dokotera sy ny fahazarana.

21. watafon ( 06/04/2006 11:56)
rapala : mpilalao roa !!=))=))=))
22. Fiffi ( 06/04/2006 12:44)
rapala: fa inona aloha no sokirindry eh ? :-D:-D:-D
23. ari.malala ( 06/04/2006 13:17)
:-D:-D:-D ny sofiny:-D:-D:-D
24. fasaly ( 06/04/2006 13:28)
fijo:

za matetika manaraka ilay fandaharana "santé" ao amin'ny "arte".dia gaga aho,fa maro ny dokotera aty no milaza fa tsy tsara ny manadio sofina amina "coton tige"fa vao miha manosika ny loto hiditra any anatiny iny.
dia milaza koa ry zareo fa tsy tsara hoan'ny vahivavy ny "misikotra"rehefa misasa fa manamaina ny any anatiny any.
ireo zavatra voarara ireo nefa dia zavatra mahazatra antsika rehetra ,ka inona ihany no tena tokony hoatao.


aza sokirina mintry zany ny taitrofina fa avelao hipoaka ety ivelany e!:^):^):^)
de ny vevavy kocha kalou efa fahazàrana mahintry iny misikotra iny fa au moins zany une fois par jour e!:wink:
25. Fiffi ( 06/04/2006 13:47)
tsy sokirina akia ry fasaly fa rehefa avy manao douche iny na manasa loha iny dia manodina coton @ tanana de @ iny no hanadihovana ny sofina koh!
26. andry08 ( 06/04/2006 14:22)
le fosina sa le sofina fa tsy arakay intsony !:?::?::?:
27. ravakamalala ( 06/04/2006 15:24)
8O8O8O8O
28. Fiffi ( 06/04/2006 16:51)
:roll::roll::roll:
29. fijo ( 06/04/2006 20:26)
wata ton,ga soa e,
tsy azoko mihintsy le misikotra hoe,sao dia le rano mankany no manimba ny sisiny ka mahamaina azy na ahoana.fa gaga aho naheno ireo,dia io izy entiko eto io
30. Fiffi ( 07/04/2006 04:56)
de mifanaraha aloha ianareo ry fijo sy wata :) fa ny misikotra ny loto ao anaty sofina ve ny resaka eh ?
31. ari.malala ( 07/04/2006 05:40)
in marina klou le sokirina fa ts azonay e
32. Fiffi ( 07/04/2006 07:02)
ari.malala: :-D:-D:-D tsy araka intsony akia eh ?
33. mandrindra ( 07/04/2006 13:00)
ny anaty sofina dia taintsofina no sokirina.
ilay iray indray aloha tsy haiko.
34. vale ( 07/04/2006 16:51)
:-D
35. diamondra27 ( 07/04/2006 21:00)
fijo: naninona ary raha tsy mba nanantona sy nanontany
36. toubib ( 08/04/2006 06:51)
Ny marina ko d zao e, rehefa lavaka(orona, sofina lava-body, fivaviana, tsinay, foitra... )amin'ny tenan'olombelona dia samy misy ireny mikroba izay ilain'ny vatana satria miaramiasa aminy na dia salama tsara izao aza ilay olona. Eo amin'ny fivaviana ohatra dia misy ilay atao hoe "flore de Doderlein" izay mampisy fitoviana tantana eo amin'ny asa sy ny isan'ireo mikroba ireo, ny sofina koa dia misy izany fa ankoatr'izay moa dia misy "cérumen" na taintsofina izay "protection naturelle" n'ny sofina. Ka ny fikitihana azy ireny be loatra na koa ny fampiasana antibiotika be fahatany na par voie générale na locale dia manimba io équilibre io, toy izany koa ny fampiasana savony manitra ireny indrindra ilay hoe "savon antibactérien" ireny! Ny tokony hatao dia rehefa diso be loatra ny tainsofina dia ireny "curette" ireny no tsaratsara kokoa fa ilàna fahaizana ihany ny mampiasa azy na izany; misy mitovitovy am reny sarona stylo "bic" ireny ohatra.Mo raha tena mila hanampina ny sofina mihitsy le izy dia ireny "lavement" ireny no atao na basirano hoy isika gasy. Ny coton tige tsy dia tsara loatra fa tena mi"compacter" ny taintsofina mihitsy! Ny ary amin'ny "taipany" ary ndray dia misasa tsotra fotsiny marain-tsy hariva amin'ny savony à pH neutre na koa savon de Marseille, fa tsy sokirina ny any anatiny any. Raha misy zavatra hafa tena miseho (ireny lazaina ho pertes anormales ireny) dia tsaratsara raha mijery dokotera mihitsy fa misy raha tsy mazava ao.
37. Fiffi ( 08/04/2006 07:36)
ny tena tsara angamba dia tsy manadio @ io coton tige io mihintsy fa mba manodina coton @ tanana , dia 1 isan-taona manantona ORL manala azy.
38. watafon ( 08/04/2006 11:04)
Fiffi, zany mitsy akia an :-*! refa mahatsiaro oe to marendrenina zay d tokony sasana zay le sofina !
39. narri ( 08/04/2006 12:34)
salama e , marina ny voalazan ny namana toubib teo , torohevitra tsotra , aza misalasala manasa ny sofinao am rano madio ampiasao ny ankihikely ataovy be rano tsara ary aza adino ny mamafa azy am servieta maina tsara. ny any ambany indray kobany tsara am rano madio, aza sokirina am tanana maloto indrinra ny hoho tsy mitapaka fa mitondra mikroba iny .raha vao misy perte aza misalasala manatona mp^:^itsabo.aza miandry ela okay daholo ary e.
40. Fiffi ( 08/04/2006 14:07)
kay tato wata de tsy miteniteny an! :):*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2133