tana in love
21. anahely
(
05/04/2006 11:48)
Fa i Ariel anga tena nijery ilay fampisehona, mitovy hevitra @ fijo aho ary marina ny lazainy. Izaho aloha anisan'ny mankafy ny tana in love e. Ny hoe miavona ve ireo artista ireo, tena marina ny lazainareo, fa kosa ny filazana fa i Francis irery ihany no mba miresaka de lainga satria iny indrandra ary no tena miavona, i Bodo irery ihany no tena cool @ ireo sady favoris h@ feony e, tena mbola izy no reine, tsy hitanareo anga izy nahazo ilay disque d'or nomen'i RDJ iny? hevitro manokana iny fa asa ny anareo.
22. mandrindra
(
05/04/2006 13:20)
marina ny lazain'i fijo fa ampiko fotsiny hoe ilay touche perso tsy tokony hi-dénaturer an'ilay hira.
23. hertix
(
05/04/2006 14:55)
Mety ho tsara ihany aloha ny amerenan-dry zareo azy raha ohatra ka fampahatsiahivana no tanjona. Kanefa na izany aza tokony ianarana tsara ilay izy fa tsy ataotao fahatany na disoana. Ny tena mba artistes professionnels ihany ve de hanao zavatra diso (accord, tononkira, mélodie ...)
90%-n'ny artistes kosa aloha tsy miavona fa ireo le vao AVN (artista vao nisondrotra) no tena miseho azy ho stars.
90%-n'ny artistes kosa aloha tsy miavona fa ireo le vao AVN (artista vao nisondrotra) no tena miseho azy ho stars.
24. Fiffi
(
05/04/2006 15:27)
fa tsara ania zany eh! @ zay mba tsy hadino mihintsy ireo hira ireo fa kosa hoa ny "grande musik klasika" tsy tokony havadika rapy!
25. fijo
(
05/04/2006 17:57)
fanamarihana :tsy fijo no niteny an'io fa ratsimbazafy.
za aloha mahita koa fa i bodo no tena kool e,fa tsy hafaka hilaza kosa anefa aho hoe miavona ny sasany.
za aloha mahita koa fa i bodo no tena kool e,fa tsy hafaka hilaza kosa anefa aho hoe miavona ny sasany.
26. ariel
(
11/04/2006 10:06)
de i hertix ve sa milaza fa i poopy tsy miavona sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery fa laozany mijery any mima mandihy fotsiny.