TSY AMPY IZAY KARAMA 1 VOLANA ETO MADAGASIKARA!

1. 4mimananelatra ( 01/04/2006 13:52)
Resa-be ny ataon'ny fitondràna izay nifanesy na mandrak'izao aza, ny hoe hampanakarena ny iray trano nefa dia hita izao fa fampandriana adrisa TIA TENA !izay no azo lazaina.Raha ny asa atao iray volana aloha dia tsy ampy e.Matoa misy olona tafavoaka @ izao dia AFERA ,ary ny mpanana ihany no tafavoaka.

Tsy fideràna ireo vahiny fa raha tsy misy azy ireo dia VOA MAFY ny tantsaha. Ao ANTSIRABE ohatra dia misy ny BANQUE OVERSEAS DES ZEBUS izay tantanana frantsay , izay manome omby ny tantsaha ary aloha tsikelikely .Ao koa i pére Pedro izay manao ny ainy tsy ho zavatra mitsimbina ny mahantra,na dia une aiguille dans 1 botte de foins aza.

http://www.madanight.com/viewarticle_769.htm
2. sonwin ( 01/04/2006 14:44)
4mimananelatra:

Matoa misy olona tafavoaka @ izao dia AFERA ,ary ny mpanana ihany no tafavoaka.




Ny fisainana sahala amin'izao mihitsy no manimba ny fiaraha-monina gasy satria rehefa misy mba tafavoaka sy miezaka hihoatra amin'ny fiainana dia lazaina fa AFERA (afera sens ratsy izy amin'io). Za ry ise sady tsy mahay afera no tsy zanaka mpanana fa za tafavoaka a! Ny mahavoa ny olona sasany mantsy dia miandry tolorana lava toy ny tamin'ny repoblika faharoa fa tsy miketrika mitady izay hahatafita, ary lany andro mitsikera ireo tafita.
3. Fiffi ( 01/04/2006 14:53)
de ny manana foana no henjenhina , fa nahoana kosa ary ? ary marina mihintsy izany lazainao izany ry sonwin satria rehefa misy mba tafavoaka sy miezaka hihoatra amin'ny fiainana dia lazaina fa AFERA (afera sens ratsy izy amin'io). aza variana mitsikera olona fa mba mihetseha eh!
4. xxx ( 01/04/2006 15:14)
efa lanin'i ra8 ny sôsy rehetra ra4ams a tao ny nananganany ny MBS tao ny nanaovany ny tiko AMBATONDRAZAKA tao ny nomény an'ny zanany 4 isan'izany ilay farany lasa any ANGLETERRE sy nanaovana mariage an'ilay zanany iray t@ ila bulgare ao koa ny hiomànana @ fifidianana 2007 .....
tsy misy sôsy intsony fa dia misaora an'i pére PEDRO sy ny CDA ao ANDOHATAPENAKA manampy ny ory fa raha i ra8 no andrasanareo dia miandrasa an'i PAOLY e!!
5. Fiffi ( 01/04/2006 15:47)
xxx: misy porofo daholo ve ireny ?
6. xxx ( 01/04/2006 16:19)
ie vakio tsara ito
http://www.lexpress.fr/info/monde/dossier/madagascar/dossier.asp
7. Fiffi ( 01/04/2006 16:44)
tsy hitako izay maha-porofo an'io satria olon-tokana no miteny nefa ho an'iza anefa ireny zava-bitany ireny ?
Dont deux entreprises de travaux publics, parfois affranchies des contraintes de l'appel d'offres, une compagnie aérienne, un réseau de commerce de gros ou une station de radiotélévision, MBS
fa angaha azy manokana ireo ? iza no miasa ao ? izy irery ?
8. Herimiafina ( 01/04/2006 20:54)
Inona kay no afera miodina any izao ry zareo fa tena mila manao afera mihintsy aho klé, hehehehe:-D
9. patrick2002 ( 02/04/2006 04:24)
ka maninona moa i 4mima raha mba mamorona entreprise hoatry ny TIKO koa eh ! @ izay miakatra ny vokatra ao dago ,dia mitombo ny karama,dia miamanana ra malagasy.
Fa ity no mba angatahako ataovy DG izaho :D:D
10. Fiffi ( 02/04/2006 06:02)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. Ragadona ( 02/04/2006 06:24)
Tsy hisy vokany io ady hevitra io raha tohizanareo fa zary ho lasa sorisory ny hiafarany. Samy misy marina anefa ny anareo raha jerena amin ny fo mahitsy : ny mitsikera dia tokony mba hijery ireo zavatra maro vita toy ny lalàna ohatra izay hita dia hita tokoa ny fandrosoany. Tokony hametraham panontaniana kosa anefa hoe maninona no saika ao Tanà daholo ny zava-bita fa ny any an kafa atao fihetsiketsehana fotsiny, izay tsy mampifankahazo ny ady hevitry ny maro : ny mpanohana manitrikitrika zava bita satria matetika dia saika monina ao Tanà ka akiky vilany, ny mpitsikera manitrikitrika fahantrana satria tsy mahita afa tsy izay iainana any lavitra any .....
12. lemenakely ( 02/04/2006 11:17)
raha ny chiffres omen'ny INSTAT aloha dia tsy fiable e statistique mampihomehy ny akoho!!!raha namàky ilay ery ambony aho hoe jereo eto io
13. dadabe ( 02/04/2006 13:28)
humm ndeha marina zah mba hanao afera le
14. yehel ( 03/04/2006 11:45)
Karama no ambany sa ny vidim-piainana no tsy takatra??
15. Fiffi ( 03/04/2006 19:34)
ka rehefa kely anie ny karama dia tsy takatra ny vidim-piainana eh!
16. ampitiavanabe ( 30/04/2006 17:13)
aza miady an-trano ry reto a. Za de gasy mandalo maharitra eto frantsa ary mila hiady @ ireto vaza ratsy saina reto foana momba an\'i M/car. Ny tena marina ny tokony hataontsika miaraka, rodobe toy ireny t@ 2002 ireny dia miady ny hiala eo ambany fifehezan\'ny la frantsa. Ny antony dia zao : T@ alalan\'ny formation iray natrehako teto frantsa no nahalalako voalohany fa i Mada dia ao isan\'ny(DOM TOM) frantsay saingy manana \"statut particulier\". Nangataka fanazavana manokana ny tena satria tsy nampino sady nanaitra nefa tsy nahazo valiny. Tsy namelako fa nokarohako sur net ny momba an\'io (jereo droit.francophonie.org) ny site iray tsy tsaroko fa misy hoe M/car situation juridique internationale : m/car est sous administration française. Izany hoe ny lafiny politika indrindra ny economie dia la frantsa no mibaiko. Mazava ho azy fa ny tombontsoany no arovany. Rehefa iny misy olona vonona ny hanohitra sy te hampivoatra ny firenena dia ampiadiny isika ry zareo avy eo faly sy mitehaka. Mino aho fa rehefa tonga eo @ toeran\'ny filoha io de be ny surprise, ka raha miady irery tsy misy mpanampy sy mpanohana le olona ray dia na isika rendrika na miova saina sy hevitra io olona io. Toy izay ny cas Ratsiraka. Voasarika lasa ratsy saina lery satria be loatra ny onde nég.sy ny pression. Ny gasy miboretaka tsy mba mandinika mitsy (miala tsiny aho) Ny intelligence nananany lasa nampiasainy t@ habibina dia iza no voa ? Isika ihany. Noho izany aza lany andro mitsikera,aza lany andro miandry na miady fa manôva zavatra. Ny guerre civile tsy nipôka t@ ireny 2002 ireny tsy mipôka intsony. Raha ny marina dia tsika no mamelona an\'i la frantsa. de hanaiky zany ve nareo ? Za klou h@ farany tsy hanaiky e. Dieny mbola tsy miova hevitra nga rainy tiko dia aleo mba ampina. Raha samy manana zany toetasina zany tsika de ho tafavoaka. ampitampitao ry zareo a......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1435