fitia handamoka?

1. xxx ( 02/04/2006 11:44)
misy tovovavy kely izay( eo @ 15 t ao ho eo) mifanila-bodirindrina aminay.rehefa nadroso ny volana sy ny andro dia tafapaka tany @ ny "foko" ka tena miha-voasarika hatrany2 aho. ny olana anefa dia mety efa fantatrareo fa ny taonany( vao 15 t monja) ary eo ihany koa ny "fari-piainany" izay mety ho sakana @ fiarahako aminy. mety ho olana koa ny taonako satria efa 20 mihoatra izao aho;tsy mbola nanandrana na inona na inona aloha hatreto fa mbola vina2 fotsiny

inona ny vahaolana mety atolotrareo? tokony hadinoana ve ilay kala sa hiroso ihany?
novalian'i radeeds ny 08/04/2006 03:02
2. Fiffi ( 02/04/2006 11:49)
xxx : fa aiza kay no misy anao ? satria manko dia izao: raha aty ivelany ianao dia ny hitako aloha dia vao maika miha-tanora mihintsy ny ankizy no manao sipa , sady maro no be famaliana ny RAD ka dia manao izay tiany hataony. Raha any Dago indray , tsy dia aiko loatra fa na izany aza dia mitandrema hiany ny fanaovana "detournement des mineurs"
3. fasaly ( 02/04/2006 11:55)
fa ahoana kou zany vato misakana ny fiarahana eo am lafin'ny faripiainana zany?????:roll::roll::roll:
4. Fiffi ( 02/04/2006 12:00)
ary eo ihany koa ny "fari-piainany" izay mety ho sakana @ fiarahako aminy.
mba hazavao kely aloha io hoe :roll::roll::roll:
fasaly: hummm misy zavatra tsy mazava ao an! "fari-piainany" hono :roll::roll::roll::roll:
5. patrick2002 ( 02/04/2006 13:34)
mety zanaky ny gardien kosa kou,i xxx mety zanaky ny patron'ilay gardien dadan'ilay joba revin'ny lery :-D:-D:-D
6. Fiffi ( 02/04/2006 15:18)
possible izany , fa aleo izy no mba hanazava eh!
7. meme ( 02/04/2006 19:13)
Mahery ny fitia.Eo @ ilay fari-piainana no tsy mazava.Fa izao:na dia eo aza ny lalàna momba ny tsy ampy taona dia possible foana ny fifampiraharahana @ RAR n'ilay Ikala.Aleo manontani2 foana toy izay manao2 foana.Tandremo ny tonga de mijabaka.Aty @ faritra misy anay aty manko dia tena ataon'ny olona (RAR) sasany fitadiavana ny zanany tsy ampy taona.Farany kely deux millions de fmg no anaovana enrengement raha tsy izay dia migadra.
8. Herimiafina ( 02/04/2006 19:38)
Tena adinoy ry namana, tena adinoy fa gravy izany, mba marina mafy e! mbola hanazava ny hevitro eo ihany aho fa aleo aloha ianao hipoitra kely! :-*
9. Veloo ( 02/04/2006 21:35)
ie marina ny an;i heri no sady oy enao oe ny fiaripiainana mahantra angaha ilay kala?
10. maditra ( 02/04/2006 23:14)
Fa tia an'la ve alou ilay joba sa???? haha
11. Fiffi ( 03/04/2006 06:50)
xxx koa tsy mipohitra intsony :roll::roll:
12. ravatorano ( 03/04/2006 08:06)
volou alou ah io xxx io dia manao detournement des mineurs raha aty amin ny tanana ka raha sendra tratran ny ray amna drenin ilay joba d mety ho sahirana ihany sady tadidido fa efa misy lalana velona b amizao momba ny detournement des mineurs io ; ka na dia mitazatazana mlatetika ilay jobakely aza enao dia mety ho tratran ny harcelement indray ka mitandrema ihany sao d.......
manarak izay tena tsy mazava araky ny tenin ny maro eo ambony eo ilay fari piainana za aloha d manaiky ilay kozin i patrick2002 ery we lery zanak ilay patron b ary ilay joba zanaky ny mpanasa lamban dry lerony d matawatra lery fa tsy mitovy ilay saranga
nefa ny fitiavana anie tsy mety voafaritra raha tena tia e noho izany d zao lazaiko anao ra xxx miala deny mbola tsisy maratra ny andaniny sy akilany sao d idiran 'ny rivotra eo :-D:-D:-D:-D:-D
13. miantra ( 03/04/2006 10:35)
Maninona anefa raha miandry ampy taona ilay izy vao jerena e?
Amiko aloha dia mbola zaza be ange izany 15 taona izany e!!!! na dia ara-batana aza mety ho efa mirongaronga.




14. booboo ( 03/04/2006 11:25)
Fiffi > lasan'ny cyclone angamba xxx matoa tsy hita popoka hatr@ zao
15. Fiffi ( 03/04/2006 11:41)
booboo: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. Herimiafina ( 03/04/2006 12:46)
Fa na dia izany aza raha mbola any Dago dia miaiky kosa aho fa mbola tena miteny be io resaka saranga sy farimpiainana io e!
Tsy misy RAD hamela ny zanany ho naufragé volontera ziany kosa e! :-*:-*
17. booboo ( 03/04/2006 13:25)
naufragé vôlôntera mitsy a ? hihihihihihii
18. Herimiafina ( 03/04/2006 14:07)
tena zay mihintsy kah! Miala amin'ny cateau be ny zanany vavy de entinao ho aiza kosa? Normala raha somary matahotra ny RAD, tsy manambany mahantra izy amin,iny fa mitsinjo ny ho avin-janany e! Norma be izany e!
Zah izao raha andeha hitady asa de ny asa tsy hamono ahy no katsahiko e! Norma be otsan'izay ilay izy. :-D
19. ikalakintina ( 03/04/2006 16:54)
ajanony zany ra xxx a!, fa toa nandamoka ko reto xxx teo?
20. Fiffi ( 03/04/2006 18:55)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892