dokotera sy ny fahazarana.

81. watafon ( 14/04/2006 09:08)
Fiffi: possible k ! :-*
82. ari.malala ( 14/04/2006 11:22)
za alo zany ts fahazarako le misasa @ savony e, fa le rano mangatsika zany zao mbola vô hampangotraka rano ndray zany za zao :)
83. Fiffi ( 14/04/2006 11:58)
ari.malala: izay indrindra akia no mety hatao an! de mazotoa ndry :-*:-*:-*:-*
84. watafon ( 14/04/2006 11:59)
tandremo ary sao mahamay loatra ndray an !!!:-D:-D
85. Fiffi ( 14/04/2006 12:02)
:-D:-D:-D wata: izy kosa ve akia dia tsy hahay hitsapa na mamy be na tsia ? zany moa ry ari. o ?
86. watafon ( 14/04/2006 12:07)
resaka mba tiana atao ftsn iry ry Fiffi an !:-D
87. Fiffi ( 14/04/2006 12:10)
wata: fantatro ka! :-D:-D:-D:-D may!may!may! ve ? :-D:-D :*
88. watafon ( 14/04/2006 12:16)
aza misy anie izany rey olona ! :-D:-D:-D
89. Fiffi ( 14/04/2006 12:20)
tsy hirina io an! :*
90. watafon ( 14/04/2006 12:25)
za tsy maniry an'io k ! :*:*
91. Fiffi ( 14/04/2006 12:29)
zah koa aloha an! :*:*
92. watafon ( 14/04/2006 12:33)
:lol::lol::*
93. Fiffi ( 14/04/2006 12:55)
:):*:*
94. Herimiafina ( 14/04/2006 15:06)
Mifandamoro ireto ato klé, hehehehe=))=))
95. Fiffi ( 14/04/2006 15:13)
:oops:
96. pissoa ( 14/04/2006 15:13)
:-D:-D:-D:-D
97. Fiffi ( 14/04/2006 15:45)
:oops:
98. lamie ( 14/04/2006 19:41)
mba mila vonjy re aho e! tsisy couleur ny ecran-ko, inona no mahatonga izany??,
99. Herimiafina ( 14/04/2006 20:00)
lamie! mandehana ao amin'ny informatika?
Jereo ny reglage de couleur dia ampitomboy.
Na jereo ny cable ecran ao aoriana sao tsy mitsatoka tsara. Ankoatr'izay de ndana mijery mpanamboatra ecran na mividy fa mety misy voa ny ecran! Ahan :@
100. fijo ( 14/04/2006 20:27)
toa nivadika be le resaka.
wata sy fiffi an,dia mbola ndeha haka kitay kely aloha fa handrehatra afo saribao,de mbola andrasana aloha ny hampafana le rano,dia mbola andrasana koa avy eo,mandra paha zaka azy,izay vao handeha hisasa fotaka.hummmmm toa ela be kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6803