Fampirafesana

1. Odilon75 ( 10/04/2006 11:42)
Manontany aho fa malaza be ity olona iray ity amin'ny fampirafesina nefa ny tenanny tsy mety manambady fa mifidy vehivay iarahana sy mila vehivavy tsara hono, maro ny efa niarahany nefa tsy nisy nanaja azy fa mampirafy telo efatra ilay lehilahy (....), ka maro no miantso todimpitia an'io lehilahy tsy vanona io. Koa misy ve zany todim-pitia lazaina eto sy araka ny ohabolana hoe todim-paty aza manody fa todim-pitia manodiava? mitombina ve io.



Nahitsin'i lanto
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 16:23
2. ikalakintina ( 10/04/2006 11:51)
mitombina io sady tsy mitombina araka ny hevitro satria, misy olona refa nanao ratsy de itanao mitsy oe iny fa nivaly taminy ny nataony, fa misy tsy itanao, nefa araka ny finoana malagasy de tena misy ny todimpitia,
3. Herimiafina ( 10/04/2006 12:21)
Misy ny todimpitia kah, mivaly ireny, tena mivaly ary lasa tsy vanombanona mihintsy raha tratrany! Na lahy na vavy sans exception!

Fa izao, efa fantatra i Ra jean-Chry fa bandy tsy misy ilavana azy naninona izany sipa rehetra izany mbola niditra ihany? Hita eny amin'ny fomba fampiresahan'ileiry eny anie fa Chasseur de femme i nedala e! Ahan :@:@
4. pissoa ( 10/04/2006 12:36)
Tsy haiko raha misy ... zah alou mbola tsy tratra :roll::roll::roll:
5. kala ( 10/04/2006 12:37)
HM > safidy koa angamba ny an'ny vhv sasany ê! te-hanandran-tsira kay sendra ny mangeoka.

fa tsy aleo ve hita mivandravandra eny ny hadalan'ilery toa izay joko -tsoriaka mahasambo-kary
(HS kely io)

Odlon75 > misy mihitsy ny todim-pitia ka! sady raha lany harena ange ny ol ray mbola mety tafarina fa refa ianjeran'ny todim-pitia reny tena mampangoraka indray ê!

raha fitiavana zany hoa entina mora ihany no vahaolana : aleo mitarika 2ème toy izay manapitra tableau nefa ny hady hivarinana efa eo aloha tsy azo hidivirana vao tora-kovitra

faly mampijaly fon'olona sy mandiso fanantenana fotsiny fa ny todiny avy eo:snif:



6. xxx ( 10/04/2006 12:42)
Zay le toetsaina tsy mety ry odilon75 a,samy manana ny fiainany sy nanana ny fiainany ny olona rehetra ,ny anazy resaka sipa zany fa enao koa ange mety zavatra hafa(mety toaka na rongony na milaiso e).Ka rehefa tsy namono olona izy na ny vadinao no nalaina de avelao izy hanao ny fiainany e.Sa enao mba te nefa tsy tafa?
7. Fiffi ( 10/04/2006 12:46)
asa raha misy zany todim-pitia zany fa amiko aloha dia misy valiny daholo izay rehetra hatao. na izany aza, tokony tsy hitsara olona isika fa hisy ny anjarany.
8. Herimiafina ( 10/04/2006 13:00)
Ka rehefa te hanao de tokony efa mahafanatra ilay valiny e! Adala izay manao kanefa tsy miheritreritra ny vokan'ny nataony!
Rehefa mamafy ianao dia mijinja! Ny ahy izao efa haiko tsianjery izay ho jinjaiko rehetra. ahan :@:@
9. kala ( 10/04/2006 13:17)
ahan!
10. Fiffi ( 10/04/2006 13:23)
:roll:
Herimiafina: marina ny anao ka! tokony hahay hijinja izay nafafany tokoa. Ary tokony hisaina tsara aloha alohan'ny hanaovan-javatra fa ny nenina hono tsy aloha fa any aorihana handatsa!
11. Herimiafina ( 10/04/2006 13:25)
Haintsika tsara ny manao étude ex-anté ny zavatra hataontsika rehetra saingy mbola tsy voafehitsika ny etude ex-postizany hoe ny mijery mialoha ny vokany.
Misy mantsy ny olona antsoina hoe Impulsif de misy ny antsoina hoe reflechi! Vitsy ny reflechi fa betsaka ny impulsif izany hoe manao zavatra aloha vao misaina. Ahan :@:@
12. Fiffi ( 10/04/2006 13:39)
tena marina!
13. diamondra27 ( 10/04/2006 14:10)
todimpitia manodiava. Misy ve?
Tsy misy io amiko fa fifandrifihan-javatra raha ho hisy. Ny mampalahelo fotsiny de raha efa manambady le olona de ny vadiny no mijaly miafy sy mitaty ny vokany.

Firifiry akory ny bandy mampirafy fa mbola miaina tsara sy mahazo vady malemy fo. Ary izany no tena mbola mahagaga ahy hatr@izao oe: le bandy maditra be reny mahapezy an'ireny sipa maontina sy tsara fanahy ireny fa inona marina no antony?

14. fasaly ( 10/04/2006 14:24)
koayyyy! tena misy ankanonona anarana beuh mintsy zany an adresse tout et tout:-D:^):^)
15. xxx ( 10/04/2006 15:49)
Ka ny olona tsy ange tsy hendry otranao daholo de miafina e:-D:-Dquote=fasaly]
koayyyy! tena misy ankanonona anarana beuh mintsy zany an adresse tout et tout:-D:^):^)
[/quote]


16. Herimiafina ( 10/04/2006 15:57)
Angaha zah niteny hoe zah hendry, eo indrindra isika izao! ahan :@:@
17. Herimiafina ( 10/04/2006 17:23)
Porofo: ny todimpitia dia misy satria misy energie negative be dia be makany amin'i nedala dia miova ny equilibre energetique cosmique-ny dia mandeha amin'izay ny signe (tsindrimandry ratsy) rehetra de tafasisika ao anaty subconscient an'i nedala dia lasa misy autosuggrestion de tanteraka ny tsindrimnadriny rehetra.
Any Californie any UCLA misy departement manao etude-n'io tranganjavatra io mihintsy! Ahan :@:@
18. kiali ( 10/04/2006 18:24)
zay mangina volamena
19. xxx ( 10/04/2006 18:39)
Amiko de tsy misy izany todimpitia, tsiny, ozona izany. Fampionona tena no namoronana sy hinoana an'ireny.
T@ izaho nitia voalohany indrindra de voadom-pitiavana za, todimpitia izany ny nahazo ahy t@ io??
Ary ilay olona resahina etsy ambony tsy mety voa ny todimpitiavana mintsy izy??
Safidy io, raha te-hanao ratsy na tsara @ olona enao, de anao izay. Mbola hisy zavatra tsara na ratsy foana hiantra @ anao ao aoriana kely ao. De eo @ izay ilay interprètation???
20. Herimiafina ( 10/04/2006 18:44)
Aiza ny porofo ry xxx? ahan :@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5938