lasary karôty

21. Fiffi ( 01/04/2006 11:15)
rurik: kiiiiii !!! :-D:-D:-D:-D:-D
22. kinaoly ( 01/04/2006 16:15)
ny hitako na manta na masaka ny karôty de refa izy milona kely iny vao tena heno ny tsirony, njinja refa citron no anaovana azy fa tsy vinaingitra :wink:
23. Fiffi ( 02/04/2006 05:56)
ka nanao ahoana izy tao eh ?
24. rurik ( 05/04/2006 07:41)
:miam::miam: na tsiro aky efa nanao aho tsy nangataka andro akory huuuuuuuummmmmm misaotra aloha e :-*:-*
25. rurik ( 05/04/2006 07:44)
Kinaoly ie navelako nilona kely dia tena humm natsiro an nahatsiaro ny fihinanana lasary karaoty tany mada manko le mividy kompoze ryeny an dia atokana ny lasary karaoty efa somary masamasaky ny vinaigre na voasary makarina angaha .
:miam::miam:
26. Fiffi ( 05/04/2006 08:32)
:miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam:
27. nenipita ( 03/06/2006 14:21)
de anaovana maillonaise kely afangaro amin'ilay karôty rapé teo ary amotehana sardine kely koa ny fangarony . Andramo anie fa tena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9479