Fiara mitondra vehivavy ;-)
1. LazaRandri
(
05/04/2006 00:27)
Mba avadika kely indray ilay fanontaniana ;)
Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy.
Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!
Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy.
Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:37
2. Fiffi
(
05/04/2006 03:21)
jerena daholo kosa ka! raha ohatra hoe nisy fiara ni-depassé ahy zao , tonga aloha dia mandeha ho azy ny maso mijery ny mpitondra avy eo ny fiara. Rehefa mijanona eo @ feu rouge ireny avy hatrany anie dia ny chaufera ny hitan'ny maso voalohany eh!
3. TWINCAM
(
05/04/2006 12:46)
slt daolo e!!! ts voatery hoe le fiara fa ra bandy le mitondra d vehivavy no mijery d vis versa e!! fa ny sipa matetika no vo mahita vam mlay b d sady mijery vam no mijery le bandy mitondra azy!!! hi hi hi , zany le atao hoe materlisme eee
4. vale
(
05/04/2006 12:57)
LazaRandri::roll:
Mba avadika kely indray ilay fanontaniana ;)
Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy.
Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!
5. LazaRandri
(
06/04/2006 02:09)
fa misy inona ry vale? Miloko angaha ny fitaratr'ilay fiara dia tsy ahitanao na inona na inona? hahaha
6. Herimiafina
(
06/04/2006 18:55)
raha ratsy ilay fiara de le vevavy no jerena raha ratsy le vevavy de le fiara no jerena, hehehe=))=))
9. Herimiafina
(
06/04/2006 18:59)
Asa akia klé, zah koa aza mba gaga, ny IP-ko aloha tsy US e! ahummm ahummm :-w:-w
11. ravakamalala
(
06/04/2006 19:29)
za koa ohatran ny toa mamadi dresaka foana fa aleo mba valiana ilay lohahevitra :
ilay lehilahy!!!!!!!!!:wink:
ilay lehilahy!!!!!!!!!:wink:
13. cutie
(
07/04/2006 17:59)
: LazaRandri [ Valio ] 07-04-2006 03:26:41
Lohateny : Re : Fiara mitondra vehivavy ;-)
Hoy i cutie:
i MH iahny ve no LZ
io fa fanina! hahaha! ahummm ahummm... hehehe
ho haiko foana e:-D:-D:-D
14. pissoa
(
07/04/2006 18:12)
LR:Hihihi, ny ahy angamba jereko sao tsy afaka miampita intsony fa akaiky loatra fa tsy dia hoe ilay vehivavy izany :roll::roll:
Mba avadika kely indray ilay fanontaniana:wink:
Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy.
Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!
16. Herimiafina
(
07/04/2006 18:26)
Ny ahy aza efa tsy hitako izay hanaovana azy koa hijerijery ny an'ny sasany indray! Lany andro manao comparaison sy mitsiriritra! :-w:-w
17. cutie
(
07/04/2006 18:30)
maso mijery hono tsy mitondra mody koa lany andro mitsiriritra @ in :P
18. Herimiafina
(
07/04/2006 18:57)
F'iza no miteny fa tsy mitondra mody, manalokaloka anao andro aman'alina ny sary hitan,ny masonao! Lasa nofy, tsy adino, raha manana ny atao hoe memoire ianao! :-w:-w
20. Herimiafina
(
07/04/2006 19:01)
Angaha izany fidiny, rehefa misy maso dia mijery de mitondra fahitana sy souvenira mody! :-w:-w