MR le prezidà et MR le 1ér ministre arretez vos cinemas svpl

1. xxx ( 01/04/2006 14:05)
Mr le président de la république de Madagascar et le 1ér ministre arretez de faire du cinéma aux peuples malgaches s'il vous plaît!....La plupart sont analphabétes et cancres mais quand même...

En éspace de même pas 1 mois qu'il y a une fausse alerte lors de l'inauguration du nouveau palais de la justice qu'il y a une rumeur d'un coup d'état contre le président et les gardes militaires ont fouillés les gens jusqu'au slip .

Hier encore lors d'une soirée cette fois ci le 1ér ministre a peur que qqun lui veut sa peau ...MAIS ARRETEZ vos gaminerries s'il vous plaît!!!!
novalian'i fijo ny 07/04/2006 18:25
2. Fiffi ( 01/04/2006 14:44)
:roll::roll::roll: atovy teny gasy eeeeeeeeeeeeee!!!!
3. vancleef ( 01/04/2006 16:43)
Tsy hitako mihintsy ny gamineries an'i Ra8 sy Sylla amin'izany. Ireo nanao ny fausse alerte no manao gamineries. Adidin'ny mpintondra ny manao an'ireny controle rehetra ireny rehefa misy alerte hoe attentat na bomba. ary raha tratra ireo izay manao fausse alerte dia miakatra tribonaly ary tandremo amin'ireo izay te hanao an'io fa fantatra daholo iza no ni-telephone an'iza
4. Fiffi ( 01/04/2006 16:46)
tokony i xxx no hanajanona ny gamineries-ny ka!
5. vale ( 01/04/2006 17:48)
:-D
6. hery ( 01/04/2006 18:02)
xxx> misehoa fa tsy efa t@ andro nahazatra anareo intsony izao (t@ andron-dRadidy)
7. Veloo ( 02/04/2006 02:51)
:-D:-D:-D
8. Rainimaharavo ( 02/04/2006 06:23)
ho an'i ra-xxx- milatsaha ho prézidà ny repoblika dia ataovy izay hahamamim-bahoaka anao; amin'izay tsy hisy tsaho hoe hamono anao àry na àtsy.
9. rasah ( 02/04/2006 11:10)
izany no midika fa mbola tena andairana tsaho et dago:-D:-D
10. ravatorano ( 02/04/2006 12:49)
xxx
11. Fiffi ( 02/04/2006 13:07)
ravatorano: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. rasera ( 02/04/2006 20:03)
xxx:

Mr le président de la république de Madagascar et le 1ér ministre arretez de faire du cinéma aux peuples malgaches s'il vous plaît!....La plupart sont analphabétes et cancres mais quand même...

En éspace de même pas 1 mois qu'il y a une fausse alerte lors de l'inauguration du nouveau palais de la justice qu'il y a une rumeur d'un coup d'état contre le président et les gardes militaires ont fouillés les gens jusqu'au slip .

Hier encore lors d'une soirée cette fois ci le 1ér ministre a peur que qqun lui veut sa peau ...MAIS ARRETEZ vos gaminerries s'il vous plaît!!!!

Ny teny malagasy aloha mba hianaro tsara vao mandray fitenenana mitsara tsy mahafantatra. Aiza no ahafahanao milaza fa tsy marina ny zava misy. Iza no andeha handany andro hanakarama olona hanao sarimihetsika tsy hita hoe hitondra inona?
Tsy ny malagasy ihany no hisehoan'izany fa misy koa na any @ firenena lehibe aza? Ohatra omeko anao Kennedy iza no namono azy? De Gaulle, Mitterand efa saika nisy namono. Ary tao amintsika efa firy ny mpanao politika maty tsy fantatra velively ny nanao azy. Na ny marina fantatra fa tsy sahy lazaina. Ratsimandrava, Rakotomalala sy ny maro hafa, ka ireo olona ireo efa nisy nampitandrina ny sasany ny @ tokony hiarovany tena saingy tsy nino ohatranao izy dia natelin'ny fahafatesana nohon'ny haso-paran'ny hafa. Teny farany mampieritreritra. Tao @ fanjakan-dradidy no maro indrindra ny maty teo @ mpanao politika. Saintsaino io. Tsy haiko aloha izay firehana politikanao fa raha miaraka @ dry zareo ireo dia mba diniho io farany io
Miandry ny valiteninao aho amin'ireo.
13. rasera ( 02/04/2006 20:04)

14. Veloo ( 02/04/2006 21:57)
:-w:-w
15. Fiffi ( 03/04/2006 07:07)
na hatraiza na hatraiza tsy maintsy tahaka an'izany no fandehany eh! fa tsy ny hoe olom-pitondra fotsiny dia savaina sns... tao @ fnac zao nisy antso tahaka an'io , fa ny olona rahatra anie ka voasava avokoa eh!
16. vetsoko ( 03/04/2006 15:43)
NY MAMPALAHELO SY MAHAGAGA AHY FOANA @ resaka mandeha eto @ ity rubrique politique ity ,izany hoe @ ireo mpandray anjara mamaly sy maneho hevitra dia tsy dia misy mamaly loatra na miditra lalina @ le fondn'ny sujet(politique) alefan'ny olona hafa indrindra moa rehefa tsy mitovy firehan-kevitra amin'ny maro ato le mandefa hevitra dia mandeha ny insulte sy ny fanehoan-kevitra ataoko hoe ambany fiheritreritra,vokany tsy mahafinaritra le adi-hevitra,tsy enrichissant le débat,tsy dia misy apports d'idées ,vokany tsy manisy accées ho an'ny olona tsy mitovy hevitra aminareo ianareo or ce n'est pas la bonne démarche,tsy démocratiqe le débat sy le esprit et surtout l'ambiance .
SOSO-KEVITRA FANATSARANA INY RAHA MISY MANDRAY
17. Stone ( 03/04/2006 20:54)
Ny zava-misy ange dia olona tsy mila horesena lahatra daholo ny mpisera eto fa efa samy manana ny idée fixe dôdôly e! Kely finoana @zany vrai débat izany aho raha eto.
18. Fiffi ( 05/04/2006 09:01)
:roll:
19. fijo ( 05/04/2006 18:51)
vetsoko,inona moa no resaka eto?
ilay hoe fisavana natao tamin'ny miaramila teny tsaralalana sns.ny resaka dia hoe sinema ve ireny.milaza ny mpanoratra "xxx joda"fa sinema ireny;MAMALY NY HAFA FA ILAINA IRENY REHEFA MISY toejavatra manaitaitra.ka tsy misy debat aiza???
20. xxx ( 06/04/2006 20:01)
Tsy misy débat eto fa fitsikerana an'ilay tsy mitovy hevitra aminareo no betsaka. "ataovy teny gasy é",sns ... Ny fahitako azy aloha dia tokony hampametram-panontaniana antsika ihany ny zava-misy é : Ny hélicon-dRavalo voa tany @ faritra Fandriana(Imady),ilay Twin nitondra an'ny ministra tany Vodihala, ny miaramila nosavaina, io indray fa hoe nisy alerte tampoka saatria hisy baomba hipoaka. Tsy olona mitaitain-dava ve no fahitanareo olona amin'ny Fitondrana ireo. Indrindra moa @ankatoky ny Fifidianana izao. Olona tsy mitombina sy tsy matoky tena hany ka lasa taitai-bòmbla.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3432