Raha te-hividy sakafo gasy dia jereo ity!

1. Fiffi ( 28/03/2006 10:06)
Eto ry namana no ahazahoantsika mividy sakafo gasy , andramo anie fa tena ho hafa-po mihintsy an!:miam:

http://www.croissance.com/bazarbe.html
novalian'i sanjila ny 12/04/2006 16:01
2. ainaheri ( 28/03/2006 10:27)
Fiffi< nga tsy misy plan ???Manao livraison izy 5euros hatr@ valeurn'entana otrinona io sa na limonade ray d afaka livreny !!
3. adidy ( 28/03/2006 10:27)
Za rehefa mandalo any Paris dia tsy maintsy mandalo ao!! Fa tena manao provision mihintsy! Mividy hatr@ koba @ boite fa mbola tsy nohanina fa endrasana occasion!! Nareo tsinona tsisy manome recette koba!!:cry::cry:
4. majakely ( 28/03/2006 10:38)
zah koa efa tao ,,sady mba mora ny entana ,,,hay tokoa...ny ravitoto congéler no tena ao tsara ,,,,andramo angee.
5. Fiffi ( 28/03/2006 11:12)
:)tsy misy plan fa io misy phone de lazainy ka! toa tsy misy lanjan'ny entana fa io daholo ny vidin'ny livraison ka! sady bdb indray hono ny entana vao tonga indrindra fa izao fahatongavan'ny Paska izao:)
6. rurik ( 28/03/2006 13:17)
sambatra aky nareo any mba mahita zavatra maro fa ny anay aty tena tsy mahita eeeeeee nanandrana nanoratra any aho nanotany dia asa aky raha afaka mandefa izy . :miam::miam::miam::miam:
7. Fiffi ( 28/03/2006 13:56)
rurik: ndryyyy fa andraso aloha an! fa @ le resantsika iny dia andefasako ndry :):-*:-*
8. Rafotsy ( 28/03/2006 16:21)
Fiffi:

Eto ry namana no ahazahoantsika mividy sakafo gasy , andramo anie fa tena ho hafa-po mihintsy an!:miam:

http://www.croissance.com/bazarbe.html


Misaotra aky Fifi fa sahala mahita an d Radavy mi compte mpiangona aky aho a !!
9. Veloo ( 28/03/2006 17:09)
rurik a ie wa retst sambatra mihitsy ireo:(
10. Herimiafina ( 28/03/2006 17:32)
Ary misy anlé entrecôte efa somary faisandé mahafinaritra be otsan,ilay any Ambalavao iny ve any e? hummm :miam::miam:
11. Fiffi ( 28/03/2006 17:42)
fa tena gaga be zah ry zareo fa misy kitoza ao , sosisy vita gasy , trondro isan-karazany , ary @ ity Paska ity hono dia hisy arrivage dena milay be ko!
12. vale ( 29/03/2006 11:47)
Fiffi: tsy ilay "bazar be" tao Argenteuil ihany ve io lasa nifindra io izany???...tena be entana tokoa ao an, h@ kitoza mmmmmm:miam:
13. mandrindra ( 29/03/2006 12:13)
izy indrindra io e.
14. Fiffi ( 29/03/2006 13:21)
vale: hiaraka ho any ve isika sy ndry eh ? :)
15. rurik ( 29/03/2006 14:54)
veloo ireo le zaza niangarana :-D:-D:-D:-D
16. rurik ( 29/03/2006 14:56)
Fiffi misaotra mialoha aky an:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
17. rurik ( 29/03/2006 14:57)
Fiffi:

fa tena gaga be zah ry zareo fa misy kitoza ao , sosisy vita gasy , trondro isan-karazany , ary @ ity Paska ity hono dia hisy arrivage dena milay be ko!




nefa na dia izany aza aza dia lazaina daholo fa manjary lasa fakapanahy indray :-D:-D:-D:-D raha indry mahita ahy ato an =))=))=))=)) mitelindrora fotsiny :miam::miam::miam::miam:


18. vale ( 30/03/2006 18:56)
Fiffi:

vale: hiaraka ho any ve isika sy ndry eh ? :)
raoviana aza eh:wink::wink::-*


19. vale ( 30/03/2006 18:57)
rurik::-D:-D:-D
20. Fiffi ( 01/04/2006 11:14)
vale: hantsoiko hiany ndry rehefa misy fotoana malalaka tsara iny aho an! :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4347