dokotera sy ny fahazarana.

61. Fiffi ( 13/04/2006 04:30)
marina ny an'i Herimiafina an! :):* sady indrindra , efa fantatrindry ry ari.malala an! :):-*:-*:-*:-*
62. watafon ( 13/04/2006 04:48)
Fiffi,hitako akia le izy an ! :-*:*
HM :=D=D=D le fifohana sigara ftsn no manepotra kle ! :-D
63. Fiffi ( 13/04/2006 04:50)
wata; ok :):*:*
64. watafon ( 13/04/2006 04:57)
Fiffi: vaovaonjy?
65. Fiffi ( 13/04/2006 05:15)
wata: zao mahatsiaro falifaly izao aloha fa ho tonga ity ny Paska , Fa hono hoa ry wata an! misy tokoa ny hatao hoe "accident" @ io ranomafana anaty ballon io ary efa im-piry aho no naheno fa intoxiké ny olona nisasa , nisasa fotsiny io an! nefa hono tena mbola vao 2 ny ballon , ahoana koa izany ? sa ve ny antony dia momba ny tuyau ireny ?
66. ari.malala ( 13/04/2006 05:32)
Hay va re... de misaotra anareo re olona fa de za anie ka zatra mandro sy misasa @ rano mangatsika e! soa ihany! merici daolo e :-*:-*
67. Fiffi ( 13/04/2006 05:59)
ari.malala: ouaiiii !! de tsy mangatsiaka ve akia ndry @ zany ? :-*:-*:-* brrrrrrr
68. watafon ( 13/04/2006 11:54)
Fiffi: aty ange mafana e!
69. ari.malala ( 13/04/2006 11:58)
brrr mintsy v ky ry Fiffi? nan ts mangatika ky fa refa mafana ko naie ny andro no mandro @ rano mangatsiak izanya h e
70. watafon ( 13/04/2006 12:12)
:-D:-D
71. Herimiafina ( 13/04/2006 12:53)
Ny fanontaniako izao de azo antoka ve reny savons hygieniques ireny e? Toa misy manimba cellules epitheliales ny fitaovana ihany izy ireny knou? :@
72. Fiffi ( 13/04/2006 14:47)
Herimiafina: misy savony efa natokana mihintsy ho an'io an! ary eny @ farmasia hiany no ahitana azy ! ohatra "rogé cavallès" savony voatokana ho an'ny "usage intime"
73. Herimiafina ( 13/04/2006 20:48)
Io anie no anontaniako e? Hoe azo antoka ve? :@:@
74. fijo ( 14/04/2006 03:19)
fiffi an tandremo ihany fa tsiy misy azo antoka 100% izany an.samy manana ny toetran'ny oditra koa mantsy io
75. Fiffi ( 14/04/2006 04:31)
fijo: eny ary an! mahatoky an'io koa aho fa na izany kosa aza dia aleo mampiasa an'ireny toy izay savony hafa aloha raha azo hatao .
76. watafon ( 14/04/2006 05:35)
Fiffi: zay aloha e! aty aloha mbola vitsy no mampiasa an'izany e!
77. ari.malala ( 14/04/2006 05:39)
ary ny henoko ndray nefa d we ts tokony mampiasa savony mintsy refa misasa fa mampisy desequilibre ny microbes mpiaro ao anatiny ao hon zany, d in ihany az no marina e... :roll::roll:
78. Fiffi ( 14/04/2006 05:40)
wata: raha any Dago aloha dia normal io satria ahitana an'io ve aloha any ? ary ny vidiny tena lafo be hiany satria ohatra ny flacon 100ml zao no efa 6€ ka mba diniho @ zany anie an!
79. watafon ( 14/04/2006 06:01)
Fiffi: misy an'ireny aty k ! inona moa no tsy hita aty ?
Ari: k savony tsotra angamba lesy no tiany holazaina an ! :wink:
80. Fiffi ( 14/04/2006 06:46)
wata: ok! :) :* fa na izany kosa aza dia tokony hitandrina tsara hiany isika vhv , indrindra moa raha bevohoka fa mora dia mora ny fahazahoana y "infection urinaire"
wata: miteny an'io aho fa possible ve ny ahazahona io infection urinaire io nohon'ny savony hampiasaina ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1283