Fampirafesana

41. mamzelkely ( 11/04/2006 05:32)
za klou de d'accord am cutie we ny atao no miverina fa ts de tena we todim-pitia le izy nefa ra afaka misy manazava koko ny atao we "tody" de mety hazava amiko io
42. kala ( 11/04/2006 05:34)
lay fampirefesana eo ihany fa le ahan sy le :@ ne tena maha:-w:-w:-w anà
:oops::oops::oops::oops::oops:

43. kabotal ( 11/04/2006 11:26)
Ny todim-pitia tena misy ry zareo an, ny atao no miverina ange de le ratsy nataonao t@ olona ihany, ka le todim-pitia tena misy fa aza tratrany ihany fa mandraingirainy, ary le hoe demontrena scientif... tsy de mahalaza azy, ary diniho kely ffa ny ntolo Malagasy ange mandinika manao ireny ohabolana sy teny ireny, tsy fampitahorana foana ireny fa entina hampieritreritra mba tsy hanaovanaovana foana. Ka ny todim-pitia misy e. Ny ahy alou le sipa nisaraka tamiko nitodian\'ny nataony e, tsy nanozona azy aho na hoe ahoana fa de samy nanana ny nalehany ka any amin\'ny tsy mahay maka nomitonatona. Ka aza voan\'ny todim-pitia fa gravy io e. Mba minoa an\' Ntaolo Malagasy e.
44. radeeds ( 11/04/2006 11:30)
Raha midona ny orana any ankaratra,
maintso manombana ny any andringitra ,
vaky tsipelana ny any anjafy,
mitomany ra zanaboromanga ,
mihomehy ra tsimatahotody,
todim-paty aza manody ,
ny todim-pitia manodiava .
:-*:-*:-*
45. kala ( 11/04/2006 11:41)
zany mitsy ê!:roll:8)
46. Herimiafina ( 11/04/2006 15:13)
Ahan :@:@
nahomby indray ity test ity klé! zah nefa tsy mahafantatra na misy na tsy misy ny todimpitia fa mba mi-test ny fahitanareo azy zah de hitako ankehitriny fa tsy misy izany izy ka dia afaka hampitaka ampilaminana amin'izay ny tenako. lol ahan :@

NB: raha zah nareo de atao hoe misy ny todimpitia fa manjary mampaditra anah.
47. pissoa ( 11/04/2006 16:05)
:{:{:{
48. cutie ( 11/04/2006 16:29)
NB: raha zah nareo de atao hoe misy ny todimpitia fa manjary mampaditra anah.

efa maditra foana na misy io na tsia:-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 11/04/2006 16:37)
De manjary midingindrambo daholo anie akia izay te haditra rehetra e! Justifié ity ny faniriako hoy izy, azo atao ny mamitaka, ny mandringana fitiavana, ahan :@:@
50. cutie ( 11/04/2006 16:39)
tout est possible e:-D:-D:-D:-D
51. Herimiafina ( 11/04/2006 16:48)
Ahan :@:@
de ahoana izany ireo voafitaka? ahan :@:@
52. cutie ( 11/04/2006 17:13)
ka zay le we tout est possible:P
53. Herimiafina ( 11/04/2006 17:35)
Managaina izany ny ranomaso latsaka an? raha mba azo nanondrahana voninkazo moa ka naninona? ahan :@
54. cutie ( 11/04/2006 17:37)
raha mba afaka nanamboarana fitaratra moa :-D:*:*
55. Herimiafina ( 11/04/2006 17:42)
Hatramin'izay nahalasan'i rafotsy mpamitaka izay dia efa lasa renirano ny ranomasoko latsaka tato, ahan :@
56. cutie ( 11/04/2006 17:46)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
57. cutie ( 11/04/2006 17:48)
:oops:tokony nataoko we mampa
58. Herimiafina ( 11/04/2006 17:49)
Todimpitia = Irariako mba ho safotr'io renirano io i rafotsy na le rafiko na farafaharatsiny iray amin'ny taranany! ahan :@
59. cutie ( 11/04/2006 17:51)
aza mamaly ratsy ny ratsy e :lol:
60. Herimiafina ( 11/04/2006 17:53)
Zah angaha mamaly ratsy ny ratsy, le reniranon-dranomasoko no manafotra azy fa tsy zah! ahan :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1663