dokotera sy ny fahazarana.

41. watafon ( 08/04/2006 14:12)
narri,=D=D=D
42. Fiffi ( 08/04/2006 14:14)
io ary wata fa tsy :) akory :(
43. watafon ( 08/04/2006 14:20)
Fiffi, ndry tsy hit
44. watafon ( 08/04/2006 14:22)
Fiffi! za koa aza mbo gaga kou ! :-*:* vao tonga za io k !!!!!
45. Fiffi ( 08/04/2006 14:23)
wata: tsy maninona zah an! ? tsy hit... ? tsy azoko!
46. watafon ( 08/04/2006 14:33)
hihihi! tapaka fa azfd e! :-*
47. Herimiafina ( 08/04/2006 21:19)
Ahan :@:@
Routine io mon ami!
Midika io fa mivoatra ny fikarohana amin,ny gynecologie! These de Doctorat iray io an!
ahan :@:@
48. Fiffi ( 09/04/2006 06:26)
de aza mi-:@ koa ary fa routine hiany ko io !:-D
49. Fiffi ( 10/04/2006 05:22)
nanjavona indray i wata sy fijo! :(
50. watafon ( 11/04/2006 04:47)
tsy nanjavona fa niafina ! hihihi ! vao henoko omaly indray ity ry zareo an : momba io thèse na gynéco an'i HM io ihany an ! tsara kokoa raha rano avy nampangotrahana no hanaovana toilette intime e!!
51. Fiffi ( 11/04/2006 07:05)
wata: fa na ny rano mafana hiany aza dia efa tena tsara , io aloha efa mba fantatro efa ela mihintsy an! fa ialy rano nampangotrahana indray no tsy dia aiko loatra.
52. watafon ( 11/04/2006 10:35)
k raha efa avy namapangotrahana ange izy ry Fiffi d azo lazaina fa stérile tsara zany e ! raha rano mafana mantsy mbola mety hisy microbes !
53. Fiffi ( 11/04/2006 13:27)
wata: marina ny anao aloha an! ary ny rano anaty ballon ireny ve akia mety hisy microbe koa ? @ chauffage centrale no tiako lazaina an!
54. ari.malala ( 12/04/2006 05:07)
dia ts tsara zany ny misasa @ rano mangatsika (@ paompy no tiko tenenina) ve?
55. watafon ( 12/04/2006 05:11)
ari:tsy d tsara loatra hono e!
Fiffi: iny ndray kosa tokony tsy hisy intsony k ! :-*
56. Fiffi ( 12/04/2006 06:39)
wata: :) :*:*
57. Fiffi ( 12/04/2006 06:40)
wata: jereo kely akia ilay nolazaiko ao @ "marary lamosina " an! :)
58. watafon ( 12/04/2006 13:16)
eny ary fa hojereko e! :*
59. Fiffi ( 12/04/2006 13:54)
wata: :):*:*:*
60. Herimiafina ( 12/04/2006 21:31)
Matin'ny Herpes sy ny karazana virus tsy hay amin'izany rano mangatsiaka hisasana izany njy ry ari.malala fa de efa miteny zah! Indrindrandrindra any amin'iny faritr'i Moramanaga sy Alaotra iny, maloto rano hisasana ka tondraka ny karazana infection any amin'ny fitaovana! ahan :@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165