dokotera sy ny fahazarana.
201. Fiffi
(
12/05/2006 19:16)
mimich:le hoe misasa @ rano mafana hono tena tsara ho an'ny vhv indrindra raha efa napangotrahana ny rano , raha tsy misy chauffeau mba hanalana ny microbe .
tsy arako njay marina le resaka ranomafana sy mangatsiak ee!!! mba avereno kely w inn no ratsy de inn no tsara
203. fijo
(
13/05/2006 21:03)
saholy an,misasa fotsiny klo,dia ampy izay.fa le fofofna raha tsy misasa anie ka loza be e.
206. mimich
(
15/05/2006 07:54)
salohy> merci
wata> ie araka haingana am zay refa nazavaina ela2:lol:
fijo> hihihi , salohy alou fa tsy saholy ee!!! simban-jy ny ps n'oll
pitchou> za ko vao saika hanontany mintsy iza tany ho any ndray no efa nahenonao fofona
wata> ie araka haingana am zay refa nazavaina ela2:lol:
fijo> hihihi , salohy alou fa tsy saholy ee!!! simban-jy ny ps n'oll
pitchou> za ko vao saika hanontany mintsy iza tany ho any ndray no efa nahenonao fofona
209. mimich
(
15/05/2006 09:34)
o ry fijo ahh!! ho tapa-tsinay eo i wata sy fiffi , reo aminao an!!!! jereo reto izy raha mbola mitsahatra ny mihomehy h@ zao.
212. salohy
(
16/05/2006 05:50)
fijo> fa taiza no nisy resaka fofona zany e!?
wata> tsy manin za ka!:-*:-*
mimich> tsy misy fisaorana e!
wata> tsy manin za ka!:-*:-*
mimich> tsy misy fisaorana e!
214. salohy
(
16/05/2006 07:52)
fiffi> iza njay zao no dokotera manao fahazarana eo! de inona io fahazarany io fa tsy azoko? :?::?::roll:
218. salohy
(
17/05/2006 10:51)
lasa tsy azoko intsony izy zany ry zareo a! fahazarana ahoana e!:roll::?::!:
220. mimich
(
17/05/2006 12:09)
salohy ahhh!!! araho am am ze misoratra eo fa na za ko za efa ela no tsy naharaka