dokotera sy ny fahazarana.

101. Fiffi ( 15/04/2006 03:47)
fijo: :-D:-D:-D:-D tena ela be tokoa an! ka tsy ho tara isan'andro ve hanao an'io zany ? sa mila mifoha 2 ora alohan'ny handehanana zany . Fa rehefa manao an'io kosa dia tonga de hatao betsaka de tehirizina kosa eh! dia hafanaina kely fotsiny avy eo !
Fijo: toa misy ireny système ireny any Dago fanafaihina rano koh! misy ilay inona ity anarany ? tsy tadidiko fa hatao anaty sceaux ireny dia elektrika , dia io no manafana ny rano .
102. watafon ( 15/04/2006 04:32)
Fiffi:d tara tokoa aza an !! maninn ono isika an ? :-D:-D:-D:-D
103. Fiffi ( 15/04/2006 04:55)
wata: tsy maninona isika ka! fa :*:* :)
fa hono wa akia ry wata sy fijo an! misy zavatra mahalasa ny saiko ato: fa inona kay no mahatonga an'ireny hoe rehefa tonga any Dago , misy ny olona an! dia marary kibo foana ? mivalana san.... tena tsy mahazaka sakafo mihintsy ary nihafara t@ fifirana hopitaly mihintsy !
Na dia mbola tsy nisakafo akory aza tonga dia ny kibo no marary voalohany , no indray moa nihinana vao maika loza ! dia tsy maintsy mihinana ecerfuril foana ?
104. watafon ( 15/04/2006 05:06)
Fiffi, le sakafo hohanina lesy no mahatonga an'io an! mila mizatra kely aloha ireo flore microbienne ao ankibo ao e! tsy mitovy mihitsy mantsy le fangaro ao antin'ny sakafo any sy aty e!
105. Fiffi ( 15/04/2006 05:10)
wata: fa misy miteny hoe ilay rivotra mihintsy no tsy mitovy. Hoe efa zatra mihaina @ rivotra pollué nefa ve tsy au contraire ? satria ny rivotra any dago mbola madio nohon'ny aty ? dia manjary tsy sahy mankany intsony ireo olona ireo satria mbola zaza koa ilay voa matetika.
106. watafon ( 15/04/2006 05:19)
Tsia kosa e! tsy rivotra zany k !
107. Fiffi ( 15/04/2006 06:01)
wata: ka mba manontany zah ka! :) io no mba henoko !
108. watafon ( 15/04/2006 07:18)
eny ary e! :-*:-* ary tian'ny oul avy any mitsy io ercefuryl io an ! aza mitondra an'io intsony refa mankaty fa misy mahasolo azy tsara aty e!
109. Fiffi ( 15/04/2006 07:22)
dain ko wata !! :-D:-D:-D kahidy kely t@ le :-* nefa mba ... androany an! :-D:-D:-D:-D:*:*
110. watafon ( 15/04/2006 07:30)
eo njay ary e! tsy kahidy za fa nifamadika fotsiny e! :*:*:*
111. Fiffi ( 16/04/2006 04:53)
mahay zany dokotera zany an! :):*
112. Herimiafina ( 16/04/2006 20:58)
Misy couple vaovao niforona njay ato izany, hehe=))=))
113. Fiffi ( 17/04/2006 04:11)
:roll:
114. Fiffi ( 17/04/2006 04:13)
Herimiafina: de inona hono no fandraisanao ilay hoe couple ?
115. pitchou ( 17/04/2006 17:31)
fannn ndray i herimiafina!
116. Herimiafina ( 17/04/2006 22:19)
Fiffi: tsy afaka mandray couple zah kah, asa ny tanako kely tsinona knou, hehehehe=))=))

Pitchou: salut njy! Elaela tsy hita an! Tairo kou aloha etsy kely e: :*:*
117. watafon ( 18/04/2006 04:11)
HM: :wink: efa ela mitsy k ! =))=))=))
Fiffi: :*:*
118. Fiffi ( 18/04/2006 06:05)
wata: :*:*:*
Herimiafina: tsy azonao mihintsy ilay fanontaniako ka! fa tsy olana eh! :-D:-D misy hareti-mifindra koa ny :*:*:* :-D:-D:-D
119. Fiffi ( 18/04/2006 06:06)
nandalo izy dia niserana..........
120. watafon ( 18/04/2006 07:05)
... fa mbola hiverina ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9187