Fampirafesana
21. Fiffi
(
10/04/2006 18:55)
T@ izaho nitia voalohany indrindra de voadom-pitiavana za, todimpitia izany ny nahazo ahy t@ io??fa angaha moa raha vao voadona ry xxx tonga dia todim-pitia ? raha voadona ianao tsy ianao no ho voan'ny todim-pitia fa ilay nanao ratsy anao , aza hafangaro an!
Ary ilay olona resahina etsy ambony tsy mety voa ny todimpitiavana mintsy izy??porofoa tokoa arak'io lazain'i Herimiafina io. Mbola ho avy ny anjarany ! ary tsy fantatrao izay nety nanjoa azy anie eh!
22. xxx
(
10/04/2006 19:00)
Ka izany mintsy anie azo porofoiny io zavatra io, fa resaka fotsiny. Raha misy zavatra ratsy manjo ilay bandy resahana io tonga de avy ny conclusion hoe io ary fa voa.
23. Herimiafina
(
10/04/2006 19:27)
An3, ka ianao voa anie mety tsy hahita e! Zah kou anefa manana porofo, tena hita hoe voa de tena miteny irery mandraingiraingy mihintsy de ny mpitazana tonga de tena hoe todimpitia io! Ahan :@
24. cutie
(
10/04/2006 19:27)
Mpandefa : Odilon75 [ Valio ] 10-04-2006 16:42:09
Lohateny : Fampirafesana
Manontany aho fa malaza be ity olona iray ity amin'ny fampirafesina nefa ny tenanny tsy mety manambady fa mifidy vehivay iarahana sy mila vehivavy tsara hono, maro ny efa niarahany nefa tsy nisy nanaja azy fa mampirafy telo efatra ilay lehilahy (....), ka maro no miantso todimpitia an'io lehilahy tsy vanona io. Koa misy ve zany todim-pitia lazaina eto sy araka ny ohabolana hoe todim-paty aza manody fa todim-pitia manodiava? mitombina ve io.
tsy misy ny todim-ptia fa fomba entina ilazana ny atao no miverina ihany io.:P
27. Herimiafina
(
10/04/2006 19:38)
Okay! Fa na dia izany aza ny tiako hambara aleo hatao hoe misy ny todimpitia sao de mivadika eo daholo indray izay te hivadika rehetra satria lasa miheritreritra fa tsy ho voasazy sy tsy ahazo todimpitia any aoriana any! Ahan :@:@
29. Herimiafina
(
10/04/2006 19:46)
De inona no iantsoana an'izay ry bavy, izay izy miverina izay??
Midingindrambo izay rafotsyu any amin'izay misy azy any klé! Ahan :@:@
Midingindrambo izay rafotsyu any amin'izay misy azy any klé! Ahan :@:@
31. Herimiafina
(
10/04/2006 19:50)
Ahan :@:@
iza no namorona an,io fomba fitenenana io, mitombona ve sa tsia!
Ny atao no miverina =todimpitia. ahan :@:@
iza no namorona an,io fomba fitenenana io, mitombona ve sa tsia!
Ny atao no miverina =todimpitia. ahan :@:@
33. Herimiafina
(
10/04/2006 19:54)
Misy fomba fitenenana izay tena mitombina: "mbola ho hitanao ny vokatr'io ranomasokko latsaka io".
Miantso todimpitia ilay olona amin'iny! de tonga le todimpitia dia mivantana ao antsain,ilay bandy dia tadidiny foana le sipa mitomany, de refa mifoha maraina izy dia malahelohelo manembonembona ilay ispa mitomany de tsy misy alehany izy rehetra ataony amin'iny andro iny dia voaroaka amin'ny asany izy. manomboka eo ny valin'ny nataony izay vokatry ny todimpitia! ahan :@:@

35. Herimiafina
(
10/04/2006 19:59)
Ary tena maranintsaina njy ty ry bavikely an! Efa hitanjy kou angaha le Boomerang an'i Eddie Murphy sy Hale Berry iny? Ahan :@:@
de reny mihintsy le atao hoe todimpitia, ahan :@:@
de reny mihintsy le atao hoe todimpitia, ahan :@:@
37. xxx
(
10/04/2006 20:11)
tsy misy ny todimpitia Ry Herim...
Resaka fampatahorana sy fampionona tena hoany voa fotsiny io.
Raha démontration scientifik no ilaina de tsy misy satria ny ntaolo malagasy de tsy scientifik.
Ary ny malagasy de no taizana tao anaty tahotra foana: tsy azo atao ny :
- mandaka rindrina.....Renibe maty.
- manondro fasana.......boka
- mikapoka sotro be.....Gidro
-
-.........
(Herimiafina>Ahan Demontrer-o kely scientifiquement aza! ahan)

39. diamondra27
(
11/04/2006 01:03)
tsy misy oa zany fa mba fifandrifianjavatra fotsiny
todimpitia manodiava; Amin'iza? le olona manao an'io anefa bonne chance foana sady mampijaly foana fa tsy manody izany.
todimpitia manodiava; Amin'iza? le olona manao an'io anefa bonne chance foana sady mampijaly foana fa tsy manody izany.
40. Fiffi
(
11/04/2006 04:21)
io aloha dia arakarakin'ny tsirairay hiany eh! fa ny tsara fantarina fotsiny dia ny hoe "ny nenina tsy aloha hananatra ......ary toa hisy valiny daholo ny zavatra hatao.