Mbola lay reportage tao @ TF1 iany

1. ainaheri ( 10/04/2006 08:21)
D sady ontsa ny fo no somary tezitra ihany ny tena
raha manontany tena hoe natakalo lalana ny fahasalamambahoaka,na ilay eponge matelas aza efa maintingirona tsy misy lambany,ianao miantotena @ retra2!!Raha ny amiko aloha ny fahasalamana no zava dehibe amoko.
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:44
2. diamondra27 ( 10/04/2006 08:54)
ka fahantrana doly zany fa atao ahoana e! refa vita aloha le opération de 'zay no zavadebe
3. Fiffi ( 10/04/2006 09:11)
marina izany.
4. Falzar ( 10/04/2006 09:43)
Eny marina t'koa 'zany, kanefa na d'zany aza ve de reny no mba réportage tokony halefa e? Tsy fanalana baraka an'i MDG fotsiny ve reny? na koa fitsikerana ny Mpitondra? Sûr ve ny nampanao réportage fa hampitombo ny fanampiana azon'i MDG iny sa vao mainka hampitombo ny raciste sy ny fanambanimbaniana...ny gasy?
5. Fiffi ( 10/04/2006 15:23)
Falzar: inona ary no tianao : voavonjy ireo olona nihisa 200 tao anatin'ny 15 andro sa ny orgueil ? tsy misy fanalam-baraka izany satria na hatraiza na hatraiza dia misy foana ireny olona volontaire ireny manampy. Ireny ve dia rokony hatao hoe fanalam-baraka ? inona koa no idiran'ny raciste ao ? taiza koa no hoe nisy fanambanimbaniana ny gasy raha mba nisy olona nanampy ? raha mijery marina ianao , jereo kely anie ny fitsarana ireny vahiny ireny eh ? tsy mba ny zavatsoa vitany no jerena fa tonga dia wa ! wa ! wa !
6. watafon ( 11/04/2006 04:44)
Fiffi, mitovy hevitra aminao koa aloha za eto e!
amiko aloha tsy midika fanalam-baraka velicely ireny e ! sady amzao toerana misy an'i MDG amzao aloha d ilaintsika ny zvtr toy ireny sady manampy tokoa ! marina ny frantsay ange tsy milay doly e!
7. Fiffi ( 11/04/2006 07:03)
wata: marina aloha fa misy dia misy tokoa ny frantsay tsy milay an! fa tsy tokony hafangaron'ny olona kosa ny fanaovan-tsoa sy ny tsy fitiavana ny frantsay! jereo kely anie ireo fahasambaran'ireo olona voatsabo eh ?
8. watafon ( 11/04/2006 10:33)
izany tokoa retsy ry Fiffi an !
9. Fiffi ( 11/04/2006 13:25)
:):*
10. watafon ( 13/04/2006 04:59)
izay ange le tsy ahafoizako an toi e! :*:*:*
11. Fiffi ( 13/04/2006 05:10)
wata: ndryyyy zah ko aza koh! :) :*:*
12. watafon ( 13/04/2006 11:42)
eo fa mbola ampiako ndray ary e!:*:*:*
13. Fiffi ( 13/04/2006 14:41)
wata: bedy eo isika ny hafarany an! manodina resaka :oops: :*:*:*
14. fijo ( 13/04/2006 20:02)
iny fandaharana iny kosa aloha ry ainahery,dia tsy ampitovoziko amin'ilay tamin'ny F3.
ilay tamin'ny F3 dia manatsikafona fotsiny ny zavatra tsy mty any amintsika.
ity tamin'ny TF1 ity kosa na dia maneho ny tsy fahampiana any aza,dia hitako hoe mba nitondra zavatra hoantsika,satria ny voatsabo nahazo soa,moa ny dokotera koa nitombo fahalalana.
15. Fiffi ( 14/04/2006 04:27)
fijo: marina ny anao , zah hoa t@ nahita an'io reportage io dia tsy nahetsika fotsiny fa dia nanaraka , ontsa ny fo nefa dia faly koa satria maro no voatsabo ary enganie ka mba hitohy izao fanampiana hataon'ny vahiny izao.
16. ainaheri ( 14/04/2006 12:11)
Ka lay izy anie zao ee tsy azonareo lay resaka fa tsy miresaka ny mpanao reportage aho fa ny mpitondra ao amintsika !!
Zay ny atao tsara nefa ny fahasalamambahoaka atao tsizarizary!!
17. watafon ( 14/04/2006 12:16)
:roll: hay v e !
18. Fiffi ( 14/04/2006 12:18)
ainahery: ka ilay resaka dia nitohy , ary nisy an'izao: kanefa na d'zany aza ve de reny no mba réportage tokony halefa e? Tsy fanalana baraka an'i MDG fotsiny ve reny? dia voatery hamaly an'io zany satria tsy ny oregueil hoy aho no tokony hatao fa ny fanampiana sy famonjena ireo olona narary ary voatsabo ara-dalana ka isaorana azy ireo!
19. fijo ( 14/04/2006 20:11)
ka ny mpitondra tsimaintsy mijery ny "retour"politika foana ka.izay indray tsy afaka hialana,fa isika vahoaka kosa ,mitsara ny soa sy ratsy entiny
20. Fiffi ( 15/04/2006 03:35)
dia mba aoka tsy hitsara vilana raha nahazahoan-tsoa fa mba miaraka faly @ ireo olona voavonjy.:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2204