lasary karôty

1. rurik ( 28/03/2006 09:18)
ahoana angaha no fanaovanareo lasary kaôty fa toa manao aho fa tsy matsiro tahaka ilay fohanina any mada ireny ilay misy laisoa kely miaraka aminy???
novalian'i nenipita ny 03/06/2006 14:21
2. Fiffi ( 28/03/2006 10:02)
rurik: karaoty , laisoa , persil , tongola raviny ,
Tetehana manify ny karoty sy ny laisoa , andrahoana kely fotsiny fa andramana @ hitiavana azy , hasiana sira , fa endasina kely @ menaka kely fotsiny an! dia tsy hasiana rano fa ny laisoa hatao voalohany dia mitera-drano io , hapangatsiahana dia citron no hatao fa tsy vinaigre , azo hasiana caria kely koa.
3. patrick2002 ( 28/03/2006 10:07)
raha mnisy laisoa no tianao dia ampandevezina aloha ny laisoa sy ny carotte atao tetika ngezangeza ny karoty ,tokony eo @ 4 a5 min eo no ampandevezina azy.
avy eo avela hitsika tsara ny rano ary avela mangatsiaka,asina vinaigre sira ,menaka ,ary poivre sy oignon amin'izay dia milay ,raha tianao asina carry ,dia afanana kely ny menaka endasina ny carry eo @ 30 seg a 1 mn eo avy eo alatsaka ao anaty lasary.
4. mamzelkely ( 28/03/2006 10:32)
de asio poivre betsabetsaka de asio noix de muscade fa tonga de raitra be io marina zany :miam:
5. majakely ( 28/03/2006 10:36)
de vidana mofo bagety de seseho an'io ,,hihihi:miam:
6. Fiffi ( 28/03/2006 11:17)
manjakely: :miam::miam::miam::miam: fa ity misy recette hafa an! andramo anie fa :miam::miam: be koa an
1 poivron mena
1 poivron maintso
3 karoty
1 citron
1 echalotte
rapena ny karoty fa tsy ilay madinika kely iny fa somary lehibe , tetehina manify ny poivron , asina menaka kely ny vilany dia endasina ao miaraka afatsy ny echalotte , tena juste 2minitra an! fa manjary masaka be le izy avy eo , asiana ny echalotte voatetika manify kely , jus cirton , persil efa maina vidiana @ tavoahangy kely iny , sira , dia mazotoa homana ary :miam::miam::miam::miam:
7. soasoafy ( 28/03/2006 11:41)
carotte; oignon; tomate; vinaigre; huile.
Raper-na ny carotte, refa vita de asiana menaka eran'ny sotro.
tetehana ny tongolo sy voatabia dia asiana vinaigre sy sira , afangaro @ le carotte, azo asiana persil sy coriandre na poivron
8. bichette ( 28/03/2006 11:47)
:miam::miam::miam:
9. Fiffi ( 28/03/2006 12:14)
fa mba andramo anie ny fampiasana citron fa tsy vinaigre eh! tena hafa mihintsy ny tsirony an!:miam:
10. rurik ( 28/03/2006 13:07)
:miam::miam:mamaky fotsiny aho ry reto dia efa miraraka ny rarakiviko te hihinana
misaotra anareo dia andramako daholo aloha io fomba fanhandro natoronareo io dia izay mamelimeky kokoa no tazonina :miam::miam::miam::miam:
11. rurik ( 28/03/2006 13:10)
Fiffi:

manjakely: :miam::miam::miam::miam: fa ity misy recette hafa an! andramo anie fa :miam::miam: be koa an
1 poivron mena
1 poivron maintso
3 karoty
1 citron
1 echalotte
rapena ny karoty fa tsy ilay madinika kely iny fa somary lehibe , tetehina manify ny poivron , asina menaka kely ny vilany dia endasina ao miaraka afatsy ny echalotte , tena juste 2minitra an! fa manjary masaka be le izy avy eo , asiana ny echalotte voatetika manify kely , jus cirton , persil efa maina vidiana @ tavoahangy kely iny , sira , dia mazotoa homana ary :miam::miam::miam::miam:


Fiffi mety ho tsara ko aky io fa andraso we andramana dia misaotra betsaka an :-*:miam::miam: atsoiko ihany ndry rehefa voakarakaraka hanandrana azy hi hi hi

12. rurik ( 28/03/2006 13:11)
patrick2002:

raha mnisy laisoa no tianao dia ampandevezina aloha ny laisoa sy ny carotte atao tetika ngezangeza ny karoty ,tokony eo @ 4 a5 min eo no ampandevezina azy.
avy eo avela hitsika tsara ny rano ary avela mangatsiaka,asina vinaigre sira ,menaka ,ary poivre sy oignon amin'izay dia milay ,raha tianao asina carry ,dia afanana kely ny menaka endasina ny carry eo @ 30 seg a 1 mn eo avy eo alatsaka ao anaty lasary.



misaotra betsaka lehilahy mahay mahandro an an an an :miam::miam::miam: asaiko rehefa voakarakara le izy manao filazana eto ihany aho fa manasa kibo dieny zao hi hi hi
13. Fiffi ( 28/03/2006 17:43)
mbola hafa hiany zany lhl mahay mahandro zany an!:)
14. Veloo ( 28/03/2006 19:21)
asivo haricot vert ko retsy ry rurik a:miam::miam::miam::miam::miam: eto doly zany isika kle
15. patrick2002 ( 28/03/2006 20:55)
Ka tsy hita fa tsy misy azo baikoina hahandro dia ny passionné tany @ lakozia,dia tena milay ilay mahandro sakafo kou miam miam.
16. rurik ( 29/03/2006 09:44)
Fiffi sady ny sakafo andrahoin'ny lhl anie hono toa we matsiro :wink: asa aloha :miam::miam::miam:
17. rurik ( 29/03/2006 09:46)
veloo :miam::miam::miam: manampy ny tsirony koa io andraso asiko kely :miam::miam:
18. rurik ( 29/03/2006 09:48)
patrick2002 fa tsara le fahaizanao ka
19. Fiffi ( 29/03/2006 13:24)
rurik: attentionné be ve akia ? :miam::miam::miam:
20. rurik ( 29/03/2006 14:59)
fiffi ary ndry sady mihinana no miteny lasa lava nify eo ndry an :miam::miam:ita aky ko :miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579