dokotera sy ny fahazarana.

241. Fiffi ( 26/05/2006 13:18)
salohy: ntsooooo !! @ manaraka indray zany haharesy eh! de manaova entrainement tsara aloha . :) aza gaga @ bedada akia ndry fa mpananihany io an! :-D:-D:-D:-D
242. Fiffi ( 26/05/2006 14:06)
wata: :*:*:* endry zany raha dokotera an! hummm aza hadino ny fahazarana an! :-D:-D:-D:-D:-D
243. watafon ( 28/05/2006 15:28)
efa tsy azo ialàna mihitsy akia fa efa fahazarana le izy e! :-*:-*:-* :*
244. Fiffi ( 29/05/2006 05:05)
wata: :*:*:* io koh efa fahazarana an ? :):*
245. salohy ( 30/05/2006 03:33)
d'efa fahazaranareo sy wata mitsy ry fiffi ty :*:*:*:*:* an! de variana za! zay marina le fahazarana!!:roll::roll::^)
246. Fiffi ( 30/05/2006 03:47)
heu.....
247. Fiffi ( 30/05/2006 14:45)
:oops:
248. watafon ( 30/05/2006 18:24)
salohy : tena mahagaga mitsy akia fa efa zatra loatra zay an ! sa ahoana ry Fiffi:?:
249. Fiffi ( 30/05/2006 18:59)
wata: :*:* nga ratsy akia ? heu... tena nahazo fahazarana mihintsy aloha isika eh! ka le izy koh anie feno vitamine de lasa zatra mahazo eh! :-D:-D
250. salohy ( 31/05/2006 08:26)
wata> hay ve e?
Fiffi> fa vitamine in ary hono no azo @ le izy e!:lol::lol::lol:
251. Fiffi ( 31/05/2006 08:40)
salohy: heu.... tena vitamine milay be an! sa tsy izany ry wata ? raha tsy izany ve akia izahay tsy ho zatra tahak'izao ? Kony moh wata ô ? :):*:*
252. Fiffi ( 31/05/2006 14:47)
hummmm lasa indray ny heritreritro hoe soa de mila fanampiana akia i fijo ry wata ? heu.... sao de voarangitra mafy be tao de mila dokotera no tsy hita intsony ? :wink::-D
253. zoezinah ( 03/08/2020 17:56)

watafon:

Manaona daolo nareo ! elaela nareo tsy hitako an !
- marina daholo ireo voalazan'i fijo reo e: tsy vitan'ny hoe manosika ny loto hiditra any anatiny fotsiny ny coton tige fa sady mi-irriter ny atin-tsofina k mety hitarika inflammation na infections mitsy aza ! isika anie efa nomen'A/tra ny ankihikely hisokirana sofina e! tsy tokony hampiasa zavatra hafa intsony isika !
-le resaka misikotra ndray zany ho an'ny vehivavy d le misikotra mafy loatra kosa angamba no tsy mety e! sa ahoana ry fijo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4038