Hay ve nisy an'izao taloha ?

1. Fiffi ( 01/04/2006 15:32)
Gaga hiany aho raha nahita an'ity site ity. Hay ve nisy an'izao taloha ? http://www.geocities.com/hiragasy/frantsa.html
novalian'i xxx ny 06/04/2006 19:42
2. Fiffi ( 01/04/2006 15:42)
na ity koa: http://www.geocities.com/mialy_tiana/repas.htm
3. tiatsara ( 01/04/2006 16:21)
Misaotra re, fa hahafantaranjavatra, tena marina.
Dia teneno foana zahay rehefa misy zava-baovao ohatran'ireny an !

Merci !
4. vancleef ( 01/04/2006 16:28)
Tsy io ihany no nosoratan'i Jean Paulhan f nonoratra boky @ teny gasy sy frantsay hoe "Les Hain-tenys".
o an'ireo izay tsy mahafantatra dia Jean Paulhan dia nampianatra literatiora tana Antananarivo nandritran'ny telo taona 1907-1910 ary rehefa niverina taty Frantsa izy dia nampianatra teny gasy tao @ Langues O tao Paris.
5. Fiffi ( 01/04/2006 16:35)
Misaotra re, fa hahafantaranjavatra, tena marina.
Dia teneno foana zahay rehefa misy zava-baovao ohatran'ireny an !
ndryyyy mba mikaroka aho dia nahita de mba mizarazara eh! :):)
vancleef: misaotra anao koa eh! :):)
6. andry08 ( 01/04/2006 17:16)
=D=D=D=D=DMankasitraka e!
7. fasaly ( 01/04/2006 20:27)
:°):°):-*tohizo ny fikarohana fiffi miandry anao ny serasera:wink::°):-*:-D
8. dadabe ( 02/04/2006 01:52)
tena tsy misokatra aty aminay le site ry Fiffi:(:( fa inona no tao e?
9. Fiffi ( 02/04/2006 04:52)
:)fasaly: :):) eny akia an! :-*:-*
zany ve ry dadabe ? nefa ireo fa misokatra daholo koh!
10. Fiffi ( 02/04/2006 05:04)
ary ity ? http://www.geocities.com/mialy_tiana/ora.htm
11. sylvain ( 02/04/2006 18:15)
=D=D=D=D misaotra betsaka!!
12. pitchou ( 02/04/2006 18:29)
d tena liana tokoa moa aho izany nahita le izy! merci fiffi! :-*:-*:-*
13. Veloo ( 02/04/2006 22:43)
:°)
14. miantra ( 03/04/2006 11:28)
Misaotra fa tena nahaliana ilay izy.
Merci an!!!:D
15. Fiffi ( 04/04/2006 10:05)
tsy misy fisaorana o! :):D:):D:):D:-*:-*:-*
16. jentilisa ( 05/04/2006 08:54)
io ary ilay hoe tsy hain'ny gasy taloha izany hoe virijiny izany!
17. Fiffi ( 05/04/2006 08:57)
zany ?
18. xxx ( 06/04/2006 19:42)
hainy zany fa tsy virijiny no filazany azy fa voatavo tsy mifandraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3428