Fampirafesana
62. xxx
(
12/04/2006 00:15)
Aza be resaka eo ry Herimiafina, ohatra tsy hitako nampiaraka:* t@ olona hafa ( tsy rafotsy an ) omaly avy mirava niasa iny tery @ Banque mondial Anosy.....
Mino ve nareo fa ny todimpitia no tsy hampirafesana ny olona sasany ( matahotra). Amiko tsy barrière manakana io fa fampionona tena ny olona voa dona fotsiny.
Mino ve nareo fa ny todimpitia no tsy hampirafesana ny olona sasany ( matahotra). Amiko tsy barrière manakana io fa fampionona tena ny olona voa dona fotsiny.
64. mamzelkely
(
12/04/2006 05:32)
niezaka nikopy an le todim-pitia za fa ts mbola azoko le izy ôô :roll:
66. kabotal
(
12/04/2006 08:57)
Ny fampirafesana anie ry reto efa tamin'ny andron'i Abrahama de efa nisy e. Ireo mpajanka (ao anaty baiboly io) kou torak'zany. De hoy aho we mbola tarazoky ny talou io e. Tsy hita zay elana aminy fa izay tratra alou de miaritra kely eo fa ny sambo mifandona ihany no gravy.:lol:
67. pissoa
(
12/04/2006 09:11)
xxx:Ahan :@:@ tsatsa njay Herimiafina kle :-w:-w Be resaka tssssss :°)
Aza be resaka eo ry Herimiafina, ohatra tsy hitako nampiaraka:* t@ olona hafa ( tsy rafotsy an ) omaly avy mirava niasa iny tery @ Banque mondial
68. texe
(
12/04/2006 09:34)
tena misy tokoa ny todimpitia ry namana
ary tena mazefatra ny vokany tsy misy mazaka anio zany e! ary izay mamafy dia tsy maintsy mijinja
69. xxx
(
12/04/2006 12:55)
Tsy misy izany ny todimpitia...eee, ry malagasy kely. 10% ny malagasy ihany hoy za no tena kristianina, ny sisa de sady tsy kristinina no tsy mpanompo sampy eo anelanenany.
70. cutie
(
12/04/2006 13:20)
ataovy we ze efa voa ihany no manaiky we misy ny todimpitia de samy vita e :P
71. Fiffi
(
12/04/2006 13:20)
Tsy misy izany ny todimpitia...eee, ry malagasy kely.fa ahoana zany malagasy kely zany klé :evil::evil::evil: nga hono i xxx malagasy ngezabe ? ary ngezabe tahaka ny inona hono ?
10% ny malagasy ihany hoy za no tena kristianina, ny sisa de sady tsy kristinina no tsy mpanompo sampy eo anelanenany.fa inona hiany ary ity resaka 10% no tena Kristianina ity ry xxx ? tazomy ho anao irery hiany io satria ianao dia kely finoana ka aza ny malagasy rehetra no hampidirinao @ io 10%-nao io an! efa namoaka an'io ianao etsy @ fivavahana sy finoana ka tazomy ho anao irery izany.
72. Fiffi
(
12/04/2006 13:28)
Aza be resaka eo ry Herimiafina, ohatra tsy hitako nampiaraka t@ olona hafa ( tsy rafotsy an ) omaly avy mirava niasa iny tery @ Banque mondial Anosy.....:-D:-D:-D:-D pissoa: de mino an'io ve akia ndry , nga hono lasa tany Anosy tampoka i Herimiafina ? :-D:-D:-D mba mahita lazaina koa i xxx an! :-D:-D:-D:-D:-D
73. pissoa
(
12/04/2006 13:39)
Hihihi, Fiffi ve tsy mahafantatra hoe Herimiafina e :-D:-D:-D
Rehefa manana herimiafina dia mety hoe vetivety zah eny Anosy, vetivety zah tsy eny :roll::roll::-D:-D:-D
Rehefa manana herimiafina dia mety hoe vetivety zah eny Anosy, vetivety zah tsy eny :roll::roll::-D:-D:-D
74. Herimiafina
(
12/04/2006 14:03)
nareo ve tsy mahafanattar ny atao hoe fampirafesana e? Misy ny fampirafesana dans le temps de misy ny dans l'espace!
Dans le temps=misolo sipa otran'ny misolo lobaka.
Dans l'espace=manao sipa be dia be aen même temps, ahan :@:@
Dans le temps=misolo sipa otran'ny misolo lobaka.
Dans l'espace=manao sipa be dia be aen même temps, ahan :@:@
75. Herimiafina
(
12/04/2006 14:06)
De iza tamitsika no mbola tsy nampirafy izany, iza amin'ireo roa ireo no mankarary saina anao kokoa raha victime ianao! ahan :@:@
78. Herimiafina
(
12/04/2006 14:35)
Bonjour disciple mamzel, rariny raha miasa saina ianao kah, ny efa fantatrao mantsy dia ny fampirafesana dans l'espace ihany fa ny dans le temps toa tsy misy nanahirana ny sain-dra-olombelona nefa mety ho tsy mety ihany koa! ahan :@:@
80. Fiffi
(
12/04/2006 15:33)
de asa hono fa dia avela aloha zany i HM hifanazava @ mamz :-D:-D:-D:-D:-D