dokotera sy ny fahazarana.

181. watafon ( 04/05/2006 18:05)
Faranheit angamba izy zay ô !!!!
182. Fiffi ( 05/05/2006 04:14)
wata: fa nga tsy hoe misy danger ny fampihasana ny therometre misy mercure ? aty zao tsy mahita an'ireny intsony.
183. watafon ( 05/05/2006 17:10)
izany tokoa fa ny gasy nga moa tsy tara fôna e! fanfd efa tsy ampiasaina amampolontaona aza mbola hita aty amintsika fôna kou !
184. Fiffi ( 05/05/2006 20:22)
wata: ka misy ireny fanafody efa ela be ireny nefa tena mandaitra an! nohon'ny vao2 . Tadidiko indray mandeha zah narary tenda de nijery doc , de tonga de pikura fa tonga de nijanona hoa le marary . Io doc io aloha efa zokiny hiany , mbola mampiasa ny fomba taloha . Nefa nony lasa izy de le doc vao2 , wadrayyy !! voatery niverina in-2 vao sitrana.
185. fijo ( 05/05/2006 20:53)
fiffi an,mbola misy thermometre à mercure aty ko.
io voalazan'i wata io le °F
186. Fiffi ( 06/05/2006 04:32)
fijo: ah ! ok ! fa ny zavatra henoko akia de hoe tena ratsy be ny fampihasana an'io an! toa hoe cancer hygène ?
187. watafon ( 06/05/2006 17:21)
Fiffi: andraso ary hasiako maso kely zany aloha an !
188. Fiffi ( 06/05/2006 17:59)
wata: misaotra akia an! fa tena hilaiko io. :) de kalma fotsiny zah an!
189. fijo ( 06/05/2006 20:14)
fiffi,eny e,raha vaky ve iny tsy ho loza,fa raha ao antiny ao tsy olana ka
190. Fiffi ( 06/05/2006 20:46)
fijo: nefa akia an! taloha zah d manao fanahiniana mihintsy mamaky le thermo mba hahazahoana le mercure ao anatiny. :evil:
191. watafon ( 07/05/2006 17:01)
mbola tsy nanapotoana za kalou an ! hihi
192. Fiffi ( 07/05/2006 19:16)
wata: hummmm ! tandremo kely fa ny lohateny eto dia "dokotera sy ny fahazarana." sao dia maka fahazarana koh ndry an!
193. watafon ( 08/05/2006 17:35)
loza mitsy wa e! :-D:-D:-D
194. Fiffi ( 09/05/2006 07:41)
wata: fa zah akia raha sendra tsy salama de aloko lavitra mankany ambanivohitra ireny mijery ny dokotera any fa ry zareo anie tena hita mihintsy ny fahaizany mihoatra ny eny @ ville eh! sady raha somary efa lehibe kooa vao maika tsara fa tena mbola mampiasa ny fitsabohina somary taloha de ahazahoana fahasitranana aingana. Ny fanafody ankehitriny ve no tsy tena tonga lafatra @ io ? satria hitako zao fa bdb ny fanafody nalana satria tsy mandaitra.
195. salohy ( 11/05/2006 07:51)
salama daholo nareo ô!
za ndray tena mifanohitra @ le lazainareo miitsy no henoko fa toa hoe tsy mety @ vevavy miitsy hono le misasa @ ranomafana e! ny antony aloha tsy de haiko tsara fa de dokotera ihany koa no niteny io e!
196. watafon ( 11/05/2006 18:21)
tsy za kalou no niteny an\'izany an !!!:-D:{
197. salohy ( 12/05/2006 07:38)
wata: za anie tsy niteny hoe enao e! hihihi!! enao an!:-D:-D:-D
198. Fiffi ( 12/05/2006 09:41)
:-D:-D:-D:-D:-D
199. mimich ( 12/05/2006 11:15)
tsy arako njay marina le resaka ranomafana sy mangatsiak ee!!! mba avereno kely w inn no ratsy de inn no tsara


200. salohy ( 12/05/2006 13:32)
mimich: zany anie hono e! tsy hay intsony ze tena mety sy tsy mety fa toa samy manana ny filazany daholo le dokotera e! misy miteny fa ranomafana hono no tsara hisasan'ny vevavy misy ndray miteny fa tsy de tsara e! ka tsy haiko e!
wata::oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2197