aza ihomehezana klou a !

1. booboo ( 04/04/2006 19:34)
:oops: hono ôa, nareo ve t@ vô nianatra nitondra tôôbilina vôlohany dé saro-tahotra ôtra anà ?

Nanao évaluation-na conduite zà t@ ity taona ity fa na ilay moniteur aza kivy kely fa même pas 15 min teo @ place-n'ny sôfera zà dé tsy nety nitondra tsony :oops:. Dé zao mba efa mahavita mitondra vetivety eny @ ireny petites routes ireny, fa vô mahita tôôbilina hafa hifanena amiko na ao afarako dé mijanona zà dé tsy mety mitondra tsony !
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 16:20
2. Ralay ( 05/04/2006 02:51)
Fa inona no atahoran'i booboo sao dia misy mandona avy ao aoriana ve sa ilay avy ao aloha =))?Hay moa tsy azo hiomehezana :lol: Ny olona tsy mahay aza te hitondra mafy dia njy ndray no sarotahotra ohatr'izany.Mila mizatra fotsiny dia mandeha io e.Korazy :arrow::lol:
3. Fiffi ( 05/04/2006 03:25)
booboo: zah koa akia taloha dia tahaka andry mihintsy , tahotra re izany eh! hany ka nahatery ahy namerina in3 ny conduite fa tsy afaka , fa rehefa hikirizana satria tena ilaina dia afaka hiany ialy tahotra , tsy midika aloha hoe afaka tanteraka ny tahotra fa na hatramin'izao aza mbola misy tahotra foana indrindra rehefa misy fiara mi-depassé ahy mitritritra iny.
4. hery ( 05/04/2006 05:43)
booboo> tandremo fa hoy ny fiteny hoe "ny mahay milomano ihany no maty an-drano".

Aleo kokoa matahotra foana, mahatsapa ny loza mety hitranga, toa izay ilay sahisahy loatra dia manao accident. Bon signe ilay matahotra amin'ny voalohany izany e. Rehefa zatra dia afaka ho azy io. Fa eo indrindra no ilana fitandremana foana. Na efa zatra aza tokony mamorona tahotra indray :-)
5. mamzelkely ( 05/04/2006 05:53)
za njay de faran'izay matahotra entina tômôbil surtout we ra vô mande mafy de mba hialako am zany tahotra zany de niantra nitondra fiara za fa tam nanao conduite vôlou ny 2é lasa 4é ny 1é ts mety tafiditra tena loza beuu mitry soa fa patient be le moniteur fa ra ts zany angamba de kizitina teo

fa au bout de 5 lecons de conduite za lasa afaka le tahotra de mba nanomboka nahay de refa azo njay ny permis de voan accident niaraka tam namako za (ts za no nitondra aa!!) de depuis lasa matahotra njay de ts mitondra tsony de zao angamba ts haiko trony fa de rouillée total za satri efa ho 1 an zay za ts nitondra fa matahotra fôna :{:-D:-D
6. paollah ( 05/04/2006 06:00)
Ny tahotra tsy maintsy misy foana na inona na inona voalohan-javatra ataonao, fa rehefa tianao kosa anefa ilay izy dia miezaka mafy fotsiny dia tsy kivy fa hikirizana hatrany fa inddra inddra raha resaka fitondrana fiara dia mila pratique foana foana dia mandeha ho azy ny rehetra, mihena ho azy koa ny tahotra fa lasa fitiavana no mibahana. Ny ahy dia ny miakatra fiakarana no tena natahoraka be t@ voalohany sao dia mihemotra hoazy foana ilay fiara, kanefa nataoko exercice foana ny miakatra, afaka hoazy avy. Mazotoa njy
7. Fiffi ( 05/04/2006 06:41)
booboo: asa na mety hanampy andry koa fa ny fianarana mitondra dia misy ireny logiciel ireny similation fitondrana fiara satria hitako fa nahomby an'ny zanakomihintsy ny fanarahana an'io satria izy koa sarotahotra ben'hiany t@ voalohany , nefa non'ny nitondra fiara dia ohatran'ny toneny ilay tahotra.
8. LazaRandri ( 06/04/2006 02:23)
booboo> Raha mampatahotra anao ny mahita tomobil mifanena dia tapeno ny maso. hahaha
9. Fiffi ( 09/04/2006 06:00)
wadrayyyy koa vao maika ve tsy ho loza raha tapenana ny maso ? :roll:
10. stneh ( 13/04/2006 14:10)
zao e! ty misy hevitra milay be alaivo za ampianatra andry fa ataoko mivoka favo ndry; ampianariko teknika vaovao mintsy nge e!
11. Fiffi ( 13/04/2006 16:20)
ahoana akia io ry booboo ?:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2208