha tsy manao mihintsy e !fa nareo zany rehefa manao ireny akanjo ireny na ny sipanareo dia henjehan'ny alika ve ? fa maninona no henjehan'ny alika ianareo ? sao dia misy fofona kosa ary ka izay no mahatonga an'izany ? Narro koa ry hajubru efa lasan'ny taona ianareo ka tsy maharaka lamaody intsony raha izany !!! mandehana ianao ary mandeha mitanjaka any dia ho hita eo :-D:-D:-D:-D
Fa ny mahagaga ahy dia maninona isakin'ny mba misy zavatra tsara ataon'ny gasy dia misy manao an'izao foana ? tsy misy afatsy ny faharatsiana nefa samy gasy zao!!!:evil::evil: sa fialonana ?
13. Fiffi
(
27/03/2006 12:48)
hoy rapala:
fasaly: eny wa akia an! mba gaga koa aho fa tsy maintsy misy foana wa ny mpialona sy ny mpanaratsy eh! hilana fahazarana io fanaovana kiraro avo io an! fa gasy ka manja eh! izay no maha tonga ahy miteny hoe gasy aho ary fière de l'être sa tsy izany ? :)
Tsara mihintsy ny tovovavintsika indridra lava be toy ireo izahay ranga fohy kely ka na manao akanjo toy ireny aza tsy miseho mihintsyizany haihay ka mankafy ny vavy gasy :) ianao izany ry rapala t@ mbola kely dia tsy nety nihinana la soupe dia tsy nitombo ve ? :-D:-D:-D:-D
fasaly: eny wa akia an! mba gaga koa aho fa tsy maintsy misy foana wa ny mpialona sy ny mpanaratsy eh! hilana fahazarana io fanaovana kiraro avo io an! fa gasy ka manja eh! izay no maha tonga ahy miteny hoe gasy aho ary fière de l'être sa tsy izany ? :)
14. mandrindra
(
27/03/2006 12:48)
tena zanajavatra, mahay zavatra, mananjavatra, misy zavatra tsy haiko intsony izay hilazany azy fa dia miam sy slurp be daholo e.
fa izao, ilay akanjo voalohany, ilay zipo misy tataka ny sisiny, tsy mahazo manao aty akanjo ambany zany ilay sipa fa tonga dia hita eo amin'io tataka io :D
fa izao, ilay akanjo voalohany, ilay zipo misy tataka ny sisiny, tsy mahazo manao aty akanjo ambany zany ilay sipa fa tonga dia hita eo amin'io tataka io :D
15. fasaly
(
27/03/2006 13:38)
mandrindra: ka zany aty akandro zany ange zao efa tsy fanao introny e! manjary mavesatra beuh:wink: tongade tairina amzao dooly n'inona n'inona, mbola handàny vola hividy atinakanjo njay veuh!
kapala: de ho bila be mintsy veuh na de talon 4 cm fotriny aza:-D:-D:-D assio enttrainement foana de lasa io e!:°):°)
fiffi: f'ita wa! bandy tsy mahay mankafy zavatra tsara tssssss! ny himenomenona foana.......
tena tsy mandroso mahintsy wa!.....:^):^):^)

16. mandrindra
(
27/03/2006 14:12)
fasaly, fa rehefa tsy asiana atiny maninona koa moa izany raha tsy asiana ivelany e, hihihi
17. Fiffi
(
27/03/2006 14:16)
hoy mandrindra:
fasaly: ka inona moa akia no mba fantatr'io bandy io @ lamaodintsika vhv eh ? :-D:-D:-D
tena zanajavatra, mahay zavatra, mananjavatra, misy zavatra tsy haiko intsony izay hilazany azy fa dia miam sy slurp be daholo e.:-D:-D:-D dia aleo fotsiny ny maso no mijery sy mankafia eh! dia aza miteny intsony fa diniho tsara fotsiny aloha :-D:-D
fasaly: ka inona moa akia no mba fantatr'io bandy io @ lamaodintsika vhv eh ? :-D:-D:-D
18. Herimiafina
(
27/03/2006 17:37)
Fiffi:
Tena manja kosa wa ny vhv gasy eh! sa ahoana hoy ianareo ? http://www.newmagazine.mg/archives/evelyne_fock.htm
Mba atoroy hevitra hoe ahoana no fomba atao mba hahazakana azy ireny e! Ny vehivavy gasy mantsy malaza ho sarotrarotra zaka noho ny sipa benkintana klé, hehehehe:-D:-D
19. fasaly
(
27/03/2006 17:47)
fiffi: ka i mandrindra mitady ny atiny de aleo eo fa ny antsika tonga de lasa zao e! tsssssss tsy maharaka lamaodin'ny vevavy mintry:°):°):°):°)
herimiafina: de toi njay no miova volana de mety mahazàka e!:wink::wink:
herimiafina: de toi njay no miova volana de mety mahazàka e!:wink::wink: