NY orin'asa karàna matanjaka rehetra eto DAGO ....

1. 4mimananelatra ( 02/04/2006 09:28)
Raha miremarque ianareo ny orin'asa karàna matanjaka rehetra eto MADAGASIKARA dia ny responsable financier sy encadrement dia VAZAHA daholo ...MPANGALATRA hono ny gasy e!!tsy mahatoky gasy ry zareo aleondry zareo manakaràma lafo ny vazaha...toy izay manakaràma mora ny gasy nefa mpangalatra daholo

ny ao @ JB , AQUAMAD, COTONA ,SOCOLAIT ,SMTP ,AQUALMA ,GROUPE SIPROMAD,...etc ohatra dia vazaha daholo
INDRISY!!:oops::oops:
répondu par prime le 31/10/2006 13:14
2. Fiffi ( 02/04/2006 11:26)
sao dia sanatria tsy izany kosa ? sao sanatria misy zavatra hafa ao ambadika ao ?
3. xxx ( 02/04/2006 11:30)
tena MARINA io vazaha daholo no mitàna ny poste de responsabilité sy financier @ orin'asa karàna matanjaka eto DAGO .Tsy mahatoky gasy ry zareo nefa refa tena dinihana ny mpanao ihany no mahana misy mpangalatra mihoatra ny karàna ve?..
4. kiali ( 02/04/2006 13:22)
misy antony ray koa azo atao mahatonga an'izany !
ny resaka "relation" international koa io ! moramora kokoa ny mahita "marché" aty ampintandranomasina raha toa ka vazah no mitondra le orinasa satria mantsy ny vazah aty europe na n'aiza naiza de tsy matoky miasa @ olona hotrantsika zao ! de izay no mahatonga oe aleo vazah no mitondra le orinasa fa zareo mora manana relation internationnal! zay koa anisany fijery iray ! fa marina ihany koa aloh ny zavatra lazaina etsy ambony eh!!
5. dadabe ( 02/04/2006 13:23)
hummm tokony hiverina antanindrazana izany nareo gasy any andafy
6. yehel ( 03/04/2006 11:36)
pression avy any @ coopérat° éconq ao @ ambassade ireny satria nomena nationalité tsotsoka jiaby ny karana matanjaka ka vali-babena e.Tsy maintsy mirecruter vazaha avy any métropole ho cadres ao @ sociétés.
7. kally ( 03/04/2006 17:19)
Ny mpampiasa sy ny tompon'orinasa anie tsy adala e! raha olona tena mahay sy nanaporofo fa mahavita ny andraikitra andrasana aminy, tsy hisalasala mihitsy ny tompon'orinasa na gasy io na vazaha na afrikanina fa antsoiny hiara-hiasa aminy, rehefa hitany fa afaka hampidi-bola sy hampihodina tsara ny orinasany.Matoa tsy gasy no nampiasainy dia tsy nisy gasy nilatsaka ka nahafeno ny fepetra takiana.Mangataha hihaona amin'ny tompon'andraikitra ambony(raha tsy maharesy lahatra azy handray anao dia efa tsy izy izay), dia porofoy aminy fa mahavita lavitra noho ireo vazahany ireo ianao dia ampidiriny e!
Fa aza faly mitatatata fotsiny hoe satria gasy kely dia ailika,asehoy fa tsy gasy "kely" ianao fa tena mahavita azy dia ho hita eo , sa ahoana?
8. Fiffi ( 03/04/2006 19:32)
tena MARINA io vazaha daholo no mitàna ny poste de responsabilité sy financier @ orin'asa karàna matanjaka eto DAGO .
mety misy antony hafa aloha ao fa tsy tsy fahatokisana sy ny filazana hoe mpangalatra ny gasy eh!
9. botity ( 21/04/2006 11:43)
fa nareo ve aloha nangataka niditra ho DG na DAF tany de tsy noraisiny satria gasy e ?
misy orinasa gasy sasany aza anie eto expat no DG na DAF ny e!
kale izy ao ny fifampitokisana , ao koa ry relations international na experiences international lazain i kiali iry.
io mandeha tsikelikely fatsy azonao hanaovan decret hoe tsy maintsy gasy na quota na gasy ny encadrement !
rehefa ela ny ela hitany hoe tsy mahavoa ihany reo expat vazaha reo ary ny gasy koa efa misy mahavoa de miova tsikelikely io
10. prime ( 31/10/2006 13:14)
Tsy hoe mpangalatra ny gasy fa misy fepetra tsy fenony tao matoa izy tsy tafiditra... fa mihamaro lavitra ankehitriny ny orinasa lehibe no sady efa malagasy avokoa no mitantana ao nefa d miroborobo b mihitsy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.611