dokotera sy ny fahazarana.
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
161. Fiffi
(
26/04/2006 15:11)
wata: ah! de raha ohatra hoe ireny olona marary eny @ hopitaly ireny zany de voatery samy mitondra ny azy , normal moa zany , fa ny aty misy ny hatao anat vava , ambany lela , fa ny any @ hopitaly dia anaty sofina hiany sady tena 2 segondra dia vita.
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
162. watafon
(
26/04/2006 16:25)
tsy misy samy mitondra ny azy zany ireny k ! any ange atao ambany elika e! fa le anaty sofina ihany no mbola tsy hitako e!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
163. Fiffi
(
27/04/2006 12:24)
wata: fa le hoe atao ambany helika ve mila hampitombona 2 marina ny valiny azo farany ?
![](https://avatar.serasera.org/22619efeebbae81cdbc41de6d5d3f03c.jpg)
168. mimich
(
28/04/2006 06:12)
Fiffi:
fa ny any @ hopitaly dia anaty sofina hiany sady tena 2 segondra dia vita.
tena mbola tsy fantatro ndray zany marina
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
169. pitchou
(
28/04/2006 10:21)
wata> ie! sady iny eo ambody fitaratra d mahita fa tsy mila olona hafa
fa zany atao anaty sofina zany ve tsy hangorintsina be?
fa zany atao anaty sofina zany ve tsy hangorintsina be?
![](https://avatar.serasera.org/0c5f3063c436388a82b223d5bc0ba1d0.jpg)
171. toubib
(
28/04/2006 14:04)
Misy k, toy ny principen'ireny camera à detecteur de chaleur ireny ilay izy. Poa toy izay dia azo ny afanan'ilay olona ; Fa oatran'ny "otoscope" iany ny bikabikany..
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
172. Fiffi
(
28/04/2006 14:15)
elektronika io ary 2segondra fotsiny de azo ny hafanana nefa atao anaty sofina. Fa tsy haletika any akory fa ohatran'ireny fampiasana coton tige ireny ny fampihasana azy , sady maneno hoe vita.
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
173. pitchou
(
28/04/2006 18:57)
kou raha sendra le we misy mifosa ny tena d mamay b ny sofina tsy ho lazainy we manavy?8O
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
174. Fiffi
(
28/04/2006 19:26)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D njy akia mampimé an! :-D:-D:-D:-D:
le misy mifosa aloha de ny sofina eto ivelany kosa no mamay ka! fa ilay izy tena hatsofoka anaty sofina mihintsy , tahaka ny coton tige ireny fa tsy lasa lalina an! hitandry ? ohatran'ireny telefonina misy antenne ireny fa somary lehibe kokoa , de misy ecran hamakiana ny hafanana de maneno anatin'ny 2 segondra de azo ny hafanana. Tena pratika be aloha an!
le misy mifosa aloha de ny sofina eto ivelany kosa no mamay ka! fa ilay izy tena hatsofoka anaty sofina mihintsy , tahaka ny coton tige ireny fa tsy lasa lalina an! hitandry ? ohatran'ireny telefonina misy antenne ireny fa somary lehibe kokoa , de misy ecran hamakiana ny hafanana de maneno anatin'ny 2 segondra de azo ny hafanana. Tena pratika be aloha an!
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
175. watafon
(
29/04/2006 03:33)
pitchou: vao avy nisy nifosa anga njy io zao ?:-D:-D:-D:-D:-D
Fiffi:mbola tsy nampiasa an'io za kalou e!
Fiffi:mbola tsy nampiasa an'io za kalou e!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
176. Fiffi
(
29/04/2006 05:22)
wata: jereo ange ity an! http://www.cps.ca/francais/enonces/CP/CP00-01.htm#tympanique
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
179. fijo
(
30/04/2006 18:42)
fa ny ahy ny olana dia tsy °C no avoakany fa °F nefa tsy haiko ny mamadika azy ho °C