dokotera sy ny fahazarana.

221. pitchou ( 17/05/2006 12:15)
salohy> ka we ny fahazaran'ny dokotera kou! ze rehetra lasa fahazarana d izy daholo na ny fametrahana fanntanina aza:D
222. salohy ( 17/05/2006 12:26)
mimich> :-*! de tsy maintsy hoe zay zany anie e! de arahina eny fotsiny aloha de hita eo ny tohiny e!
pitchou>:roll::roll:!! eny ary e!
wata> enao kou nga tsy mahazo? ;-);-)
223. watafon ( 17/05/2006 16:47)
salohy: ie za kou tsy mahazo tsony ny farany e! hihi:-*
224. fijo ( 17/05/2006 20:33)
fa za ary naninona no dia mikakakaka toa io nareo.
225. salohy ( 18/05/2006 07:22)
wata> :-*:-*:*de ahoana zany? de samy tsy misy mahazo tsony zany isika ve?
226. mimich ( 18/05/2006 09:33)
ndao zany hiara-hanenjika an'i fiffi fa izy rery no maharaka!!!:-*:-*
227. salohy ( 18/05/2006 10:46)
mimich> ary lasa aiza marina i fiffi teo e! toa tsy hita nefa izy irery sisa no maharaka!
228. Fiffi ( 18/05/2006 17:44)
hummmm ! eto hiany zah kah! nampihevona anah nareo an! :-D:-D:-D
wata: :* humm ! inona indray no tsy harak'indry eto ?
fijo: hummmm ! mahatsara ny fahasalamana anie ny mikakakaka eh! io ary :-D:-D:-D
salohy , mimich: naharaka koh ve nareo ? :-D:-D
229. salohy ( 19/05/2006 07:46)
:-w:-w:-w:-w:-w:?::?:
230. fijo ( 19/05/2006 20:32)
fiffi ,salama tsara ary e
231. watafon ( 20/05/2006 17:51)
Fiffi::*:* tsy haiko intsony le tsy harako !:-D:-D
salohy: maninn njy :?:
232. fijo ( 20/05/2006 20:43)
lava be ny ohony letsy dia mandrangotra izy an:-D:-D
233. Fiffi ( 21/05/2006 18:38)
wata: :*:*:* aza mitady lavitra ndry fa harao fotsiny zah ! :-D:-D (manaraka @ le fanomezana vitamine hummm an) :-D:-D
fijo: hummm !! hehehe ! atao inona indray zany hoho lava mandrangotra zany ? mitady rangotra ao an-damosina nga ndy ?
234. salohy ( 22/05/2006 08:29)
Wata> ka tena fanina za de tena mbola mandinika tsara hoe aiza ho aiza zao de in koa le resaka fa tena tsy arako intsony e!:roll::roll:
fijo> ie tena lavalava ihany aloha ny hohoko e! saingy nampalahelo fa vao notapahina t@ sabotsy fa nanao sport kely e!:cry::cry:
235. watafon ( 23/05/2006 18:58)
salohy: zany an ? inn sport ataonjy kay ?
Fiffi::*:* ndao ary fa hanaraka anao tsy haditra za e! :-D:-D
236. Fiffi ( 24/05/2006 07:33)
wata: :*:* hummm ! sady zah nie tsy maditra eh! :-D:-D salohy: ie ! aleo aloha tapahana fa rehefa tapaka tsy fidiny iny no tena marary be an!
237. salohy ( 26/05/2006 07:49)
wata> volley no nataoko de tena tsy maintsy hoe notapahina e! henjana mantsy le mifolaka iny le hoho an! tena mihatra @ aina miitsy ny harariny
Fiffi> tsy maintsy tapahina mitsy na de malahelo aza e! tsita tsinona fa mba te hilalao ny tena e!
238. dadabe ( 26/05/2006 10:44)
kiiii ary tena saika hisy kombaka tato izany a, salohy kontr Fiffi

zay zah vao niditra tato dia koboko avy hatrany hoe nisy nifandamoro be tato


dia kopy koa mzah t@ ilay mission an'i Fiffi kle :-$:wink:


kiiii vita matavy ihany i salohy raha izao no mitohy klle :°):°)
239. Fiffi ( 26/05/2006 12:18)
komba @ inona ry bedada ? :roll::roll: fa inona hiany aza ity resaka mission ity eh ? aiza ve de hatraiza hatraiza de hahitana an'io ? :roll:
salohy: sady hitandry ? raha voadona iny akia ny hoho tena tonga de tapaka hatrary @ farany ary mihintsy de tena marary be an! de nanao ahoana akia tao ? nandresy ve ny ekipandry ?
240. salohy ( 26/05/2006 13:02)
dadabe> tena tsy misy aiko ny tinao lazaina! fa ahoana moa za no ho vita matavy? de in kou le mission an'i Fiffi?

Fiffi> efa voa tahak'izay tokoa za a, fa tsy niala h@ farany kosa aloha le hoho e! fa niforitra taty aloha de niverina @ toerany ihany fa tena narary ahy mafy miitsy an! mba nilalao fotsiny anie za e, tsy ampy le ekipa nanao de za tany nijery fa nisy olona fantatro mantsy t@ le izy de mba nanampy teo e! fa na izany aza de resy ry zareo e! "zahay moa zany e"! :cry::cry::cry:

wata> fa aiza njay enao teo e! toa tsyhita njay :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0902