Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ravatorano ( 03/04/2006 07:27)
taitra indray Ingahy Lahiniriko Jean arak izao :
LAHINIRIKO FUSTIGE RAVALOMANANA - "LE MAP N'EST QUE LE DÉBUT DE LA PROPAGANDE" Privé de parole en début d’année à Iavoloha, Jean Lahiniriko se déchaîne. Jean Lahiniriko, président de l'A... suite
répondu par fijo le 06/04/2006 03:38
LazaRandri ( 03/04/2006 02:01)
verset du jour! ;-)
"Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: [b]Tsy tsara raha irery ralehilahy[/b]" Jenezy 2:18a... suite
répondu par Fiffi le 06/05/2006 10:50
LazaRandri ( 03/04/2006 01:09)
ifampizarao e :-)
Ho aiza isika tsy mandeha Vichy amin'ny Paka? Hijanona any firy andro? Andeha fiara, saovaly, sambo kely (vedette), lamasinina sa fiaramanidina? Ohatrinona no holaniana? Inona avy no tokony ho ent... suite
répondu par Fiffi le 04/04/2006 09:56
LazaRandri ( 03/04/2006 00:42)
ambassade / consulat / consulat honoraire
misy representation diplomatique gasy ve ao Penang? Inona no mety ho tombontsoa azon'ireny consul [b]honoraire[/b] ireny?... suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 04:32
LazaRandri ( 03/04/2006 00:08)
tondro molotra
Raha misy bandy roa lahy mpinamana dia tsy mampaninona ny fiarahamonina satria hono akama bonnn. Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa fo... suite
répondu par kiadi le 20/05/2008 14:05
LazaRandri ( 02/04/2006 23:56)
Malaysia truly Asia
[img]http://www.tourism.gov.my/vmy07/images/logo_vmy_small.gif[/img] 50 taona monja ny fanjakana Malezianina amin'ny 2007 kanefa anisan'ny firenena mandroso any Asie-Pacifique. Mbola feno lavaka ... suite
répondu par Fiffi le 10/04/2006 03:55
ralf ( 02/04/2006 20:17)
gasy mahantra nefa manana
Mahagaga ho'aho fa hoe mahantra ny gasy nefa dia tena misy mihitsy ny manan-karena tsy misy toy izany. Ny hatsembohan'ny sasany ve no mahatafita azy ireny sa azo amin'ny fahamarinana tokoa. Misokatra ... suite
répondu par Fiffi le 09/04/2006 13:10
akamatiana ( 02/04/2006 18:38)
Akamatiana Karajia !!!!
[b]Mhagaga ahy sy mahavarina Ianao izay misoloky ho Akamatiana Marina fa ny PS tanim-boanjo Nefa ny ps-ko houn nataonao firesahana tsy fampiseo masoanjo Ka ho anao namako, izao no ambarako kely... suite
répondu par Aino le 19/05/2006 09:09
ariel ( 02/04/2006 14:41)
tana in love
nanao aona ny fahitanareo anilay tana in love iny nahafinaritra ve nisy indro kely lay izy fa inona ary anjaranareo manazava.... suite
répondu par fijo le 11/04/2006 20:46
hertix ( 02/04/2006 14:32)
Album-n'i Jérôme Randria vaovao
Nivoaka ny album misy ny hiran'i Jérôme Randria. Ny zanany Railola no mihira ny hira ao anatiny. Intéressant ny mihaino azy fa misy hira noforonin'i Jérôme Randria mbola tsy heno raha tsy izao.... suite
répondu par fijo le 07/04/2006 20:10
vancleef ( 02/04/2006 14:28)
La mobilisation pour la fierté nationale...
Nampieritreritra amiko ilay tenin'ny général Désiré Ramakavelo t@ interview tao @ Les Nouvelles. [b][i]«La mobilisation pour la fierté nationale ne peut se faire dans la pauvreté», selon le g... suite
répondu par Fiffi le 03/04/2006 05:05
xxx ( 02/04/2006 11:44)
fitia handamoka?
misy tovovavy kely izay( eo @ 15 t ao ho eo) mifanila-bodirindrina aminay.rehefa nadroso ny volana sy ny andro dia tafapaka tany @ ny "foko" ka tena miha-voasarika hatrany2 aho. ny olana anefa dia met... suite
répondu par radeeds le 08/04/2006 03:02
4mimananelatra ( 02/04/2006 09:28)
NY orin'asa karàna matanjaka rehetra eto DAGO ....
Raha miremarque ianareo ny orin'asa karàna matanjaka rehetra eto MADAGASIKARA dia ny responsable financier sy encadrement dia VAZAHA daholo ...MPANGALATRA hono ny gasy e!!tsy mahatoky gasy ry zareo ... suite
répondu par prime le 31/10/2006 13:14
dragon2madagascar ( 02/04/2006 09:26)
Nandao Akany
Salama e! toy izao sy toy izao ny tonon'ny hira vaovao ao @ ny takelaka MALAGASY POLI-ZIKA ao @: http://dragon2madagascar.over-blog.com/ NANDAO AKANY Raha nandao ny akany Hitady izay mahaso... suite
répondu par Fiffi le 12/04/2006 11:19
lapino ( 01/04/2006 19:47)
Tsesy
Aiza ndray kloo le ankamantatra e? d4 ... suite
répondu par pissoa le 09/04/2006 16:05
4mimananelatra ( 01/04/2006 19:24)
iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
Mbà atsangàno hoe ny tanan'izay tsy manaiky fa afrikanina ny gasy? Ara-jeografika aloha dia mazava be ao anatin'ny kontinanta afrikanina ary sub-saharienne mihintsy ary membre ao @ OUA (na Organi... suite
répondu par haja8 le 13/07/2016 05:40
Fiffi ( 01/04/2006 15:32)
Hay ve nisy an'izao taloha ?
Gaga hiany aho raha nahita an'ity site ity. Hay ve nisy an'izao taloha ? http://www.geocities.com/hiragasy/frantsa.html... suite
répondu par xxx le 06/04/2006 19:42
adidy ( 01/04/2006 15:30)
fialam-boly
Mba saika hanontany hoe inona ny fialam-boly ankafizinareo??... suite
répondu par kala le 19/04/2006 10:34
xxx ( 01/04/2006 14:05)
MR le prezidà et MR le 1ér ministre arretez vos cinemas svpl
Mr le président de la république de Madagascar et le 1ér ministre arretez de faire du cinéma aux peuples malgaches s'il vous plaît!....La plupart sont analphabétes et cancres mais quand même...... suite
répondu par fijo le 07/04/2006 18:25
4mimananelatra ( 01/04/2006 13:52)
TSY AMPY IZAY KARAMA 1 VOLANA ETO MADAGASIKARA!
Resa-be ny ataon'ny fitondràna izay nifanesy na mandrak'izao aza, ny hoe hampanakarena ny iray trano nefa dia hita izao fa fampandriana adrisa TIA TENA !izay no azo lazaina.Raha ny asa atao iray vola... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6719