fitia handamoka?

21. Veloo ( 03/04/2006 20:24)
so dia lasa any am-ponja lery?8O8O8O
22. sasa ( 04/04/2006 04:19)
Sali sali zoky be an! izay fotsiny ny an'ahy hi hihih i
xxx tanjemo fa tena grave be io an! raha mbola vitanao d andraso ny 3 taona fa kely anie izay e:-D:-D:-D:-D:-D
23. kala ( 04/04/2006 05:05)
:wink:
24. Fiffi ( 04/04/2006 06:09)
Herimiafina: de nahita le asa tsy mamono anao ve aloha eh ? :-D:-D:-D
25. zazakely ( 04/04/2006 07:07)
Fiffi:

Herimiafina: de nahita le asa tsy mamono anao ve aloha eh ? :-D:-D:-D
za !zazakely dia mitady vady ka!!!!


26. Fiffi ( 04/04/2006 09:29)
:roll:
27. rapala ( 06/04/2006 10:13)
sosotra angamba i xxx fa tsy araka ny hvitrany ny torohevitra nomena azy.
Tsy avelao izy aloha ry lety hianatra tsara fa aza adaladalaina izany a, raha ny 'sis' - ko ataony xxx izany ataoko 1 sisa ny sofony sy izay double rehetra ao aminy vatany xxx:twisted:
28. mandrindra ( 07/04/2006 08:32)
dia izay tsy doubla ataon'i rapala firy sisa?
29. sasa ( 07/04/2006 10:03)
rapala hi hi hihi
f'angaha koa i zazakely ihany ho HM klé
30. pissoa ( 07/04/2006 10:13)
rapala :-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. dadabe ( 07/04/2006 11:52)
tsatsa daholo ny manana ps doubla ato kle :-D:-D
32. pissoa ( 07/04/2006 12:51)
Fa angaha tena i HM io zazakely io? :-D:-D:-D
Herimiafina, elah aza zaza be koooooo :-D:-D:-D
33. radeeds ( 08/04/2006 03:02)
Hialao pà fa mampigadra de 1 pt c tout
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1597