tana in love
1. ariel
(
02/04/2006 14:41)
nanao aona ny fahitanareo anilay tana in love iny nahafinaritra ve nisy indro kely lay izy fa inona ary anjaranareo manazava.
novalian'i fijo ny 11/04/2006 20:46
4. LazaRandri
(
03/04/2006 01:37)
Veloo in love no fantatro fa tsy tana in love. hahaha. Ny indrokely taminy dia herimiafina no nahatara azy fa tsy dadabe. hahaha.
6. xxx
(
03/04/2006 06:20)
za aloha nahita e! fa ny indro kely zareo miavona daholo afatsy francis rery fa nilay iany aloa lay izy e!
7. Fiffi
(
03/04/2006 06:38)
raha zah aloha nahita fa nilay de nankasitraka zany de tsy mitsikera hafa fa dia hoe milay de ampy de asiko hoe :):):):)
8. colar
(
03/04/2006 07:35)
tsy miavona zany kosa ry lerony fa izy kosa ve de hiresaka am ty ol be de be ty,tsy araka zany,tsy de misy artista miavona zany alo no hitako e
12. chipie1
(
03/04/2006 08:46)
simba ny hira satria samy te hampiseho daolo oe za no tena mahay , hevitro manokana io ...
14. hertix
(
04/04/2006 01:02)
mitovy hevitra 100% @ chipie1 aho. Tsy tia manakiana aho fa na izany aza tokony mba ianarana tsara ilay hira vao atao fa matetika anie izy ireny na ny feony na ny tonony na ny accords de diso e! Ary ny nanaovan-ndry zalahy ny kaiamba t@ fomba hafa no nahatonga ny fiverenan'ny kaiamba tena izy.
15. rabilabila
(
04/04/2006 04:57)
Ka tsy tsra ve izany hoe: "....ny nanaovan-drizareo kaiamba amin'ny fomba hafa no niverenan'ny kaiamba tena izy ...."?.Misy aza mpamorona kaiamba mindrana ny feo ankehitriny ho an'ny hirany (ohatra i Dédessa namorona sy nampikalo an'i Bodo an'i Aok'izay ao anatin'ny kapila zanak'avaratra ).
Betsaka ny hira ao anatin'ny "repertoires-drizareo", hira efa tsy nisy nahatsiaro intsony nefa lasa eo imolotrin'ny olona indray .
Izany hoe METY HO TETEZANA MAPITOHY NY GENERATIONS ny fihirana ny hira taloha .
Ny amin'ny interpretation indray aloha dia lakalaka iny ka miankina amin'ny tsirairay.

16. Fiffi
(
04/04/2006 05:49)
tsy misy maharatsy azy aloha @zay mba tsy ho hadino ao ireo hira ireo fa mba tsy dia hadikadika fotsiny kosa eh! ny ahy zao no tena tsy tantiko de ny mozika klasika tsara be ireny hirain'ny olona hataony rapy , tsy zakako io an!
17. ariel
(
04/04/2006 10:40)
mapmé koa fiffi ka rapy nie zao no lamaody ankehitriny e! jhonny ary efa manao rapy koa nga tsy hitany fiffi iny.
18. Fiffi
(
04/04/2006 10:54)
ariel: tsy izany akia fa mba tena manfafia be ny mozika klasika zah nefa raha novana ho rapy kosa aloha tena tsy lasako eh!
19. fijo
(
04/04/2006 19:34)
hoy henry ratsimbazafy hoe:"rehefa manao hiran'olona an,ny tena mahatsara azy,dia ny hanaovanao azy amin'ny fomba fijerinao azy,fa tsy makatahaka le tena nataon'ilay mpihira".
izany hoe le fanovana kely"touche perso"iny no tena hilaina amin'ny "interpretation"fa raha hanao tena toa ilay namorona aleo mijery le mpamorona.mpihira izyno niteny an'io ,ka asan'izay hitsikera ny tanora mamelomaso ny hira eha saika tsy heno intsony.
miavona??????fa andeha hiarahaba izao olona mijery rehetra izao kosa ve ny artista???

20. Fiffi
(
04/04/2006 19:51)
fijo: tsy hoe andeha hitsikera ny tanora mamelomaso ny hira saika tsy heno intsony aloha no tiako lazaina an! fa ny tsy tantiko hoa dia ny grange musika klasika no hirana navadika rapy.