Mbola lay reportage tao @ TF1 iany

41. Fiffi ( 20/04/2006 12:29)
:) :*:*:*
42. watafon ( 20/04/2006 12:59)
:lol::-D:*:*:*:*:*
43. adidy ( 20/04/2006 15:20)
Dia gaga hono Fifi sy wata hoe nankaiza ny olon-tety! Koa nareo mitsam lozana mifanoroka ,ny olona lasa tany vichy koa!=))=))=))
44. watafon ( 21/04/2006 09:41)
adidy: zany tokoa moa ! k tsy maintsy asiana ihany ange le miandry tanàna e !!!:-*:-*:-*
45. Fiffi ( 21/04/2006 12:44)
adidy: =))=))=))=))=))=))=))=))
46. watafon ( 22/04/2006 15:07)
:-D:-D:-D:-D
47. Fiffi ( 22/04/2006 15:26)
adidy: ka ny anay sy wata anie ka vitamine no nataonay teto eh! nila vitamine be mihintsy izahay fa izahay mitsam irery ve no navelanareo hiandry tanana teto koh! sa tsy izany ry wata ? :-D:-D:*:*
48. fijo ( 23/04/2006 03:05)
raha toa izao,mba hiandry tanana koa ny tenako kle.
49. Fiffi ( 23/04/2006 05:22)
:-D:-D:-D de ny miandry tanana ve no tianao ry fijo ?
50. adidy ( 23/04/2006 14:37)
Ilay Fijo koa ange ka malin e!!! Efa vita ny nataony tany Vichy nanao expo hoe virja dia iverenany eto indray ireo mbo niandry tanàna!8O:8O
Wata sy Fifi: isaorana anareo ary niandry tanàna e!Hendry tsara va ny teto??:wink::wink:
51. Fiffi ( 24/04/2006 04:44)
adidy: endry tsara ve hoy ianao ? heu...... tsy nazava nga ireo nampisehoanay ireo ? :-D:-D:-D:-D
fijo: sohiany fa tsy azo tapahina 2 ianao an! :-D:-D
52. watafon ( 25/04/2006 11:25)
adidy: nilamina teto k ! tsy nisy tomika mitsy :-*:-*
Fiffi: elaela zany an ! :*:*
53. Fiffi ( 26/04/2006 04:18)
wata: :*:*:* teto hiany akia fa somary sahirana kely zah teo , nga hoy ianao fa tsy maintsy mitandrina kely aloha fa raha vao tonga eto @ forum zah de tsy misy zavatra vitako intsony :-D:-D:-D de taraiky be daholo ny asa :-D:-D:-D sady mijery reportage hiany koa de .... :-D:-D:-D:-D:-D
54. watafon ( 26/04/2006 12:22)
izany mihitsy akia ry Fiffi an !:* manjary lasa mijery bol ftsn e ? na oe miandry tanàna aza!!:-D:-D
55. Fiffi ( 26/04/2006 15:05)
wata: :*:* marina raha tsy aleko hiany miandry tanana an! :oops:
56. watafon ( 26/04/2006 16:17)
hahaha ! njy ty wa tssss ! d hiafenantsika i fijo an !:-$:*:*
57. Fiffi ( 26/04/2006 18:53)
wata: :*:* ie ! de ho gaga eo koa i adidy de hilaza indray izy hoe fa nisy inona ? nefa tato hiany zahay fa maninona indray no hoe mbola niandry tanana ? :-D:-D:-D tara eo indray aloha i fijo eh! zany ko moa no halehany rehefa lava-tongotra :-D:-D:-D:-D
58. watafon ( 27/04/2006 03:44)
hihihi! ten
59. watafon ( 27/04/2006 03:46)
tena misy fahavoazana le masinina akia d mamoaka sarisary d zao ftsn alou an !
60. Fiffi ( 27/04/2006 12:19)
wata: ie ! fa aleo tokoa zao aloha fa bedy eo isia ny hafarany an! :oops::)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2083