dokotera sy ny fahazarana.
122. pavy
(
18/04/2006 13:14)
raha araka ny fandinihako diailay coton tige tsy misy aseptie no isan'ny tsy tokony hampiasana azy
125. pitchou
(
19/04/2006 07:33)
@fomba aona moa no ahafahanao misikotra tain-tsofina @ coton tige izay mitovy hebe @ lava-tsofina ny habeny? mazava ho azy fa tsy tafavoaka le tiana nosokirina tao fa voatosika !!!:?
126. Fiffi
(
19/04/2006 09:13)
pitchou: ka zay indrindra manko no tena nahagaga ahy an! hanimba sofina ao fotsiny ireny.
128. Fiffi
(
19/04/2006 09:42)
ka misy dokotera mahay mampianatra kosa ve akia ry wata dia tsy mba hanaraka izay lazainy ? :*:*:*
132. ari.malala
(
19/04/2006 11:08)
wata sy Fiffi, fa manin za no tadiavinareo ho may? :-D:-D:-D sa handefasan'i Fiffi thermomètre de bain ko aza za e :-D:-D sady hiulaiko mints zao zany an
133. Fiffi
(
19/04/2006 11:59)
ari.malala: :-D:-D:-D:-D tsy zany akia fa le hoe rano mamay ka! :-D:-D:-*:-*:-*:-*
134. ari.malala
(
19/04/2006 13:00)
Fiffi, azoko ka! fa andefaso thermometre de bain aza wa za d ts may e :-D:-D:-D
135. Fiffi
(
19/04/2006 13:02)
ari.malala: ok zany akia an! fa hataoko c... hihihihih rehefa tonga ilay fotoana an! :-*:-*:-*
136. watafon
(
20/04/2006 04:54)
ari. tsy maniry anao ho may zay k ! au contraire aza e! :-*:-*:-*:-*
Fiffi: aza adino zany thermomètre zany an !!!
Fiffi: aza adino zany thermomètre zany an !!!
137. ari.malala
(
20/04/2006 05:45)
wata, hihihi, ka za ko ts ho may ka :-:-*:-*:-*
Fiffi, aza adino mints le thermometre an :-D:-D
Fiffi, aza adino mints le thermometre an :-D:-D
138. Fiffi
(
20/04/2006 12:31)
:*wata: iny ary fa nisy nanelingelina eh ? :-D:-D:*
ari.malala: le hatao anaty vava io an! :-D:-D:-D
ari.malala: le hatao anaty vava io an! :-D:-D:-D
140. pitchou
(
20/04/2006 17:05)
thermomètre de bain ndray ve no hataon'i ari any anaty sofina? kay kay kay! tandremo sao amaratra aky an!:D